Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
fond_de_6

Poulet attitude!

Messages recommandés

cheerscheerscheers Merci:t6: et aussi papalé family tam lé remise omaly!!
Fa poulets zany tao zany annn...lol! Noheveriko fa nisy bassecours mintsy tao.

Et félicitations à ts les recependiaires et ts les acteurs présents!! clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

houhouhou il a chopé aussi le virus "poulet attitude" lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola mamerina fisaorana @ ireo tonga rehetra nanatrika an'iny remise iny fa ny tena zavatra lehibe dia ny fiarahana sy ny fizarana ny fitiavana an'ilay spaoro

Fisaorana manokana koa hoan'Hong Kong izay nandray antsika ampitiavana

Fisaorana manokana hoan'rallygasy izay manohy ny "partager la passion" t@ fanolorana ireo trophée

Fankasitrahana ny antsika rehetra so6 izay vy nahitana sy angady nanana an'ilay hetsika iny ...... clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misaotra antsika rehetra namaly ny antso sy nikarakara éé lol!lol!lol!

la "poulette attitude" zany raha fitinnina D taimbaka maivana entre so6 pour mettre l'ambiance mais C jamais méchant éé. petit rappel ho an'i vahiny tonga teny mankony ann hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapcheerscheers bravo ho antsika rehetra e! nahafinaritra iny nilay beuuuuhhh sady PARTAGER LA PASSION no SOA NY FIARAHANTSIKA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha fintinina dia MILAY EEEE!!!!!! cheerscheerscheers
Mankasitra ny rehetra indrindra fa Papalé sy Sam Alain mianakavy, dia misaotra koa an'reo namaly ny antso e! clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay mou na tsy teo aza dia mamporisika ny hitoizany fiarahana e!! Wink Saotra e!! clapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

henonay ilay izy fa noho ny fitadiavana de tsy tonga ny akama eh fa ho avy hanotrona raha vao eto antoerana merci papale dia aza adino ny volley tazanay indray io volley beach eny @ by pass io fa dia makasitraka eh ! afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...