Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. efa hoe partageons hiverina amin'ny asako taloha be indray zany izaho le kiiii hitsikaraka info
  2. dadah-mrallye

    Membres actifs du forum mrallye

    Tena ialako tsiny tanteraka hoan'izay tsy hitovy hevitra amiko Tsy izay ny esprit namoronako ity forum ity vokatrin'ny tsy nahitana vaovao matotra sy marina dia nivezivezy tetsy sy teroa taloha be e; His master eo hanamarina izany; dia nivoady fa rahatrizay ka afaka mamorina site hahafahana mifanome vaovao dia tena ho partageons la passion ary tsy asina bedy fa fifanajana no nitondrana sy hifampitondrana ny firesahana dia tena nahagaga tokoa fa arakarakin'ny tsy nanasiana reglements ; chartes , conditions, patati patata dia zara raha misy modération atao et blablablablabla .. lolll aleo partageons de dia tena partageons e resaka organisation fotsiny no hisian'ny resaka hoe manokana, na hijanonana ho membre
  3. dadah-mrallye

    calendrier

    Eo foana dadah ka ! Raha vao mbola mandeha ny mrallye na .com io na forumactif loll tsy maintsy mbola mitsikilo eto foana e animation sa pollution samy mahalala ny limite-ny daholo o Ampiasao hoan'ny concerne aloha ny MP. Dadah moderateur
  4. dadah-mrallye

    Rallye Lohataona

    Ary mbola misy mahatsiaro ny fisiako ihany ato an
  5. Tsara be, tena tsara be e; mankasitraka tanteraka hoan'ny fikarakarana ny mpikarakara , ny mpandray anjara, ny fan's club rehetra, ny srk izay tena malalaka tokoa tamin'ny fifampiraharahana Félicitation Texhino Bravo hoan'ny sisa classement tsaroko loll super final (10 sur 25 participants) 01-Texhino krt23 02-TT krt34 03-T//driver krt11 04-Vr-evo krt19 05-Dadah krt01 06-Beels krt22 07-(Riry krt13-Tsitsi krt07-Najaina krt15) tsy hitako fa tany aorinako tany 08-(Riry krt13-Tsitsi krt07-Najaina krt15) 09-(Riry krt13-Tsitsi krt07-Najaina krt15) 10-Cb+ krt28 (tadidiko fotsiny loll ) vivement ny manaraka eh
  6. ato ny tohiny .... Misaotra an'i Nari9 naka ny sary
  7. lol mety efa nasiko kosa angamba an
  8. EUHH ZAY TSY MIHETSIKA TAMIN'LE SARY ETSY AMBONY ? tsy mbola asiko ve?
  9. photo de groupe loll ZAY TSY MITSIKY TSY ASIKO ? MBA VERIFIER-O HOE ZAREO FA MISY IRAY TSY ASIKO AO
  10. Otran'ny degany be zalahy le isan'le handray anjara raha ohatra le formule hoe 26 miainga de 10 manao final de 16 mijery final nefa mba hilalao no tena hatongavana misy formule aroso mba ho dinihana ity sao mety 26 isika samy nandoa 200 000 fmg = 5 200 000 fmg ny totaliny raha 75 000 fmg ny session iray (1 de 10 min) dia mahazo sessions 69 de 10 min isika de mamerina 25 000 fmg ny srk ahoana no ampiasiana io 69 session de 10min io 1) 13 sessions de 10 min = 26 sessions de 5 min no ataon-tsika essai libre 2) 26 sessions de 10 min no ataon-tsika essai chrono (zarana poules 3: A=9 , B=9, C=8 ) eto no maka izay hanao 1/2 finale amin'ny poule ka ny poule A=>7; B=>7; C=>6 de mahazo 20 manao 1/2 finale 3) 20 sessions de 10 min no atao 1/2 finale de X=10 ; Y= 10 (course poursuite avy hatrany) de maka izay hano finale 5 premiers amin'ny X sy Y 4) 10 sessions de 10 min ny final (course poursuite) 1) + 2) + 3) + 4) = 13+26+20+10 = 69 sessions mba 6 fotsiny no tsy manao course poursuite amin'izay mba toy izao no fizarana prime - ireo 6 niala voalohany nandoa 200 000 fmg fa nilalao +1/2+1 session = 1,5 sessions X 75 000 Fmg = 112 500 fmg - ireo nanao 1/2 finale nandoa 200 000 fmg ihany koa fa nilalao 2,5 sessions X 75 000 Fmg = 187 500 Fmg - ireo 10 finaliste 3,5 sessions = 262 500 fmg le fameriny 25 000 fmg omena ny Champion
  11. oka le toa nirongatra tampoka be teo de karakory 21 be zao de 11 mihintsana zany mijery ny 10
  12. miandry olona iray (1) izany sisa dia lasa izao
  13. le fotoana hahafahana manao ilay fisoratana anrana no olana be sa kely fa mbola tokony anisan'ireo handray anjara hatreto
  14. dadah-mrallye

    V-MRC SAISON 2011

    de tsy hisy propagande kosa ve zany? mdrr
  15. dadah-mrallye

    V-MRC SAISON 2011

    Na ho forcer-na aza izaho tsy hanao izany degat realistic izany lollllllll mazotoa ireo nisafidy 40 be zao no nifidy misasaka tsara ny safidy nefa 10 angamba no tena milaza hevitra eto
  16. efa feno 15 le mpifidy fa iza daholo dadah= 05 décembre 2010 sa le nifidy daty hafa tsy lany tonga de soloina moa zany
  17. cb+ mazava tsara amiko ka mdrr le fanazavana le fandoavana le 3 000 000 fmg io ataoko io 0-srk 1-cb+ 2-tsitsi/Mnr
  18. fa io koa aloha zany de efa lazaina ety amboalohany fa sao hanantena be hoe henjana be sns fa 60% ny fandresena tompoko dia resaka chance amin'ny fahazahoana kart tsara freins tsara moteur tsara reglage cable accelerateur tsara pneu tsara ........sns
  19. tokony ho partant raha mety amiko ny andro loll alahady ++ le sosy 0-srk manche== oul xx sosy ==total essai == 15 xx 75 000== 1 125 000 chrono == 15 xx 75 000== 1 125 000 final == 10 xx 75 000 == 750 000 total == 3 000 000 1-cb+ (mihevitra fa tafiditra 10 prim) particip° ==15 xx 200 000== 3 000 000 2-tsitsi loll (misalasala sao tsy tafa) particip° finaliste ==10 xx 225 000 (3 sessions) ==2 250 000 particip° perdant == 5 xx 150 000 (2 sessions) == 750 000 total == 3 000 000
  20. Mba verifier-o hoe hents azfd io classement io fa tsy général io fa to Groupe N4 sns io tsy tokony ho io ny pointn'i Kopela raha général raha ny fandinihako azy sa ve za no taraiky fa raha miova groupe de tsy atambatra ny point
×
×
  • Créer...