Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    Rallye Asacm #2#

    mety diso ngamb zany gazety zany an! raha ny SSDRSK henoko dia ny 18 eo Analakely ny presentation equipage ary ny sabotsy no misy SS de nuit. dia omena dzama daolo hono ny equipage amzay ao tsara ny spectacle any anaty spegany! Thomas> calme sé an!!! hihihihihi
  2. Rajoù

    trophée Mamykely

    dia arahabaina leisy elah ra bolida a!!!! zay moa dia taraiky any afara any foana sady mba nanadrana anle vue cockpit koa! hihihhihi
  3. Rajoù

    Levée de fonds rallye TASAMM

    Effectivement, misy olana be tokoa eo amle date satria prevu 12 ny rallye ASACM dia niemotra tampoka 18 noho ny fangatahan'ny SRK satria toa misy competition koa hono any @ 12. Mbola mifandamina any ny birao dia hita eo ny tohiny fa raha sanatria ts tafa 18 le hetsika dia mety ho torian'ny Akany Soafonenako ihany ny TASAMM kopy ihany leisany hoe ny famandrihana ireny toerana ireny dia efa ady sy tolona vao azo ary tantara be raha sanatria tsy raikitra. Mikasika le rallye dia hatramzao aloha mbola ts lasa any FIANAR ny rallye fa mety eto Tanà ihany ary hiezaka hitady lalàna vaovao izahay.
  4. Rajoù

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Ary ngah ts mba nisy naka sary mits le pom pom girl e?
  5. sali ry Zalah!!! Mi-organiser Soirée ny Club TASAMM izay misy anay sy ra Irina @ Zoma 18 Juin 2010 manomboka @ 20h30. Ny toerana dia ao @ Akany Soafonenako Mandrosoa Ivato, ny Participation dia Ar 30.000 y compris sakafo io fa ny boisson sy Nos no en sus. Animation Willy & Co. Izany dia natao mba ho fitadiavam-bola entina hikarakarana ny rallye TASAMM @ Volana Aout. Ny spons araka ny hitantsika dia mbola reticent be daolo amzao noho ny krizy ka tsy maints mietsika ny club tsirairay. Ny anton'le poste dia fangatahana fiaraha-mientana @ amin'ny fividianana billet raha azo atao satria ny entan-jaraina ono mora zaka ary fitiavana ny Sport Auto daolo no nanosika hanao ny hetsika. Marina fa misy le bandy be style iny izay filohanay ka mety ampiemotra ny bandy nefa mampanantena kosa ny mpikambana hafa izay bandy milamina ihany fa hanao izay tratry ny hery mba ho rallye tsy ho latsa-danja @ ny club namana hafa no ho atao tanjona. Annonce fotsny no ataoko eto fa tsy maints mbola ho avy handondona any am'leisany akama tsirairay avy any atsy ho atsy Mankasitraka an'leisany sahady @ Anaran'ny Club TASAMM
  6. Rajoù

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Taibe koa zany an!!! imagineo oe sanatria nisy accident fa tena ratsy an! soa Zazamaditra fa efa zatra le tany Afrika dia tafala soamantsara Tena arahabaina ela zany fa afa-doza Fond de 6> raha omen'ny Fede ny top oe amboary reny vam mitapitapy reny dia mietsika zay e!!! ny olana mants sao dia oe teo amdry poulet ono nisy akitoraka tapa-biriky Vazivazy zany fa mila sazy henjana raha mbola misy oatr'zany @ manaraka kle! kozy e!
  7. Rajoù

    RG Live #2010#

    Dia aona zany zahay ts manana afa-tsy Orange kle??? mba ijereo solution ihany ry zalah raha ponsibla a!!
  8. Rajoù

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Tena poa-tsatroka ho an'ny mpanamory rehetra fa nilay ny combat!!! Arahabaina manokana i Joda, Zazamaditra ary Cri t@ 3 premiers places. hitako oe efa tena ambony le niveau! Ho anay teo @ vavahady mena moa dia rarakivy mits t@ passagen'i Joda, Zazamaditra ary Kopela koa dia hirariana ho oatran'reny foana ny rallye @ ty saison 2010. Merci Zalah a!!!!
  9. Tena trop be! mandria am-piadanana Rimorimo!!!
  10. Tonga soa Rabef... an!
  11. oatran'ny ts maharaka tsony!!!! rahoviana no mivory zany?
  12. milay be zany! tena tsara raha mba asiana sary tsikelikely marna fa milendalenda be zay an!!!
  13. Beels> taiza klou elah no nahita an'i Silo tsy dizina rehefa manao spectacle nefa jereo ny inspiraka-ny!!!!! Fa momba le soucis anlah amle NOS dia hiezaka ono ry zalah tsy ho tratran'ny fakam-panahy ka!! hihihihihi
  14. Rajoù

    V-MRC Rallye Chill out

    Tena sarotra iny rallye iny! efa saika kivy ihany fa mbola tsara vitana ka mba tsy nahamenatra loatra ny resultat eny fa na dia nisy maromaro ihany aza ny erreur Arahabaina daolo indrindra ny mpandresy, ho an'i Maiba sy mbolabba fa combat be ny an'leisany tao izay lasan'i Maiba moa ny farany ny amboaran'ny 2rm t@ ty!!!
  15. ny anay fauteuil ny bacquet dia latabatra kely zay ny fixation volant an!!! miara miainga amle volant refa misy fahatairana tampoka
  16. ts asiana resaka ao @ piso fa tena parsi le izy zalah an!!!
  17. Rajoù

    calendrier général 2010

    le reco lasa weekend sy oe Alarobia sy Alakamisy avant rallye ty koa no olana an!!! hisy emboutaka ngamb any anaty speciale any amzany! Naheno koa za oe toa tsy hisy intsony ny fanamboaran-dalana oatran'ny taloha????
  18. miala tsiny fa noho ny antony dia tsy afaka ho présent @ io! Ataovy milay ho an'zay afaka e!!!
  19. Rajoù

    Run Arivonimamo 11 avril 2010

    Tsi> kozy ve? hihihihihi
  20. Rajoù

    Bigbang

    dizin'ny G koa ngamb ty ra Tito ty le!!!! hihihihihi
  21. Rajoù

    Run Arivonimamo 11 avril 2010

    maraina ts afaka nefa raha aprem ve vao tonga any ts efa tara loatra?
  22. Rajoù

    POINT POUR Team So6

    Tena bravo ry zalah an!!!! lasa 3e sahady en une semaine??? milay leisany
×
×
  • Créer...