Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Tuto photoshop kely amin'ny fanaovana skin

Messages recommandés

Hiezaka ato anatin'ity rubrique ity zany hanome toro-hevitra kely ho an'ireo izay liana mba te hanao skin perso e!
ampiako miandalana ihany le izy fa arakaraky ny fotoana ihany moa izany

mialoha an'izany anefa aloha dia tsara raha manana an'ireto isika ankoatran'ilay Photoshop ,

Dia ity no ampiasaina mba hanovana an'ireo fichier namboarina (psd na jpg) ho lasa DDS ka afaka atao ao @ RBR

http://38.118.213.145/422ej1vikb+/gamingfiles/Elite_Force_2/Utilities/Graphics_Tools/dds_converter_v21.exe/X6

Vita izay dia tahaka izao no zavatra ampiasaina ao @ Photoshop


io izany no espace de travail izay ahitana ny gestion de calque, sy ny barres d'outils

ity ny gestionnaire de calque


ary ity kosa ny barre d'outils


Alefako miandalana ihany ny fanazavana mikasika ny outils tsirairay fa aleo aloha hiditra eo @ tena fanaovana skin isika satria misy² ihany le izy

Ny natao andrana teto izany dia focus WRC 06 izay nalaina tao @ BHMOTORSPORTS ary template no nampiasaina;

Template no nampiasaina satria ny template dia mbola fichier Psd ary mbola hita ao avokoa ny éléments rehetra nanaovana an'ilay fiara (karazana image vierge zany le izy e)

rehefa azo izany dia sokafana izay fichier mitondra ny anaran'ilay fiara ary miampy hoe external ho an'ny skin extérieur eto dia ford_06_external_template.psd

ary ohatran'izao ny fivoakany ao @ photoshop


hitantsika amin'izao fa tonga dia miavaka daholo ny zavatra ampiasaina rehetra amin'ny fanamboarana an'ilay vam dia anjarantsika no manampy izay tiantsika ao arakararaky ny inspiraka tsika. (marihina aloha fa tamin'izao nanao an'ilay tuto dia tsy nisy inspiraka mihitsy fa niainga fotsiny tamin'ny principe de base fotsiny an)

ka teto dia nanampy groupe de calque iray aho mba hafahako tsara manavaka ny efa misy ka toy izao ny famoronana azy (tsy voatery manao an'io nefa tsara io mba hampilamina an'ilay izy)
eto dia nomena anarana hoe fanampiny ilay groupe de calque vaovao izay natao mba hametrahana ny inspiraka rehetra

rehefa vita izay dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao isika ery @ gestionnaire de calque



vita izay dia manomboka amin'izay ny tena fanovana

ny tanjona eto dia ny hametraka 2 bandes jaunes eo @ ilay fiara, ka ny outil ampiasaina dia io hitanareo eo @ barre d'outils sur fond blanc io, tracé rectangulaire no ampiasaina amin'izany, jerena tsara nefa mba ho ilay tracé ihany no miseho ka mila verifier-na ilay onglet kely ery amin'ny haut gauche ery (jereo eto) mba ho eo @ ilay ampovoany ohatran'ity


rehefa azo io tracé io dia mampiasa indray ny selecteur de tracé isika mba hafahana mi-ajuster tsara ilay tracé vaovao amin'ilay vam misy points isaky intersections ilay izy


rehefa izay dia selectionner-na ny point tiana ovaina dia akisaka amin'ny alalan'ilay selecteur dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao


Akisaka moramora amin'izay le point mba hifanitsy tsara amin'ilay dia mba mahazo zavatra ohatran'izao


hiditra amin'ny bande manaraka isika, mbola le methode teo ihany no ampiasaina aloha fa avy eo mampiasa outil hafa indray mba hanaraka tsara ny courbure an'ilay vam le izy, ny outils ampiasaina dia ity

azo ampiana izany ny point d'ancrage amin'ny alalan'ny Ajout point d'ancrage ary amboarina ny courburen'ilay tracé amin'ny alalan'ny conversion de point.
ity zao ohatra


ampiasaina ny ajout de point d'ancrage sy ny conversion de point mba hanakaizany ny ligne ilay vam tandremana fa ilay 2 extremités an'ilay point no kasihina @ ilay conversion de point an!! ohatran'ity @ sary ity


dia mba mety mahazo zava-javatra ohatran'izao isika



mbola hitohy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Rehefa vita tsara ny detouragen'ilay tracé dia miditra @ selection amin'izay isika;
manao clique-droite amin'ny selection de tracé isika ary manao définir une séléction
tahak'izao

ary mitohy toy izao,


rehefa vita ny séléction dia mahazo zavatra ohatran'izao


vita izay dia afaka miditra amin'ny fandokoana amin'izay isika, nefa aza adino fa mialohan'io dia tsy maintsy

mi-creer calque aloha isika, eto ilay izy dia atao amin'ilay groupe fanampiny eto amin'ny ilay tuto izy dia mitondra

ny anarana calque 1 aloha


maka ny pot de peinture amin'izay ary lokoina ilay selection teo


vita izay dia mila manao ny ilany ihany koa isika, mitovy ihany moa ny sisiny roa ka dia mampiasa ny duplication de

calque isika mba hanafaingana ny asa, miditra eo @ gestionnaire de calque isika ary manindry an'io fleche kely à

droite io ary manao duplication.
toy izao


Jerena tsara nefa hoe aiza no asiana ilay calque ho dupliquer-na, eto izy dia ao @ ilay fichier niasana ihany ary

tonga dia misy hoe copie foana izay calque dupliqué


Raha mijery eo @ ilay gestionnaire de calque isika, dia hita fa misy hoe barre jaune sy barre jaune copie ao

anatin'ilay fanampiny, afaka mametraka an'io ery amin'ilay sisiny droite amin'izay izany tsika zao ka ny outil

selection no ampiasaina; tsy adino ny mi-cocher an'ilay selection automatique de calque ery ambony mba hafahana

manaraka tsara an'azy dia mahazo ohatran'izao isika


akisaka eny amin'ny toerana tokony hipetrahany amin'izay ilay izy (matetika touche directionnel aloha no ampiasaina

satria mifangaro @ ilay tena izy ilay calque vao avy no dupliquer-na dia miara mifindra) dia mahazo zavatra

ohatran'izao isika


Ny iray moa côté gauche ny iray côté droite, donc mila avadika ihany koa izany ilay calque, ka toy izao indray no

fanaovana an'azy

dia izao no valiny azon-tsika


vita izany aloha izany ny famtrehana an'ireo bande jaunes fa hiditra amin'ny etapes hafa indray isika,

zavatra saika hadino, raha jerena tsara eo amin'ilay gestion de calques dia misy ny sasany tsy misy

an'ilay ohatran'ny icône maso kely ireny, izany hoe izay misy an'io icône io ihany izany no affiché eo @ planche de

travail.


ny étape manaraka ho atao dia ho ampiana ny lokon'ilay fiara satria mba mety mahita inspiraka hafa izany isika fa

raha ny eto amin'ny ohatra dia fotsy, manga ary mena no eo.
ny ataon-tsika eto nefa dia ho atao degradé ilay loko satria ny tanjona dia ny mba hampalalana antsika ny

fonctionnalités an'ireo outils rehetra ao @ photoshop;
ka toy ny teo aloha ihany dia mila mamorona calque iray isika, eto dia nampiarahina amin'ireo loko 3 par défaut izy


vita izay, dia soloina degradé ilay pot de peinture ary double-cliquer-na dia mahazo zavatra sahala amin'izao isika

raha ohatra moa ka tsy misy mety aminao ireo degradés prédéfinis ireo dia tsotra ihany ny mamorona arak'izay hitiavanao azy ka toy izao no atao;
ilay carré fleché noir dia midika intensité an'ilay loko, ary ilay eo ambany dia ny loko ampiasaina aminy, eto moa dia ny mavo(côté gauche) ary natao orange ny côté droite ka ny nahazaoana an'io orange io dia mi cliquer eo @ ilay carré côté droite fotsiny dia miseho avokoa ny option rehetra eo ambany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Wow ! Merciiiiiiii cheerscheers

Tsy andriko izay ahatongavan'là am le partie transparent reny fa eo fôna za no mi-plante !! bouncebounce


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ouaouuuuuuuuuuu cheerscheers

Fa zany hoe izao:za tsy miala am ZDRC, lol!lol! where is Bryan afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa nanomboka nanao essai aho omaly ! 207 hanaovana curtiba no kotrana efa atao ao! ka dia isaorana eram-po erantsaina zany i Tsi2 am ty tuto inty izay hinoako fa mbola tsy vita ary ny ZDRC izay nanoro ny tenanay ny base sy consultance téléphonique. prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia mitohy ihany ny tuto e.
nisy fangatahana moa io nataon'i Nari9 dia ho ezahiko valiana eto no sady tonga dia ho appliquer-na amin'ilay tuto
eto aloha dia mbola any @ resaka loko ihany isika no mampiasa azy.
ka ny mba hazaona an'ilay transparent ao @ degradé dia ilay misy carré noir, matetika rehefa atao eo ny curseur dia

mahita sorata hoe Etape d'opacité ianareo dia atao 0% ny eo @ opacité dia mahazo transparent ianareo

manarak'izay rehefa vita tsara ny degradé dia alefa eo @ ilay sary na séléction tiana ho lokoina ary taritina

arak'izay hitiavana azy.
toy izao


remarque: bouton gauche maintenu enfoncé

rehefa tonga eo @ ilay point tadiavina dia lacher-na amin'izay ny bouton gauche dia tokony hahazo zavatra

ohatran'izao


Raha io sary io no jerena dia tokony hizara 2 izany ny lokon'ny fiara, une partie orange et une partie blanche
mbola tsy tena mety tsara anefa satria raha ilay template no jerena dia tafiditra ao @ ilay partie voaloko orange ny

pare-choc avant donc tsy maintsy esorina izany ilay loko dia mampiasa indray isika amin'izay ny outil plume ary

manao tracé ohatran'izao


raha jerentsika dia tsy no afficher aloha ilay calque misy ilay degradé orange mba hafahana manasongadina tsara ilay

pare-choc avant.

atao tsara ny ajustage dia miverina @ ilay definition de séléction toy ny teo aloha isika dia mahazo zavatra

ohatran'izao



Vita ny selection dia averina afficher-na amin'izay ilay calque orange no sady selectionner-na dia mahazo an'izao



Manao suppr fotsiny sisa dia mahazo an'izao


Vita izay zany ny tapany voalohany dia enregistrer-na ilay ary avadika DDS fotsiny.
dia tokony mahazo zavatra sahala amin'izao isika rehefa milalao




ny tuto manaraka fametrahana soratra sns

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bon hanazava kely ny fametrahana anaran eo @ fitaratra ndray ngamba.

sur les vitres placez ce que vous voulez comme inscription. selectionnez ensuite ce que vous avez inscrit ( CTRL+ click sur le calque correspondant dans la palette des calques et il selectionnera seulement ce que vous aurez inscrit)

Allez ensuite dans la palette des couches (à droite de la palette calques) là vous aurez les differents couches de couleur qui compose l'image (Cyan / Magenta / Noir / Jaune) .... ainsi qu'une couche appelée couche alpha. c'est cette dernière qui s'occupe de la transparence des vitres et autes. La couche alpha est en noir et blanc. la règle c'est que plus c'est noir, moins on verra ce que vous aurez "peint" sur les vitres et plus c'est blanc, moins il y aura de transparence. donc ce qu'on va faire c'est à partir de la selection peindre tout simplement en blanc sur cette couche les parties que nous aimerions être bien visible.

Tips>>> peignez vos fenêtres en noir ensuite passez à la couche alpha et là, peignez la vitre en gris tirant vers le blanc et vous aurez des vitres teinté noir laissant à peine un peu de visibilté à travers vos vitres

exemple la subaru N12 Ken Block avec les vitres teinté sur les côtés



posez vos questions si c'est pas clair

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
bon hanazava kely ny fametrahana anaran eo @ fitaratra ndray ngamba.

sur les vitres placez ce que vous voulez comme inscription. selectionnez ensuite ce que vous avez inscrit ( CTRL+ click sur le calque correspondant dans la palette des calques et il selectionnera seulement ce que vous aurez inscrit)

Allez ensuite dans la palette des couches (à droite de la palette calques) là vous aurez les differents couches de couleur qui compose l'image (Cyan / Magenta / Noir / Jaune) .... ainsi qu'une couche appelée couche alpha. c'est cette dernière qui s'occupe de la transparence des vitres et autes. La couche alpha est en noir et blanc. la règle c'est que plus c'est noir, moins on verra ce que vous aurez "peint" sur les vitres et plus c'est blanc, moins il y aura de transparence. donc ce qu'on va faire c'est à partir de la selection peindre tout simplement en blanc sur cette couche les parties que nous aimerions être bien visible.

Tips>>> peignez vos fenêtres en noir ensuite passez à la couche alpha et là, peignez la vitre en gris tirant vers le blanc et vous aurez des vitres teinté noir laissant à peine un peu de visibilté à travers vos vitres

exemple la subaru N12 Ken Block avec les vitres teinté sur les côtés



posez vos questions si c'est pas clair

tena tsy azoko hoe ilay vtre rehetra mintsy ve no lokona blanc sa ilay misy autocollant??? dia misy an ilay cocher na iny eo am ilay couche alpha iny dia mivadika rouge be lé vitre, et apres???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
normalemetn quand on regarde la couche alpha on décoche toute sles autes couches. rha mbola menamena, dia mbola tsy izy zay fa décocher-o daholo ny couche autes que alpha Dmivadika noir et blanc io.

Ny autocollantihany no lokona. fa tsy ny vitres rehetra akory

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah?
sixa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
normal satria lay external fotsiny no nosolion la fa le external scrape ko mila ovaina.

astuce: fafao le external scrape d'origine am RBR an le vam; d copieko klk par lay external efa vitan'la, renommeo mitovy am le external scrape nfafana teo d avereno ao anatin'lay repertoire textures am zay d mlamina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah?
sixa


ny tsotra indrindra dia enregistrer-sous in-2 ny external.dds ary ny iray atao external scrape.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Rajoù a écrit:
Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah?
sixa


ny tsotra indrindra dia enregistrer-sous in-2 ny external.dds ary ny iray atao external scrape.


raha saxo ohatra ny nom de fichier hoe saxo_external.dds dia iny ihany no atao copie dia renommena hoe saxo_external_scrape.dds et le tour est joué cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
En fait tu as deux façons de proceder à la conversion d'image,
soit tu prends le plug-in dds pour photoshop ci-dessous
plug-in

soit tu utilises dds converter que tu pourras aussi prendre ici
ici

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci beaucoup maître Tsi2!! prierprierlol!lol!

Tu peux nous montrer comment on fait pour mettre les autocollants sur la voiture stp?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Et ou je pourrais télécharger le template de Subaru N12 svp??Pasque le liens que rallyesim a donné pour le télécharger ne marche pas... Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nena zao sub N12 iny no nataoko skin defa vita fa ny blemko d tsy aiko mits we aiza no apetraka d inn no anarany fa fa tsy mety mande mits ledala fa mba omeo toro-hevitra zalah a!
ay saika adinoko efa navadiko .dds le izy fa le emplacement sy ny anarany sisa no tsy aiko

merci e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ao amn dossier RBR>cars>"lavoiture">texture>
ao mis we
1- ....external (io le carrosserie ref vaovao)
2- ....external_scrape (io leiz ref mikasoka, ra ts amborinla io d vo mikasoka d le skin original no mivoka)
3- ....esternal_transparent (fitaratra sns...)
ireo zan no remplacena, ts azo ovaina mits ny anarany, tsara manao sauvegarde le original ian ra vo mianatra fa sod ts mety
ndraindray miova kel io fa miankina amn tomobil fa ny tsar d installena le plugins .dds amn photoshop d ao no manao ouvrir d tng d mipotra ny apercu le fichier tsirairay

ny format d'enregistrement dds ampiasaina :
- DXT1 ARGB 4 bpp | 1 bit alpha
-2D texture
-Generate MIP maps

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...