-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
Ny proposition de aloe tonga de hatao coti cota ilay izy satria ny frais rehetra dia : Essence + transport + mecano manampy koa ny proposition-ko dia mba confirmer eto oe iza zany ny tena ok @ io de jerena ilay coti oe ohatrinona / nbre de participants ny transport hatr'izao zany mbola tsy milamina !!!
-
-
miasa mafy mihintsy ianao zany RaM6 fa ny onglet misokatra de "Duval aide Hirvo à","Photmania",de........"mrallye" tena ........hihihi Sinon jereo ny utilisateurs tratra tao fa toujours les mêmes qui ne foutent rien....ao @ piso foana mandritran'taona .........hihihi fa sinon ilay fety ngamba Mr Dadah Master tsy hiandry 200 zay vao hanao fety fa tonga de tairinay ny fety raha tsy mihetsika ianao eeee
-
-
tena nilay be resumé rallye FMMSAM : - 1er SS adino no nanaova ny pneu Tarmac de ni assure izay hatongavana fa efa ninana 10 sec @ ry zalah (sinon plus) -2ème SS (prospect II)dia romotra be de nande tsara fa tonga teo @ ilay gauche 5 serre de asa na natahotra na variana fa ny freine ao anaty virage de tany anaty hazo fa mba ny flan no ninana de afaka nanohy fa efa very temps. avy eo moa dia nande fa lasa mitondra tsy liberé intsony. -SS4(Falstone II) : tena hande oe hanao scratch fa jerena fa ny temps an-dry zalah 3:53 nefa t@ reco nahavita 3:50 de tonga de taitaitra be. Nefa vao nandray départ de nanao faux départ de nihinana 10 sec ndray. jereko nefa raha hanalana 10 sec ilay temps-ko de hita fa tokony meme temps miuhintsy izahay sy Ritter. Nanomboka teo de oe aleo quitte ou double @ zay fa tsy misy calcul tsony dia ohatrany mba nety fa indrisy fa efa be loatra ny temps very t@ ry Max sy Mc de tsy tratra intsony. Tao @ SS9 (chirdonhead II): de nihevitra oe mba hanao be indray de nande tsara ny interm 1 tena tsara fa alohany interm2 de tout droit fa tratran'ilay bosse de tsy nivily De teo voa tena oe aoka izay fa aleo mi jouer resultat @ zay. Zay ny resumé fa ny conclusion dia nahafinaritra ny combat fa raha vao misy pression zanyu de tsy maintsy misy erreur foana kanefa ilay mi-suicide de sensation .......waouwww zay ndray aloha ny @ iny fa @Asa Tana manao seance de yoga ngamba alohany session (hihihi...Zen soyons zen...hihihi)
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
Nivory kely taty ny tratra antso t@ asabotsy 04 mikasika ilay hetsika @ ASA Tana : Ny fikasana izany dia : - Hanao ilay concours na drift, ny tena marina izany dia maka virage lava ao anaty parcours SS (PC io) dia eo no hanaovana ilay faninanana. 1°-Pour la sécurité sy mba hampisehona ny maitrise de hasiana Plot hi baliser an'ilay courbe ary dia hatao juste mahatafiditra an'ilay fiara en glisse (mila ny aide technique any CI @ io) kanefa koa ny touche-na plot dia pénalisant. 2°-Mba tsy hanaovan'ireo concurrent conduite propre sans spectacle dia ho metarina ny longueur an'ilay glisse (ilay marque de glisse au sol ) 3°-Hisy koa ny notation any "maitrise de conduite " sy ny "hatsaran'ilay glisse" (efa fantara mialoha fa mety tsy de evident loatra ny notation an'io) Ny Notation zany dia cumul des points azo entre le nombre de plot voakitika,longueur du drift et "la beauté du drift". Tafaresaka t@ organisateur de mety eo @ 45 à 50 minutes eo no hanaovana an'io hetsika io ny alahady avant remise des prix koa hita fa fohy ny fotoana de ny proposition dia hanao pré-selection ny WE avant rallye dia ho tanterahana eny @ tany malalaka mahazatra (Ambohitrimanjaka) sady mianatra manao ny asany koa @ izay ireo izay ho juges. Ka ny alahady rallye de final entre fiara eo @ 5 ka ha tr@ 8 eo no hatao eny @ PC Mbola hanao annonce any fisian'ilay concours eto refa milamina tsara ilay programme. - Mikasa koa hi inviter any Madacox sy MK1 ny team So6 hanao défiler @ io fa dia mbola miankina @ fotoana imparti par les organisateurs. - Misy proposition koa ny hanao projection demo RBR satria ny Team So6 dia niainga t@ virtuel dia raha mahazo fotoana @ organisateur de hanao projection sur ecran géant du Live d'un pilote RBR , c'est à dire oe misy bandy iray manao RBR de filmer-na de avoaka dans une fenêtre ilay olona mitondra dia hampiseo koa ny image de sa voiture avec skin personnalisé. Fa mbola miankina @ temps imparti par les organisateurs ihany io. IZAY NDRAY ALOHA KA DIA MIANDRY NY AVIS TSIKA NEFA TSAROVY FA NY FOTOANA FOHY KA MILA HAINGANA NY FANAOVANA IREO REHETRA REO SADY EFA HO LAZAINA @ CONFERENCE DE PRESSE @ TALATA NY FISIAN'ILAY HETSIKA. -
Manamafy ny analyse an'lisany fa ny hitako aloha refa manao RBR de tena misy importance be ilay conduite propre sur asphalte satria tena freinage calculé, conduite coulé be no ilaina: dikan'izany dia ny coup de volant, freinage par à coup dia à abolir tanteraka koa hi Loeb angamba no tena mahafehy an'ireo technique reo @ izao fotona izao koa izay no tena maha performant an'lery sur asphalte, tsy midika sanatria izany fa ireo sasany dia tsy mahay fa manana tombiny hi Loeb @ izao. (Raha ny tenanay aloha dia ilay conduite sur asphalte de tena mbola tsy ao mihintsy eee)
-
-
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
ilay izy zany dia izao niresaka t@ predident Asa tana zany t@ saut 29,5 dia nanontany oe mety ve raha ny team manao animation concours drift eo@ pifpaf @ rallye ASA TAna de ozin'oe tsra raha hatao any @ PC satria misy animation izay hataon'spons any ka mikasikan'ireo fiarany koa tsara ny team raha mahazo 1 heure hanaovana animation drift ka eo zany no mila jerena oe iza no hanao drift ary otran'ahoana ilay genre hatao : - concours milaza @ ireo izay te handray hanjara ary dia manomana systeme notation sy loka (mavesatra) ary mijerykoa ny serieux an'ireo handray hanjara fa tsy hanao Mr Been - demonstration de drift : mila pilo hanao demons ,asa hi C.I raha afaka manao, mila mijery ny daba, sns sns Ny no proposer-na koa dia handefa projection film mampiseho ny ambiance team dia nanao ok ny organisateur. Izay fa misokatra ny ady hevitra koa dia samia mandinika ny faisabilité ny zavatra proposer-na sy ny indrindrindra ao hanaty fotoana fohy -
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-