-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
-
-
-
Rallye SICAM-ORANGE 2008, ASA TANA 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de michigan dans Photos - Videos
-
salut daholo tsika
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Morma1 dans Présentation des nouveaux membres
-
ilay Rallye Asa Tana Sicam-Orange Miarahaba an'ireo equipage nandray anjara rehetra dia singanina manokana ireo equipage tonga hatramin'ny farany. Mankahery ireo izay tojo olana t@ iny rallye iny fa izay no maha lalao an'ity taranja mamy tsika ity fa @ 2009 indray manarina. @ anaran'i Team So6 dia : - Misaotra an'mpikarakara an'ilay Rallye izay nampetraka fahatokisana an'team nanoma an'ilay hetsika Drift izay nokarakaraina - Misaotra an'ireo mpandray anjara rehetra t@ ilay concours drift. - Manolotra fisaorana manokana hoan'i MADACOX sy ny ACCT izay nanome voninahitra ny hetsika nokarakarain'Team - Misaotra koa an'i C.I sy ny DRIFT CONTROL izay nampidrana ny plots izay nahafahana nanantanteraka ilay hetsika - Mbola manolotra fisaorana koa @ C.I sy JODA izay nanaika hanome toro-hevitra sy hanao juges t@ ilay concours Team So6 actif tsy ho tononiko eto daholo fa angamba samy nahay nandray ny tandrify azy ny tsirairay fa dia ho tohiza tsika otran'ireny foana ny zavatra rehetra hatao tsika. ilay decompression Nos party teo Mahamasina ça va ça va eee dia aza adino fa aterikalao ny fiainana koa dia dia manainga an-tsika Team So6 rehetra hiara-hanotrona an'i MADACOX @ ALAHADY 02 NOVEMBRE ZAO eny Ambohimalaza eo @ parc de réparation t@ rallye Asa Tana teo.
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
ilay Rallye Asa Tana Sicam-Orange Miarahaba an'ireo equipage nandray anjara rehetra dia singanina manokana ireo equipage tonga hatramin'ny farany. Mankahery ireo izay tojo olana t@ iny rallye iny fa izay no maha lalao an'ity taranja mamy tsika ity fa @ 2009 indray manarina. @ anaran'i Team So6 dia : - Misaotra an'mpikarakara an'ilay Rallye izay nampetraka fahatokisana an'team nanoma an'ilay hetsika Drift izay nokarakaraina - Misaotra an'ireo mpandray anjara rehetra t@ ilay concours drift. - Manolotra fisaorana manokana hoan'i MADACOX sy ny ACCT izay nanome voninahitra ny hetsika nokarakarain'Team - Misaotra koa an'i C.I sy ny DRIFT CONTROL izay nampidrana ny plots izay nahafahana nanantanteraka ilay hetsika - Mbola manolotra fisaorana koa @ C.I sy JODA izay nanaika hanome toro-hevitra sy hanao juges t@ ilay concours Team So6 actif tsy ho tononiko eto daholo fa angamba samy nahay nandray ny tandrify azy ny tsirairay fa dia ho tohiza tsika otran'ireny foana ny zavatra rehetra hatao tsika. ilay decompression Nos party teo Mahamasina ça va ça va eee dia aza adino fa aterikalao ny fiainana koa dia dia manainga an-tsika Team So6 rehetra hiara-hanotrona an'i MADACOX @ ALAHADY 02 NOVEMBRE ZAO eny Ambohimalaza eo @ parc de réparation t@ rallye Asa Tana teo. -
Rallye SICAM-ORANGE 2008, ASA TANA 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de michigan dans Photos - Videos
-
Ireto aby ny fonction atao mandritra ny hetsika ny Asabotsy sy Alahady. Samy mijery ny andrikiny ary "soyez responsable". Jury 1 = Hents Jury 2 = Soafahana Parc 1 = Tsi² Parc2 = Thomas - Sandy Départ voiture 1 = Peno - Mikkah Départ voiture 2 = KGB - Hitsapeta Plot 1 = His Plot 2 = Doda Plot 3 = Passpartojo - Michigan Plot4 = Beels - Mandimby Sortie voiture 1 = Hirvo - Irina Sortie voiture 2 = Rajoù - Ari Vatanen Animation = Emsics Prise resultats 1 = Big Prise resultats 2 = Boum Zay matsapa tena fa tsy tafiditra ao anaty liste dia mitonona.
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
Ireto aby ny fonction atao mandritra ny hetsika ny Asabotsy sy Alahady. Samy mijery ny andrikiny ary "soyez responsable". Jury 1 = Hents Jury 2 = Soafahana Parc 1 = Tsi² Parc2 = Thomas - Sandy Départ voiture 1 = Peno - Mikkah Départ voiture 2 = KGB - Hitsapeta Plot 1 = His Plot 2 = Doda Plot 3 = Passpartojo - Michigan Plot4 = Beels - Mandimby Sortie voiture 1 = Hirvo - Irina Sortie voiture 2 = Rajoù - Ari Vatanen Animation = Emsics Prise resultats 1 = Big Prise resultats 2 = Boum Zay matsapa tena fa tsy tafiditra ao anaty liste dia mitonona. -
proposition ana hetsika pour asa tana 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
recapitulation kely ny hetsika Drift So6 Asa tana 3 : Programme: - Samedi 25 : 17h à 17h15 : Défilé madacox 17h15 à 17h30 : Essai libre drift vers 18h30 : projection Live RBR - Dimanche 26 : 15h 30 à 16h30 : Concours drift Besoins effectifs Team So6 : - 2 pers responsable Parc auto (Tâche relation avec Madacox et Participants Drift / mandamina ny fandraisana sy fandaminana ny fiara ao @ parking sy manome top départ an'ireo ao) - 2 pers départ (réguler le passage des voitures) - 4 pers commissaires de pistes ( mandamina plots sy manisy touche plots) - 2 personne sortie (dirige les véhicules vers arriere file ou vers parking ) - 2 jury (notation et relation ) - 2 responsable resultats (saisie ) - 1 responsable animation total : 15 dia miandry ny fandraisan'tsirairay andraikitra eee - misy 1 na 2 responsable mise en place live RBR - 1 responsable animation RBR Live Besoins en Matériels: - Plots =Soaf et Dadah - Impression N° = Michigan,Hents - talkie Walkie = ???? (mila hifandraisana entre piste et table resultats) - Retro projecteur = Rija rama et Soaf - P.C (pour RBR live ) = Dodanen et Tsi² - Volants (Gvintss) = Dodanen extra : - Tee shirt = KGB - Stickers = Tsi² zay aloha hatreto fa ny heritreritra dia hanao fihaonana ao hafaran'ilay remise num @ alarobia -
Leon'ny manakatra clavier rehefa milalao ?
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Setup
-
-
mahazo manao daholo ka !!! Ny methode de notation drift: il y aura 4 juges (2 Team So6- 1 organisateur - 1 invité) critères de jugements : - Angle d'attaque du drift (notation de 1 à 10) - Longueur du drift (notation de 1 à 10 ) - Distance par rapport à la corde (notation de 1 à 10) - Beauté du geste "appel/contre appel etc.." (notation de 1 à 10) Pénalisation : - touche plots avant corde = moins 3 points - touche plots corde = moins 2 points - touche plots après corde = moins 1 point voilà les règles, dia mazotoa maka tany malalaka dia tongava manao inscription @ ireo toerana voatondro etsy ambony eee !!!
-
-
-
-
-
-
-
-
Arak'efa fantatsika rehetra dia hikarakara hetsika concours drift ny Team SO6 koa dia faly ny milaza @ tsika fa nyinscription @ concours de drift @ ASA tana 2008 dia azo hatao ao @ : - NETBOX Ambatomitsangana (big bang : 0331406446) - NETACCESS Ampasamadinika (Soafahana:0340625369) raha mila fanazavana dia afaka miantso an'ireo N° ireo. Ny isan'ny mpandray anjara dia voafetra koa izay tonga aloha no hahazo fahafam-po.
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-