Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Ok! fa ilay papier bristol zao toa tsy manana ny fanjakana Papier bristol eo iany fa le encre mitsy no gaigy! Tsara koa raha atao ao ny ora sy toerana @ le rendez vous 21 sep satria tsis fotoana hiresahana loatra refa mifanena eny @ arabe, fa miankina amitsika le izy. Proposition an'i Andovw eo @ parking akaikin'ny FIARO Ampefiloha izy zay!dia vers 14h30 any ny heure sa aona ry zalah?
  2. Rajoù

    Marsplit

    Tonga soa e! Tsara le fiara dia arahabaina fa nahavita zavatra milay be!
  3. ny ana koa aloa tsis anarana fa oe golf-ko fotsny refa miantso azy ao @ tanàna e . fa le no-proposenlah t@ SO6 control iny ra Ari ts tafa a! tadidinlah?
  4. tena anisan'ny olona manana experience @ VW mitsy ra-Catz raha ny fahitana an'le fiara VW be de be eo an-tokotany reo! ts miondana tsony ny filaza anzao fa ts aiko oe in!
  5. Raha azoko tsara feno type1 ketrehina ao @ ra-poty ao amzao! koa manin raha atao any zany le fihaonana e
  6. Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé Milay marna zany fa raha ratsy be ny lalana de taraiky eo daolo ny Spoiler
  7. Azon'là tsara mihitsy le izy e, ary izay tafiditra ao tsy afaka intsony fa tonga dia tafalatsaka total mihitsy. Misy satisfaction be koa le izy rehefa vita le fiara no tena marna e. Satry misy zavatra ho amboarina foana hanatsarana azy fa le S fotsny no ts maharaka
  8. manin ndray raha atao 21 sep atoandro ar le fotoana e! aorianan'zay ndray mants mijery rallye Total de ts tafa!
  9. le split 11 fenetres sy le pré 1200 dorizaka be tena tsara e!
  10. tsy aleo ve Alahady atoandro iany fa amzay mba milamina na ny fotoana na ny emboutaka e? Le sabotsy mants bebe iany le zavatra atao
  11. Aza maka sary fotsny zany fa mba miara mifika taolana eo sika e! type 1 milay be iny ve de ts ho alaina sary miaraka nareo! Ary ts nety nanao presentation mihitsy leiry hatramzao an!
  12. aza adino ny Fimailo ary. FAITES ATTENTION AU SIDA sorti de son contexte hafahafa mintsy io tenin'rajoù io ratsy saina leisany
  13. Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e! vao quelques semaines zay nitady an'le mbola mila restaurena reny iany za fa oatran'ny mbola henjana ny vidiny de milamina kely miandry
  14. raha virage gauche be de be dia aleo aloha zay hikotrana fa raha appel contre appel de tairo fa za specialista:lol!:
  15. Ary ra Michigan io @ premier plan teny @ CENAM io an milay e! ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy!
  16. marna mits le kozy oe vao ts mamaky tapa-kandro elah de ts kopy ninin tsony ato @ forum! Za mazoto am'le prog ry zalah a!de zay tapak'leisany eo fa hitako oe mety aloha le 14 sep raha tsis ny sampona Ny bandy rehetra akama ato @ forum koa tongava daolo zay afaka sao misy drift improvisé tampoka Ambiance be oatran'le t@ sabotsy koa amzay e!
  17. [quote="tsi2> tena hevitra milay lesy ilay camera embarqué lé. i CI anie toa vao nahazo milay b dia tonga dia installer-na ao anaty vam fotsiny e!!! raha maromaro aza dia misy atao spécial pédale , spécial volant, spécial visage pilote et passager spécial roa avant sns e!! @ zay ny cams sasany vue extérieur ihany dia azo atao montage tsara. sûr fa milay sady ma-pme b!!! hihihi[/quote] Mba aona re ny paozin'le 309 Andros sy le cinqs raha fenoina cam maromaro araka ny kozin'i Hitsapeta zany e? ny cam sasany amzany mifangaro @ pédale ngamb de le any ivelany lasa plot voahitsaka:lol!:
  18. Aleo elah hitadiavana hafa ka! de manao restauration elah de postenlah ato ny sary:lol!: de rehefa alefanlah le cox de lazao za sao mety ho takatro iany ny vidiny na mba ataoko traite
  19. tao @ Rafidisaona le izy no novidiana ka, 1 mois teo zay. fa ts aiko oe le nanova moteur golf 2 koa ve dia misy ts milamina ao?
  20. Milay mits ty sujet ty fa merci Kirikou t@ initiative! Ny tenanay dia miala tsiny fa ts manana sary na de nanao restauration iany aza. fa za ry zalahy manana blem amle embrayage-ko a! Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a!
×
×
  • Créer...