-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
-
-
-
-
jantes speedline a echanger/reprise contre Venom MOMO
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Petites annonces
-
Manatitra ny fisaorana hoan-tsika rehetra fa nilay be ny ambiance nanomboka ny zoma ka hatr@ alahady teny @ remise des coupes. resultats : Asio saut team So6 N°2 ss1 ss29,5 Cumul - 1er Sitraka 10.6 9.8 20.4 - 2ème Patou 11.2 8.6 19.8 - 3ème Guigui bone 9.6 10.1 19.7 - 4ème Dahery 8.6 9.5 18,1 - 5ème Mickael 8,7 9.0 17,7 - 6ème Mija 8.6 8.9 17.5 Misaotra an'ireo izay nitsambikina rehetra koa eee !!
-
-
hoan'LAZA sy SOLOHERY Dia arahabaina koa - SITRAKA sy TEDDY (mbola ho avy eto ilay sary tao @ arrivée) - MIJA sy MANA Dommage, MATHIEU et DAVONJY mais bon c'est ça la mécanique, courage ary tohizo ny spectacle any anaty SS fa tena izay aho vao nahita olona nitehaka tao anaty parc de reparation t@ velona ny 205 (après + sieurs essais infructueux)t@ asabotsy alina alohany hanao ny super speciale de nuit, ce qui veut dire que votre fan club vibre avec vous !!! Vivement le rallye ASA Tana !!!
-
-
-
-
-
-
-
VW golf Type 1
Soafikov a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
Vos meilleures sensations au volant
Soafikov a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
VW golf Type 1
Soafikov a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Raikitra fa hanao concours saut @ ss Vontovorona après épingle Daddy no hiaraka hijery ny asabotsy sy alahady de haka fiara lehibe iray no handehanana. koa ny Alarobia 24 sept no hivory ao @ Cyber Net Access hanao ny mise au point farany @ concours no sady handray ny anarany izay hiaraka @ fiara lehibe sy hanao ny coty cota hiakarakaraina ny animation Team So6 Tongava maro fa ny adidy ho vita ny So6 ho azo !! hihihi
-
-
Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary. Indrindra ry zalah mpanao application inscription en virage sur route
-