Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. Tsy trophée 2cv nge le izy fa le challenge reny d le 2cv ny 1ère spéciale.
  2. za lesy dia gaga mintsy le !!!!! tena kozy e !!!!..teo nande ndray ilay konect fa dia nivoka houazy ndray e !!! ten tsy arako tsony hoe ina ilay blm !!!!.. Sinon ny an'laisany ve tonga si miseho daholo ny classement après an'ilay spécial.. ny ahy manko tsy misy classement zany fa toundé banga be fotsiny !!!!pfff.. Breff... majtou daholo fa tsss.. aleo mande mijery vao². Nena koa manao anio blem io tam leg 1 fa miandry kelikely de mivoka ihany. Ny olana angamba ra azoko tsara plus betsaka be le mpanao le session satria efa 180 mahery any le izy, plus milona vo mivoka ny classement. Nena alou le leg 1, 1er sy 2ème speciale mba nety kely (teo am 20-30ème teo angamba) fa le SS3 amzay tsy afaka nanova pneu neige nefa iny no nahazatra ana de vodihazo tsotra zao e.
  3. asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany
  4. Ountss !.. SO6 le Japonais ary mbola hitako anao session publique ko !!!!hihihiiihih RSRBR 2008 ngamba zany jeren'la zany
  5. Tsy ratsy koa zany hevitra zany ka. S2000 207 angamba nena no mafatifaty ana
  6. so6 ne sera plus dans la course cette saison Penotoky ihany nena no inscrit. Fa refa mifanaraka oe asiana de asiana
  7. PenoMen

    Team So6 alpha : Filazana

    Ok manager. nena alou angamba le 207 S2000 ihany fa tsy nanao essai vama hafa a na de fatako aza fa asian'zala 20s foana ary a au minimum. Le fanaovana reglage zany tsy mety azoko mintsy e, akotran'ny frein sy ny boite de vitesse, fa bon... on roule avec alou. Miandry rencontre de maka lesona tsara amzay.
  8. PenoMen

    Préparation saison 2009

    Aza mihazakazaka mialoha oa fa ze tonga ihany no arabaina
  9. Aona ny fandaminana ny fiaratsika ry Alpha mba ikotranana alou fa nena ato zao lasa zatra S2000 nefa mety tsy mahazo point akory. Manager o, asio resaka kely otran'ry zareo Zen ary. sa efa misy fa za no tsy maharaka?
  10. PenoMen

    Préparation saison 2009

    Tsy mila saboter-na zany nge laisany e. refa vizaky ny kotrana ny machine-laisany de plante hoa azy eo. surtout i Doda io, mety akapon'lery mintsy ny volant refa tsy mety ny reglage.
  11. PenoMen

    Préparation saison 2009

    Aza mbola mihoraka alou fa sao mi-plante eo daolo ny pc an'laisany
  12. PenoMen

    Préparation saison 2009

    Tena angamba izy mitsam eo kle.
  13. PenoMen

    Presentation des voeux Team So6

    Ary le bandy ao aorian'i Mathieu io koa nga idolen'la? (Boom)
  14. PenoMen

    Team So6 alpha : Filazana

    TSy hisy hanao GrN mintsy anga sa tsy miteniteny?
  15. Ty ndray zany ny sub WRC06 Team Rallygasy amty saison ty, le evo9 A8 mbola tsy nivoka any am garage His fa ho avy tsy ho ela hono
  16. PenoMen

    Team So6 alpha : Filazana

    Team Rallygasy subaru WRC 06 forever koa
  17. PenoMen

    Team So6 alpha : Filazana

    Raha ny amiko manokana de tsy mikasika afa-tsy frein a fa efa zatra lotra ny "par defaut" de tsy sahy manovaova tsony . Fa raha misy interessé de MP de omeko valeur précis repartition frein zay natoron'i CI
  18. PenoMen

    Souhaits 2009

    Mirary soa sy fahombiazana e Ho tsara hatrany ny fiarahana dia hiakatra ny rang antsika tsirairay am rallyesil e.
  19. PenoMen

    Fanotaniana adaladala manitikitika

    Manala azy mintsy laisany mitsam reto kle. Tsy laitra
  20. PenoMen

    youtube

    www.youtube.com/watch?v=qkkGHTvt9pk Trop be io zala a. Asio maso kely Kotrana SS18
  21. Tsy ratsy le hevitra fa de tsy hisy hanoroka zany am minuit fa de ela sy ny volant no hifanafosafo ao le mode nuit: in lty no mila ampiana fa nenay mi-saccade be, ny CG sa ny ram nena ato zao: CG 128, Ram: 512+256= 768
  22. PenoMen

    Noel Noel

    Joyeux Noel ho antsika rehetra e Mba miaritory tsisy NOS androany e.
  23. +100 am le écurie. Soaf> ataovy maromaro marina le session kotrana amzay miady centième de seconde amzay tsika
  24. Confirmation envoyé, somary tara fa tsy teto mintsy andro vitsivitsy. Ataoko fa tsy mbola rayé de la liste i Penotoky
×
×
  • Créer...