Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    calendrier

    riry koa toa oe lasa ASACM? lol
  2. tonga dia mivadika golf2 mits sika vao misy zany annn!!!!
  3. le polo rayé violet sy noir sao oatran'ny gadra le! hihihihihihi
  4. Rajoù

    Ho an'ny Team So6 Flat Out

    oatran'ny vam mits izy ty ry zalah ann!!!! ny anay amzao misy blem kely ndray le ventilateur carte graphique dia mi-raty be le sary le
  5. N58> le elah manao anle casque mits alefa eto!!!
  6. tsy ny PS letsy no mampandeha mafy n RBR a Bien dit lesy a!!! J'en connais beaucoup qui ont des Playseat mais qui sont toujours des tsy voatery ny handresy ny hafa foana koa anie no tanjona fa mba fahafinaretan'ny tena manokana e! kopy leisany!!!!! manala azy dia mimeme, ts koi na poulet aza!
  7. Rajoù

    LISTE DES INSCRITS AUX VMRC

    lasan'leiry daolo zany ny coupe amty kou!!!!
  8. Rajoù

    organisation contest 2011

    ay tonga dia ho mediatisena be amzay iz ty!!! Vonona ny handray anjara en tant que pilote eny fa na dia poulet anle bandy kely iny foana aza Momba ny trano, misy efa an-tsaina ihany fa aleo hiresaka @ tompony mits aloa dia manao tatitra avy eo. siora
  9. aona leity zany tenue sex zany ra PDD??? hahahahahahahha mapatahotra leity
  10. Rajoù

    skin 2011

    sambatra leisany efa vita ny loko! ny anay amzao mbola vao avy nanolo motera dia vao eo am-panaovana mis au point amzao!
  11. Tsy dia manana soso-kevitra tsony fa hitako efa betsaka ny voalaza teo aloha Fa na zany aza misy ambara kely ihany hihihi : - Mety tsara le solotenantsika @ fivoriana hoe i Soaf, Beels sy Big - Manohana le hevitra hoe atambatra @ contest ny remise Manche V-MRC - Momba le classement par classe ndray dia hitako hoe tsy mety loatra satria tena be loatra ny fiara nefa mety hoe fiara iray ihany no classe anakiray dia vao maika hanahirana sy hampitombo depenses. - Momba ilay contest indray dia mila serieux tsara ny team rehetra raha hikarakara tokoa sao mantsy faly fotsny hiteny @ FMMSAM hoe aleo koa zahay hanao. six daolo ee!!
  12. Rajoù

    calendrier

    hitako oe ts faisable raha sady hanao ny manche any Afrika no hanenjika MRC an!!! raha ts oe atao fret aerien isaky ny mandeha ngamb!!!
  13. Rajoù

    VOEUX 2011

    Bonané leisany eeee!!!
  14. Rajoù

    FIRARIANTSOA 2011

    Bonané ry zalah aaa!!!!
  15. Rajoù

    voeux 2011

    Bonané daoly eeee!!!!!!
  16. Rajoù

    Fin d'année So6

    za koa miala tsiny fa mande mariage @ 31 an! fa sao dia mariage ray iany le ho alehanay sy big su damix??
  17. Mampahery ny fianakaviana indrindra ho an' i Freddy sy gino
  18. ando> oz leiry oe anisany ! Tsimandrava> milay daolo ny an'ny bandy rehetra kaaa!!!! dia mba asehoy eto ny sarin'ny anao fa ny an'ny bandy hafa nge efa kobo daolo eee!!!
  19. Rajoù

    rallye des letchis tamatave

    His> iza le anakiroa nanampy zany satria 19 le ao anaty liste ambony io?
  20. mba asio classement ry zalah aaa!!
  21. rila> le deusaka ve!!! hihihihihi an'i Andry Labora io tamzany fa zao ts aiko oe aiza io!
×
×
  • Créer...