Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Mampitokiky harivariva koa nareo zany ry Ems
  2. PenoMen

    So6Control 2

    +1 koa fa tsatsara koa ra tsy am WE zao
  3. PenoMen

    Prochaine rencontre...

    Nga Tsi2 misy vingt's . Mitombo ndray zany ny volà. Misy ol ray koa any le tsy partant koa raha mody vo masil am le ibata valise an!! sa angamba efa nanomana porteur sa aona raDoda??
  4. PenoMen

    De Anders/Veroo

    Tsisy sary fa le mifanena eny andalana no betsaka. Tsy niaraka tam zala teny am plage koa. Zay le alin'ny cabaret Rija iny voa tonga tany dia tsy afaka nijery
  5. Tohizooooo!! Tairo koa ny présentation anle Oo--w--oO raVatanen a.
  6. Afapo ihany ra ny resultat pour une premiere en tarmac no jerena satria tena niezaka nandamina be mintsy fa efa niakely le concentration tam farany de KK ny SS18 (angamba izy zay). Mbola misy reglage kely tsy ampy fa tsy aiko hoe inn . Mbola miketrika daolo ny ingenieur an'i ecurie na mety le pilote mintsy koa no tsy ampy formation
  7. PenoMen

    De Anders/Veroo

    Tena marina zany fa somary nadalo kely tany koa ny tenanay namonjy THB tour. Hitako tany mintsy ela raAndry tao anatin'le 1116 iny, Joda itako ho any Antahatia tany, Latvalaza père teo am BVF, Jeannot run teny am brochette, Mamisoa tao am Nikka nikaly antoandro, fond de 6 sur route hiverina vao hita efa nikopaka ihany fa tsy naita mintsy lery sy ny golf type 4, sy bdb tsy voatanisa, za ary nieritreritra oe so mba nisy rallye underground ary tany
  8. PenoMen

    Concours photos réelles

    1 Nerone 2 His 3 Soaf 4 Tsi2 5 Bigbang
  9. PenoMen

    So6Control 2

    Za koa tena tsy afaka raha WE zao.
  10. PenoMen

    Rallye du boeny

    Le lac sacré ve? Tandremo fa tsy azo alaina le tsonjo b ao a.
  11. PenoMen

    TVN

    Tonga soa Tia Vam Namboarina
  12. Mialatsiny zala am le photo fa kely ihany no azo noho ny olana ara-teknik: nanondarana tsy nety vel le APN teo ampanaovana pratique, le kangoo migorisa zany alou de any am video vo ho hita.
  13. Prêt pour faire l'info-secu +1 cam mini-DV
  14. Otrany teritery ihany le fotoana fa asa na handray depart ihany na tsia. Le séance jeudi à 21h dago angamba no metimety amnay raha nandinika ny écurie fa le WE efa lasa ny sponsor.
  15. PenoMen

    Rallye du boeny

    Raha tena marina zany lalana 4 ihany no atao reco . Mafotaka ny tps an-sasany amzany, tsy mahazo manao faute mintsy (tsy miandry marary)
  16. Super génial lesy e. on croyait pas que même ac une simple kangoo diesel on arrive à glisser facilement avec une bonne théorie. Merci au moniteur et à la propriétaire de la caisse. Quelques photos Bandy matotra daolo no tao fa te hahay mafy Aleo alou le vovoka fotsiny no aseo...
  17. PenoMen

    Rallye Finland 2008

    Manjaaaa (na le Focus na le sipan'i Thomas) . Miandry andry zala amoka azy amin'ny RSRBR sisa e(sub 08, Focus08...)
  18. RDV en allemagne. Tous mes sponsors sont derrière moi pour le déplacement, il me reste l'avis des mécanos pour les réglages, ils n'arrivent pas à trouver l'équilibre idéal de ma Focus pour rouler en tarmac.
  19. Somary hafa kely ndray zany fa toundé propuls machiaka be ndray no hanombohana leçon. Le 404 manko efa mba nisy tao am tanana ihany.
  20. +1 le samedi refa tsisy volant tsony de minana so6 e, sa misy itondra laptop de manao RBR ze tsy mahazo volant?? +1 le participation +0.5 le 15 Aout (tsy mbola fantatra ra afaka).
  21. Tena marina zany resaka zany. sarotra be le hametra anle bandy hoe 10 nefa tsika ato am forum mihoatra be donc.... Mila solution haingana. Raha otranay manko de te hisisika mafy de mafy. Proposition: Tsy aleo asiana séance roa , 1 Samedi pm pour les 10 premiers (les autres afaka manao spect); 1 Dimanche pour les 10 restants par exemple, à condition oe mbola velona koa anefa le vam Dimanche.
  22. PenoMen

    Concours photos réelles

    Aona moa le fandehan'le vote aveo
  23. KK be le Finlande-nay tao, sady tsy tao mintsy ko ny loha fa de natao fotsiny.
  24. PenoMen

    Concours photos réelles

    Laza rallye Boina 2007 (vue intérieure)
×
×
  • Créer...