-
Compteur de contenus
451 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par PenoMen
-
-
Marina io. Zay Fordiste amty taona ty e. De miafy am manette koa e (io ndray alou par defaut e) fa revenay foana e. Ataovy milay dalo ny prepa na volant na manette na clavier ary e. Mety alou rallye dago zany tsika no ilalao sa ahoana? any Bira tsisy RBR koa. à voir ny fotoana ahafahana milalao miaraka.
-
-
-
-
-
Tonga anie dia fantatra fa elah no andresy ee!!..tonkony mividy coupe ho an'lah zany no tian'lah tenenina???mdrrrrrrrrrrrrrrrr Tsy amelan'i Dodanen mintsy a zany an. Zao a zao lasamarary kibo , aleo ihany lesy le manisy pression to izay le presser-na. Ny machine-ko ary ato mi-plante foana refa manao newbobs ko. mbola vo handinika ny vahaolana.
-
-
-
-
Pour am le rencontre . ra raikitra d mba phoneo i His radem amzay mba au courant daholo zay. Le adapteur ao am concept no misy azy. le reglage qlq part ao am forum ao fa tsy tadidiko tsony. D mazoto ra Tsi2 fa miandry anao ndray zay am rally manaraka . Ny tena Roi am manette angamba d Ramatoa e, zay mbola mpianatra.
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Tena asio fihaonana ry zala de mifampizara setup. Nenay zany moa de hatrany @ conduite mintsy no mila enarana fa mody ny setup no ialana bala. Hita mintsy zay sy His fa niara-kotrana e? (80 sy 81ème), jamba mifampitantana , tsy koi lesy ra-His fa ze tonga ihany no arabaina an. Mba manao balaie tsika mitsam. Am Jordanie ndray ho hita eo e.
-
Tena otrany tsy manana rahalahy zany a ko. Lasa betsaka zany le Andriampeno e. Za le makamaka sary ao @ rallygasy ao. Ay v le resultat final mbola tsy nivaly e. Ary mety v raha nanao session Argentine le hafa ao reny? zany hoe session roa zany no henjehina? sa tsy voaray tsony? Tsita ry zala fa mbola zaza vao a.
-
Tena mety fantan'i Dadah v za? zay mintsy manko le izy. Za otrany tsy nahita classement gnl . Ahoana ry zareo ny fijerena an'zany? Henjana ihany le izy fa tsy napoizina hoe dégat realiste ty tantara ty de tsy nivaky loha t@ SS1. conclusion somary maromaro ihany ny abandon. Tsy kivy fa atao tsara ndray zany @ Jordanie e, d mba hanandrana ikitikitika reglage amzay