-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
- nahafinaritra ilay omaly tany @ Papalen fa niova be ny matos satria t@ 30 avril zao dia 2 Momo et 1 Gvints fa tao kosa dia 1 GT (tsy nisy nilalao) de 4 Gvintsss (ny ahy zany mbola non compris).Fa ny tena nilay de ilay natao départ simultané sur une meme SS hi HIS sy Doda fa tena combat be sady ohatran'ny auto ecole satria sur une meme table ry zalah de Doda=mpianatra dia His=moniteur...hihihi -Ny vao² Rallyesim 2009: 1-Ny dégat de ho realiste sady cumulé d'une SS à l'autre fa afaka mangataka réparation dans une SS dia mahazo temps forfaitaire pour l'SS fa raha maty anaty SS fa tsy nanao réparation dia tonga de forfait pour toutes les SS restant jusqu'a la prochaine parc de réparation donc tsy misy tsony izany ny "à fond partout" no tsy maintsy miketrika tactique @ izay 2- Hivoaka à fin Novembre ny RSBR2009 dia tsy maintsy hanao install no tsy maintsy hanao inscription vao² ao @ rallyesim indray zany fa ao @ RSBSR2009 dia textures vao² ny SS rehetra dia hisy fiara vao² (ohatra ny punto S2000) FA SINON RDV LE SAMEDI 06 DECEMBRE ANY IMERTSIATOSIKA AVEC 10 GVINTSS DIA MANALA AZY INDRAY EEEE
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
-
Les voitures qui ont marque les rallyes malgaches
Soafikov a répondu à un(e) sujet de SystemeD1 dans rallygasy
io Simca io dia hi Tsamy (gérard Andrianoely)sy Rapasy (Pascal Huo) no nitondra azy t@ izany fotoana izany ary nanao GRIM fa nande be izy io. Akoahatran'ireo efa voatonona dia nisy ilay visa 100 pistes iza y nentin' Zo Razakaboana (fa toa nisy olana foana io fiara io), dia ilay Karenjy fa tsy tadidiko iza no nitondra azy, nisy GS ihany koa fa tsy tadidy ko ilay nitondra, dia Bx nentin'ilay bandy mpanodina daba izay fa tena tsy misy tadidy ny nitondra azy fa ny tena tsara ry zalah raha misy sary no tena milay be aaa -
Les voitures qui ont marque les rallyes malgaches
Soafikov a répondu à un(e) sujet de SystemeD1 dans rallygasy
-
-
Reunion du 12/11/08 Slalom ACCT – Team So6 Début : 16:20 Lieu : Ampasamadinika Présents : Jackol – Rado – Andry – Nerone – Henintsoa – Focus – Tsitsi – Mandimby – Soaf Média : Partenariat media à contacter : - RTA : Soafahana - MaTv : Tsitsi (mahery) - TV plus: Nerone ( fan de moto) - Mbs: Jackol – Tsitsi (Nos) - Kidaona - Viva : ??? - Thierry TVM : Jackol Campagne de presse : - Responsable de presse no resahina (emission de sport mécanique) - Hanaterana DVD ny Télé rehetra (images & Vidéos). Conception Rallygasy à finir avant 20 Novembre - Si possible inserer dans J.T ilay hetsika - Semaine du 01 décembre : trouver créneau pour kidaona maraina - Spot audio à finir avant 23 Nov (SRK) - Contact RDJ à voir PRINCIPES : ECHANGES DE SERVICES pour minimum de dépenses QQ répartition de taches : - Affiche A4 à apposer sur les voitures de chacuns ( Tsitsi - Bandy gasy ) - Flyers (madacox : Tsitsi-bandy gasy) - Sono (madacox – Soaf) - Coupes ( une coupe Madacox) - Autocollant N° fiara ( Michigan) - Voir restauration (ACCT et Team So6) date 06 et 07 dec 2008 - Talkie walkie ( ACCT ) - Drapeau ( ACCT – SRK ) - 10 commissaires de piste à definir (sinon 20 pour doubler ) - Contact fédération ( Jackol ) règlements-officiels- matériels officiels – Licence - Trano SRK pour 06-12-08 (Jackol ) - Voir sponsor possible pour saison 2009 à inviter pendant la manifestation Dia mba jereo izay tandrify fa "partageons la passion "eeee
-
-
récapitulation pour livraison Vendredi : - taille L: Doda, Big, Ari, Mikkah, Msix, Foc, Fok, Mandimby, Beels,Nerone, Tsito,Peno, Dadah, Radstrom, Rivo (15) - Taille XL: Soaf, Hents, Mich, Hirvo, Boum,His, Kgb,Rajou, Papale (9) Dia misy écusson Team So6 brodé 10 pièces(ohatran'ilay @ sary) à raison de 10.000 fmg pièce
-
Le parcours du véhicule 540 : caracteristiques : - carrosserie : 504 de serie raccourci sur le milieu - moteur : 2 litres 16 soupapes carbu 4 corps - amortisseurs(double) via rouge sur chaque train qques elements historiques : - 1 er Préparateur Tony Ricquebourg ( réunionnais) - 1 er équipage malgache : Eric Rajaonary(Belazao;))/Ernest - Darola / Ernest - Roi Lion / Pattie - Ynovirah / Jackol pour les dates, je ne saurai les dire mais d'autres complèteront mes lacunes
-
-
-
-
-
Miarahaba any MC Crash fa tena c'est son 1er rallye et non des moindres satria le dernier rallye de la saison. mc>j'aurai moi aussi aimer continuer le combat fa "le chat noir" est passé par ici ...fa sinon c'est vrai que le bad condition de Jx plane aurai avantagé la Mitsu pourtant je pense que un nouveau scratch dans Hualapai II m'aurai laissé une certaine avance mais ça on ne les aura jamais fa RDV en 2009 eee
-
JIRAMA Tena nilay be ny combat ary dia niady be fa tonga tao @ SS10 dia nanao micro coupure ilay jirama donza tena tsy mamely eeee milay Mc fa lasan'lah ny amboara ee tena nanomboka t@ 20h30dia efa nanamerda ilay Jirama maty ny jiro d'efa nanao oe tsy hanao indray zany sa handefa groupe. Mba nirverina ihany ilay jiro t@21h dia ny connex mbola tsy nade fa niantso Moov de nande ihany avy eo dia nanomboka ny lalao nifandimby t@ SS rehatra fa tonga teo @ ilay SS10 de....... zay ilay lalao fa tonga olana technique dia hatao ahona fa dia manaiky fa mety hanao @ groupe elect ngambany @ izao faha varatra zao fa tsiiiiiiiiiii zay fa ande hatory fa
-
Vao avy niverina avy any Imertsiatosika zao fa nahafinaritra ny kilalao tany fa tena malalaka ilay circuit dia gorisagorisa partie be ny tao eee. Ny décision zany dia @ Alahady 07 Décembre no hatao ao @ enceinte SRK ilay hetsika dia : Manche cross kart sy Slalom auto zany ny hatao dia mbola ho dinihina fa mety manomboka ny Asabotsy 06 Décembre dia any ny Team miaraka @ ACCT dia hanao session RBR miaraka sady mamita ny asa rehetra aloha ny aprem dia efa sur place ny alahady avo maraina. Mbola hisy ny fivoriana miaraka @ ity semaine ity fa mbola ho alzaina eto ihany ny Ora sy fotoana. Ny tsara mba jeren-tsika dia raha misy @ tsika manana contact @ média raha afaka hatao partenaire média. Désolé Nirina 58 fa tsy mety @ rehetra ilay 20 dec fa matahotra oe hakaiky Krisimasy loatra de... Information: IZAY METY HO INTERRESSE HANAO COMPET CROSS KART DIA MISY CK 3 AFAKA HIARAN4IZAY HILALAO MANOMA MIARAKA @ ILAY TOMPONY FA MISY PARTICIPATION @ FANOMANANA SY NY KOKJA KOJA MOMBAN'ILAY CK. IZAY INTERRESSE DIA MILAZA @ HENTS NA HY TENAKO
-
Rallye du Japon
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
Vao nahavita session niaraka t@ Thomas fa milay ilay Japon fa ny SS Spirkakim na I na II zany dia fa tsy mety tadidy mihintsy dia hi pirka menoko II koa zany fa misy mpanao gazety @ exterieur ve indr2 de voadona foana fa sinon hi Tanner no enganie mba tsy misy hamono ny temps SS7 et SS9 nefa mbola betsaka nefa ny session fa hande hifanala @ Njafan ndray aloha hiBelazao eee -
-
Vos meilleures sensations au volant
Soafikov a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-