Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. ohatra: Barri N° an'lah Je suis d'accord pour intégrer le team so6 dans rallyesim RSBR09
  2. Soafikov

    Projets pour 2009

    Mazoto be ary efa ela no nihirahira an'io fa ny tsrara rah amiko dia hatao essai grandeur nature avec CK et RBR pour commencer entre Team So6 sy ACCT aloha dia avy eo mahita izay hatao ee
  3. Soafikov

    RSRBR2009

    aoka fotsiny fa tena milay eeee mbola eo ampanandramana koa dia tsy dia afaka mbola hanao comment loatra fa ny fiovana dia betsaka Merçi rallyesim fa tena
  4. Soafikov

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    Raovina io fa ilay passeport efa vonona ny ahy leitsy ary aza hatao elah loatra fa lasa tsy afaka hividy pièces hoan'ilay CK
  5. Resultat officiel Mrc Rsbr 2008 : -1er Maximum attack 470 points -2ème MC Crash 370 points -3ème Soafahana 330 Points (20 points leitsy MC aaa) ireto ny sary voalohany eee Ny an'lah MC halefa eto ilay Tableau d'honneur(hihihihi) dia avy eo ela manao impression eee
  6. Sahy ela Radstrom fa vadin'olona daoolo leity reo aaaaa fa zao tao tsy sahy hiaraka @ lah refa hijery SS fa sao misy any ko
  7. efa natsangana ny Team So6 I dia ny manager moa dia ny tenanay koa ity zany ny message avy any @ Fifou koa mila mandefa message any @ Fifou ny pilote tsirairay ary mbola tsy maintsy handefa bannière sy texte aza adino ny mandefa ny numero
  8. Soafikov

    remise des coupes 2008

    efa naka table de 10 moa ny tenanay fa dia natao niaraka @ ACCT (tsy hita fa dadan'sasany noho nasaina nanao reservation)...hihihihi
  9. Soafikov

    Message du Pdt de la FSAM

    Tongava fa tsy izay ve no milay eee
  10. Soafikov

    Message du Pdt de la FSAM

    Soaf sy Vero zalah >tongava fa mety hisy surprizzzz an indrindra hoan'lah ry MC
  11. Soafikov

    Team Citroen addict

    great ity noho message azon'ireo Mpankafy Team Citroen : Tsara mba hianarany Team Ford eeee
  12. Soafikov

    compte kely zala a

    Dia mbola nisy resaka indray nge hono omaly t@ kidaona ee ouz Francis hono oe "zay aloha dia mandray ny olona rehetra hakohatrany Team So6"
  13. Soafikov

    compte kely zala a

    ilay TEAM TIM Tiamo Timi Tea me Ti..................
  14. Soafikov

    compte kely zala a

    Hazavao raTsi fa tsy azoko
  15. Soafikov

    540 en mini

    genial allez courage marcus, je ne te parlerai pas du temps qu"il fait ici afin de ne pas te déprimer ...
  16. 990 Soafahana à inscrire fa tsy hanao manager
  17. Soafikov

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    oka zay ny fisaorana ry zalah fa lasa auto satisfaction fotsiny ny ato ...mdrrrrrrrrrrrr.......fa sinon marina fa dia mahery be tokoa ilay passion fa mba hisaorantsika ireo Verontsika dia nifampiresaka t@ Zalah ACCT dia tsara raha asiana "revanche "ilay t@ Asabotsy alina avant fête fa ...Sooooooooooooooooooo6 izy reo tena Sooooooooooooooo6 Ari>elah tsy mahazo midongy micro ohatran'ireny tsony fa asiana tour..mdrrrr Rajou>tena lasan'Hents aloha ny amboara "le + rapide " eeeee Tsi>tsy nibedy leitsy zaho fa mba mananatra eee...azfd raha naha tohina ilay teny eee...fa io ohatran'ilay Tim ..."rano raraka ka tsy azo ho raofina intsony eee" His>marina izany fa ho tairintsika ny MBS fa mazoto hiara hiasa fa ny concrétisation sisa no mila ketrehina (@ ilay virtuel io ) Zalah > hi radstrom hono miandry top dia raikitra indray ny So6 control fa efa ok daooolo ny pièces any @ ner1 dia handao hiaraka any @ CFM daooolo @ Asabotsy eee
  18. Miloa miasa be zany ny bucheron eeee....mdrrrrrrrrrrrrrr
  19. Soafikov

    Message du Pdt de la FSAM

    + 1000000000 dia ataovy ny inscription dia miaraka eee
  20. Soafikov

    compte kely zala a

    zay tapak' lisany dia ok foana eee sao misy miteny eo indray oe manao "didy jadona"
  21. Mamy no hanarany Lahifotsy fa ao tsy aiko raha hita ao @ Pro-link lery fa ny tena marina toa mandehadeha lery fa halaivo any @ Vata ny num an'lery
  22. Soafikov

    ***olana g25***

    Doda9>manin raha asiana seance reparation en commun fa ny ahy koa leitsy manao an'izay dia tonga dia hamafisina miaraka ilay vitesse sa ialahy hanokatra atelier préparation Gvintsss... Ner1>Tongava fa miampy indray ny mi @ zay eee...
  23. mi Maxouuuuuuuuuuuuuu fa tena dans le top classement gle @ WRC fa tena mila hetsehina ilay mikasika ny "Team So6" Rallyesim fa efa betsaka ny manao recrutement ka sao lasa any ny tokony ekipa So6 fa MP zany tonga aty zany an ! ...........
  24. Soafikov

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    D misaotra antsika rehetra tsika fa vita soa aman'tsara ny hetsika lehibe izay natao. ce n'était peut-être pas parfait mais quand même, pour une structure ne regroupant que des passionnés et sans gros moyens, on peut quand même se féliciter (prenez vous dans vos bras et félicitez vous ) la session du samedi soir restera surement dans les annales (ne pas confondre merci ) super ambiance pour tous, karaoké, chansons, NOS, RBR... il faudrait le refaire plus souvent. SPECIAL MERCI A SANJY, président auto-proclamé et souverain du qui a joué son rôle de pontife à merveille . Misoatra anao fa tena betsaka ny vitanao é. Tena lasa manao auto satisfaction fa nahafinaritra eee Ilay momban'"auto proclamation" dia lisany no mety ho hentina bandy mpanao barofo eo...........hihihi Ilay samedi soir = à prescrire tous les WE avec SRK team ve ....hihihi
×
×
  • Créer...