Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    course de côte Imerkasinina AMA

    hahaha!!! ahitana karazana zistoara mits ty sport mecanique ty hihihihi ! en touts cas, milay fa niverina indray ny course de cote! resaka securité an'ny pilote no mila atsaraina satria dangeureux iany le circuit! mirary fahasitranana haingana an'i rila2real fa tena henjana ihany le sortie an! dia arahabaina koa ny mpikarakara eeee!!!!
  2. in moa no hidiran'ny hoavin'ny @ resaka animation???? ngah moa zay ihany no antom-pisian'le fikambanana?????
  3. Tito> ngah elah ts oe ts mazoto ndray e? ho ana manokana ndray dia ts afaka ny 30 fa misy adidy ts azo hialàna, ny 31 ndray dia hande mission kely any avarabaratra any! miala tsiny e!
  4. miala tsiny fa tena ts afaka rahariva ry zalah an!
  5. Rajoù

    course de côte Imerkasinina AMA

    raha teo i Dada vita leisany hahahahahahaha vazivazy zany an!!!
  6. Rajoù

    course de côte Imerkasinina AMA

    manaova daolo leisany costard mankany dia oatran'ny hoe hamonjy voka-dehibe e!
  7. oatran'ny ts mazoto loatra @ animation au PC satria zahay te hijery rallye fa asa raha hoe misy fika any anaty spegany no hanao animation an!!!
  8. Rajoù

    3 ème manche RBR contest

    Rehefa nalamina ny fotoana dia ho avy hiaro ny voninahitry ny eny fa na dia ho poulet ndray aza! ny fandraisana anjara sy ny ambiansy no zava-dehibe
  9. Rajoù

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Lasa mits oa ny saiko amty oe ts mahazo hita any anaty special any ty. Dia aona raha ambanivohitr'ilay le lalan'ny rallye ka mila mankany izy ohatra amty Octobre ty?
  10. Rajoù

    course de côte Imerkasinina AMA

    fa aiza tsra ao imerkasinina io lalana io ao amle video fa oatran'ny ts koboko an! en tout cas toa ts le miakatra avy aty @ UBP an! saaaa????
  11. Rajoù

    3 ème manche RBR contest

    euuuhhhhh @ 9 ve? Mince alors %$#@!@^&*(
  12. Rajoù

    Livre d'or 5 années de Rallygasy

    zay koa mba mila kasikety eeeeeeee
  13. Rajoù

    Livre d'or 5 années de Rallygasy

    Milay ry zalah aaa!!! arahabaina eeeee!!!!
  14. sali dia tongasoa an! ts hitako mits zay hitiavan'leisany rainiboto zany! tsss
  15. Rajoù

    Chrono&Sports wear

    misy Pointure 45 ve le coquille?
  16. Rajoù

    SLALOM ACCT

    Tena ts tafa tany kle! nanao aona iz tao ry zalah?
  17. vita ihany ny rallye! arahabaina daolo ny mpandresy sy ny mpandray anjara fa henjana iany iny! Za moa efa ela ts nikitika sady presque nilalao tsis reco ka dia ny fandraisana anjara no zava-dehibe! hiezaka hiverina hilalao tsikelikely amzay fa efa henjana be daolo leisany ka ts araka mits
  18. tena mazoto amle pro mits ar ho avy an!
  19. Rajoù

    RALLYE TASAMM #3#

    asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!!
×
×
  • Créer...