-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
sur quelle voiture vous vous sentez le plus a l'aise?
TsitsiGalli a posté un sujet dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
HORIZON 2010 //////////IMPORTANT ////////////////
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de m1 dans V-MRC Old
Izaho izany eto dia sady manontany no mba manome soso-kevitra ihany koa satria tsara avokoa ireo hevitra etsy ambony, commencer la saison dés le mois de janvier avec des rallyes sprint (court) mais ne pas attendre que les 6 manches comme cet année isam-bolana izany misy rallye foana fa izy rehetra ve dia ho compter-na amin'ny championnat daholo? Tsy mety ve raha atao sous-forme trophée ilay izy ohatra ka ny TEAM tsirairay no mitondra azy? ohatra rallye Sprint VRC /TEAM SO6/ NS etc ary tsy mihoatra ny rallye 3 ny trophée iray eviter les fuites de roadbook...car certain les ont avant les autres... reglement an rallye eto mada ty fa tsy RS! Tena marina mihitsy ireo teny ireo, ka raha ohatra ka atao manaraka ny reglement gasy ihany dia tokony io ihany koa dia afaka mamantatra hoe inona no mivoaka ny RB ary tonga dia fixer-na amin'iny ny hivoahan'izany Ny fanaovana ny reglements hitovy amin'ny tena ampiasaina eto dia vao mie manome fafiny kokoa ho antsika rehetra mandray anjara. Ary satria moa ny niatombohan'iny revy ity dia session tany amin'ny soaf ary tsy nisy connexion na iray aza fa offline dia tsara ngamba raha atao session offline ny rallye sasany dia miara-manao daholo ny rehetra amin'izay misy ny ambiance, misy ihany koa ny fifanantonan'ireo TEAM noho izay hisy ny convivialité eo amin'ny samy mpankafy ity taranja ity. Ilay resaka piste vaovao gasy tsara ny hevitra saingy mila fifandrombonan'ny tsirairay ary mila hiara-manapaka ny etat-ny lalana vao ampidirina ao. -
-
-
CHERCHE CARTE GRAPHIQUE ENTRE 128MB ET 512MB
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Magic_Inno dans Petites annonces
-
Remise des prix f&fau palais des sports
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Dzaomalaza dans So6ment votre
-
-
temps non officiel fast and furious.
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
temps non officiel fast and furious.
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
Asa aloha na ny organisation no tsy nety tanteraka (tsy misy tonga lafatra anefa aloha) fa raha ny zavatra hita dia ny mpijery tsy azo tenenina ny mpandray anjara mafy loha satria samy te hanao daholo, norma be raha tsy vo-gerer ilay izy, ilay hevitra défi tsara fa marina mihitsy hoe tsy tokony hatambatra intsony ny scoot sy ny fiara, ilay resaka bypass tô efa nisy resaka ihany fa ny heno dia hoe tsy afaka hidina satria route nationale fa tsy communale toy ny marais masay. na izany aza tsy andrana ve iny ka tsy efa hita amin'izay ny lesoka hanatsarana ny manaraka? -
-
Alohan'ny hanombohana ny tena izy dia tsara raha hatoro ihany ny fampiasana ny souris satria tena miasa be mihitsy izy io ka araky ny hita eo amin'ny sary eo ambany dia ny click gauche no fi-valider-na na hi-selectionner-na ny zavatra rehetra atao (miloko mena) ny bouton scroll dia misy fonctions anakiroa (miloko mavo) maintenu enfoncé izy dia hafahana manisaka ny asa izay atao mba ho hita kokoa (tsy zoom) fa fi-centrer-na ny image eo amin'ny izay position ilainao (raha tsy mazava tsara dia tonga dia ny manao application no mety indrindra ) ny seconde fonction dia ilay scroll (hafahana manao zoom) ny click droite koa dia misy fonction anakiroa (miloko manga) hafahana mijery ny propriétés sy ny ajouts de fonction rehefa manao Edit-na zavatra iray (lalana, objects, String object,sns) fa koa ahafahana manova ny position visuel ny lalana izy rehefa eo amin'ny 3D (gauche/droite sy Haut/bas) position enfoncé hatrany Rehefa vita ny fanazavana ny mikasika ny fanaovana lalana, eto dia ny circuit fermé aloha no hazavaina izao no zavatra azo rehefa manao ny premier tracé (hita fa tonga dia mikatona ilay lalana Isaky ny mi-click bouton gauche ianao dia miampy iray ny point ary mihitatra arakarak'izay ihany koa ny lalana ataonao Rehefa azonao ny halaviran'ny lalana tianao dia miditra amin'ny resaka courbure amin'izay isika, ka amin'izany dia selectionner-na ny point tinao hisy courbure (bouton gauche) ary sintominao arak'izay hitiavanao azy (gauche na droite selon le tournant) dia mahita an'ilay point d'ancrage ianao Eto indray isika dia hijery ny hauteur ny lalana (altitude) midina eo amin'ny visualisation latérale isika (F) dia selectionner-na ny point tiana hisy altitude dia ampidinina na ampiakarina amin'ny bouton gauche, tandremana tsara fa somary délicat ihany ny mikitika altitude satria raha vao tsy mety dia ilay point d'ancrages roses no mihetsika, tsy maintsy atao au centre tsara an'ilay point bleu vao mety
-
Koa satria betsaka no nangataka ny fomba fampiasana ny BTB dia atomboko amin'ireo zavatra tena fampiasa ilay izy, marihiko aloha fa izaho manao an'ity dia tsy mbola mahafehy azy tanteraka fa dia teo am-pikitikihana sy fijerevana forum maro no mba nahitako rirany kely dia zaraiko eto; ka toy izao no zavatra mety ho hita ao amin'ny BTB Ka arak'ireny efa misy signes ireny dia ho ezahiko hazavaina fohifohy (sy amin'ny teny vary amin'anana) 1 Fampiasa rehefa hanao lalana mihidy (circuit fermé) zany hoe hafahana manao boucle 2 Fampiasa rehefa hanao lalana misokatra (circuit ouvert) izany hoe tsy mitovy ny fiaingana sy ny fahatongavana (point de départ et point d'arrivée) 3 Fampiasa rehefa hanao fanitsiana (ajustement)ny lalana ka mizara telo izy io dia ny point de repère (par défaut miloko manga) sy ny points d'ancrages izay miisa 2 satria gauche/droite(par defaut miloko rose) 4 Fampiasa rehefa hanamboatra ny etat du terrain na surface du terrain, izy no ampiasaraina rehefa hametraka ny bosses, devers ny surface ny lalana 5 Fampiasa rehefa hametraka ny velaran'ny lalana (largeur) ka ny valeur par defaut dia 1,00 m io no hitako malalaka sy standard aloha hatreto ary ny tery indrindra dia 0,80m 6 Fampiasa rehefa hanisy inclinaison ny lalana, fa tsy dia tiako loatra ny mampiasa azy satria azo atao tsara ny manao inclinaison amin'ilay fonction n°4 7 Fampiasa rehefa hametraka ny bordures sy ny entourages-ny lalana(terrain) (izany hoe le toerana hafa ankoatry ny lalana) 8 Fampiasa rehefa hametraka zavatra eo amin'ny toerana (objets), ohatra hazo, trano, fiara, biby, sns 9 Mitovy fiasa amin'ny fonction 8 ihany fa tsotsotra kokoa, ny indro kelin'ny dia somary limités ihany 10 Fampiasa rehefa hametraka ny position de départ/arrivée ary ny pacenote, io ihany koa no ampiasaina rehefa hamaritra ny isan'ny tour atao amin'ny lalana iray izay marihina fa amin'ny circuit fermé ihany no afaka hanaovana azy. Izay ny zavatra ampiasaina raha hanao lalana anakiray, ho ezahina ho alefa tsikelikely eto ihany ny fampiasana azy tsirairay avy fa ny généralités ihany aloha io vita io Eto indray dia ny fomba fampiasana ny fijerena ny asa izay atao no hazavaina (visionnage) A Vue hélicoptère, izany hoe fijerevana ny asa avy eny ambony (tsy miseho io raha tsy manao vue 3D) B Vue capot C Vue pieton (tsy mihetsika ny sary fa miseho en 3D fotsiny) D Vue d'en haut, ity no tena ampiasaina raha hanao ny modification ny courbure ny lalana sy ny alignements ary ny ajustage ny lalana iray, mbola io ihany koa no ampiasaina rehefa hamaritra ny largeur-ny lalana iray EVue en 3D hahitanareo izay zavatra kitihinareo eo amin'ny D FEto indray no mikitika raha tiana amboarina ny altitude (hauteur) ny lalana anakiray GTsy ampiasaiko satria tsy hitako izay mahasamy hafa azy amin'ny F Izay no zavatra ampiasaina rehefa manao SS iray
-
-
Spéciale gasy sous BTB
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
Fa aiza ankoatra ny piso sy ny forum no tokony hametrahana fanontaniana? Aiza ankoatry ny any an-trano no tokony hanaovana ny BTB? Ny tanjona hanaovana an'ilay izy ve tsy hoe mba hafahan'ny tsirairay milalao azy avy eo? Le lazaina fa mahay an'ilay izy ve efa nisy niteny hoe tsy hanoro na hoe hitazona an'ilay izy ho an'azy rery? à titre d'info /partageons-les-so6-aides-setup-techniques-astuces--f2/piste-acct-t785.htm -
-
-
-
Fast & Furious - Run sur le Marais masay
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
-
-
-
inscription+visite+reunion ce samedi 16h au marais masay
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs