Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Manassenmäki

Membres
  • Compteur de contenus

    13
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Manassenmäki

    Kenya 2011

    otrany mba niezaka nampiseho vidéo anle kenya fa tsy nahay e!
  2. Manassenmäki

    Kenya 2011

    [youtube]<iframe width="560" height="349" src="https://www.youtube.com/embed/W-H5wo5AsJ4" frameborder="0" allowfullscreen></iframe>[/youtube]
  3. Manassenmäki

    Kenya 2011

    <iframe width="560" height="349" src="https://www.youtube.com/embed/W-H5wo5AsJ4" frameborder="0" allowfullscreen></iframe>
  4. Manassenmäki

    Rally Safari Kenya 2011

    Sady amzay mbola nivoraka kely hono an! (nanadino blocage-na differentiel sady nanao tour 1 en plus). Rahampitso vo tena combat e! Alefa RANARIVELO a! zay makanareo e!
  5. misaotra betsaka am-le sary e! tena tsy mora ny naka an'ireny raha tsy niharitra masoandro sy orana ary hafanana e! merci nari9 tonga hatrany sahavalaina sy tsaratampona! Sady tsy mitovy amin'ny aty Tana na Majunga mitsy ny spéciales sy ny paysages! Mlay e!
  6. Qui sait comment on calcule exactement les points en championnat que ce soit par classe ou au général? En tenant compte des coefficients et bonus bien sûr!
  7. Galère be RaHents zany nanjo anlisany zany an! Hitako narikivy mitsy le teo ambanin'i Maharidaza! Fa mlay le récit e! Mahazo tsirony be lisany refa arrivée @manaraka!
  8. Tohizo le SSDRSK ry zalahy fa milay a! De le google earth koa!
  9. Manassenmäki

    Rallye Asacm #2#

    Félicitations! ho an-dry Joda - Rila, dommage lesy zazamaditra fa manetsa be mbola ho avy e! torak'izany koa ny équipages rehetra nandray anjara e, am rallye manaraka ndray manarina ny tsy nety na manatsara ny vita fa otrany misy pourcentage-na vintana be dia be koa ny rallye e! De miarahaba manokana an'i Fidy-Ndriana Renault Clio fa tena mahay mi-gérer pression izy sady tsara rythme.
  10. Miarahaba anareo rehetra dia faly tonga eto amty forum ity! Efa ela ihany no nahalala azy fa zao vo mba hiroboka. Efa ela ihany koa no nankafizana rallye de refa mahita ny eto de gaga fotsiny oe hay tsy za rery no adala @ ty raharaha ty!
×
×
  • Créer...