Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    location

    euh oui je crois que c'est sérieux? Alors, combien je sais pas, où déposer je te dirais, mais on va dire que c'est une réservation de place plutôt. J'étudie la chose Za ve mister C.I azo atao anaty liste fa tena ????Fa paratant @ ilay propulss!!!
  2. F'anga ela ao ao anaty maizina no ........no tsy mahalala fa misy tarehiny ilay cox Fa sinon za aloha za koa aloha ilay pré 67 no tena (ilay be maso ) Fa ity misy délire kely fa milay be
  3. hihihi un ange passe avec des petites co....derriere lui hihihi
  4. Daholo Ry Tsi²,Hents, Michigan fa tsy hita intsony aiza no jerena fa misy ary dia télécharger-na dia misy indray ato dia telechager-na, dia sary ndray de enregistrer-na fa ny tena milay marina dia atao ny montage de maka fotoana mijery azy eee fa tena
  5. de t@ kangoo moa zany ny bandy sasany manao singe ao hafara @ ilay fourgonnette ka tsy enjana ve ny katridoha refa manao impulsion sy mm pedale hi C.I
  6. Za efa ny s'incrire @ io fa mbola tsy nisy namaly fa asa leitsy raha mba mahazo miaraka @ ry MK1 refa hanao sortie ry zalah fa mety voatery manaraka moramora ato hafara de manao tazan-davitra (hihihi) de avy eny no mi
  7. + 1.000.000.000 @ izay hevitra izay de za no mahita voalohany hihihi Fa ilay hanao video aloha mila ny avis-n'ingahy Chief instructor fa sao hanaovany procés eo ny Team So6 avy de lisany mitsaoka daholo fa zah no tratra eo !!!
  8. Ary ny pribramS2 koa ve manao any izany ? fa sinon mety ilay maj 2.0.0 izy izay no nahatonga any io satria io no nitondra ny SS pribram
  9. Raha teo zao ilay olona iray zay teto dia efa niosona indray !
  10. Nga tsy misy manana sary hafa ry zalah aa! Dia mba asio an'ilay sarin'ilay "sauve qui peut" t@ ilay nisy nanao appel contre appel t@ 309 hihihi
  11. Tena decidé hoe aleo mi assure de mba mety mba tsaratsara ny toerany nefa indrisy fa dia nanao faute tao @ Sikakama II de vaky boite de pénalités pour 2 SS satria mbola nisy pribram S1 tao hafara fa sinon avy eo dia mba namely mafy fa tsy possible tsony ny hahatratra ilay faute. Iza daholo indray ary ry Fablide(Scratch SS1);Zs, Fantsy sns fa mande daholo reo an! tena lasa saina hoe miakatra ny olona fa ny tena dia mi-stagne nef mba mi-appliquer an'ilay inscription en virage (hihihi) ngamba refa mahazo pratique Appel contre appel sy pied gauche de mba mety miakatra ny classement (hihihi) Izay aloha fa ande hatory fa hampitoerana
  12. Dia lasa ndray ny lesona manaraka @ 505 reco aloha (inscription virage droite ) de lasa Ratsi² miosom-bovoka an (tsy maintsy be kitikitika) vita kosa ilay fiara dia zao no nanaovan'i Vatandrakoto azy Boum aaa!! hitako @ izay ilay E30 aa Iza ary io ooo Efa hoe tsy atao mifamatotra ny tanana (tsy nijery get ngambany ilay bandy io hihihi ) tsara ilay appel contre appel teo an (lesson @ manaraka )
  13. Dia lasa ary ny pratique t@ ilay 309 trophée Andros (hihihi) reco aloha izao izany ilay atao miaraka @ instructor chief Dadah master faly Dadah an! ary concentrer ve Ra Michigan zany sa...hihihi
  14. ireto ary ny sary ee Fa Nilay be ry zalah dia @ rehetra eee Manomboka aloha ny fanazavana ( mihaino tsara Ratsi aa)
  15. Soafikov

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    Es 16 de la mort pour Ford (trop de pression ou skoumoune ?) ES16 - Un désastre pour Ford Alors qu’elle semblait se diriger vers un doublé lors de ce rallye de Nouvelle-Zélande, l’équipe BP Ford Abu Dhabi a connu une douche froide dans l’avant-dernière spéciale du rallye. Le premier rebondissement survenait quand Jari-Matti Latvala tapait un rocher et s’arrêtait 3,3 km après le départ. Le Finlandais restait sur le carreau à cause d’une fuite d’huile sur sa Ford Focus RS WRC. Mais le pire était à venir pour Ford ! Quelques minutes plus tard, Mikko Hirvonen était victime d’une crevaison à l’arrière-droit. Puis il partait en tête-à-queue ! Malgré des dégâts à l’avant, il parvenait à rallier l’arrivée en ayant concédé 50 secondes aux Citroën désormais installées en tête. En remportant la spéciale, Sébastien Loeb a récupéré la tête du rallye devant Dani Sordo ! « Je n’étais pas sur de ce qui s’est passé », déclarait Loeb à l’arrivée. « J’ai entendu Dani dire quelque chose à la radio. Quand j’ai vu que Latvala était arrêté j’ai su que je devais accroître la pression sur Mikko. J’ai poussé à fond, il a crevé et nous sommes maintenant en tête. C’est une situation incroyable ! Il y a quelques minutes je n’aurais jamais cru que je me retrouverais dans cette position. Il en reste la Super Spéciale à faire et nous devons être prudents. » Le cataclysme qui s’est abattu sur Ford a été complété par l’abandon de François Duval. Le pilote Stobart VK M-Sport est sorti de la route à haute vitesse dans une virage à droite. Il occupait la 5e position. Enfin, P-G Andersson a perdu trois minutes à cause de crevaisons à l’arrière sur sa Suzuki SX4 WRC.
  16. Soafikov

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    ity ny resultats farany Samedi 30
  17. Soafikov

    andovw

    Tongasoa leitsy AndoVW tena io tokoa ny GTI voahalona teto @ tanana ary fotsy ny lokony t@ izany misy filet mena dia mainty sy mena ny interieur (Mmmm) Hitako tao @ Kavita tao Ampefy tokoa izy taloha fa tsy nihetsika intsony !! Asa tokoa izay tonga taloha teto ny GTI na io na any bain'ny Nirina58 ???
  18. Soafikov

    So6Control 2

    liste des participants: efa nanao confirmation inscription 1-Vatanen (Mr NUMBER ONE ) 2-Tsi2 3-Hitsapeta 4-Soaf 5-Papale 6- Boum 7- Radstrom(MR 309 Trophée Andros) 8- Dadah Confirmation par tel: 9-Rajou 10-Michigan 11-Nari9 12-Irina 13-Mikkah Dia eny an-tanimboanjo zany mandamina azy afa ny isa dia salasala fa mila hampina na analanana fa tena terezy ve !!! sady asa na mety na tsy mety Mr Chief instructor fa de izao no izy aloha !!!
  19. Soafikov

    Problèmes shifter g25

    de mitondra sans les dents koa ve ???hihihi
  20. Tongasoa leitsy Bandygasy aaaa! Sady nilay ny fiarahana tany Vontovorona sy teny @ Saut by night !!
  21. Soafikov

    sary insolites na crash

    Boum koa toa teo t@ iny !
  22. Soafikov

    So6Control 2

    Inscrit réel : 1- Ari 2-Tsi 3-Soaf 4-Rajou(tsara raha tonga aloha) 5-Hitsapeta 6-Papale 7-Dadah master (tsara raha tonga aloha)
×
×
  • Créer...