-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
-
-
-
-
-
-
Mon 1er scratch sur Rallyesim !
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
Bon tsy aritro ny tsy nametraka azy fa tena fotoana manan-tantara ! (Oui la modestie me manque ces derniers jours mais ne vous en faites pas, le retour à la réalité viendra toujours ) Sady en plus-n'izay bad cond dia evo6 ny daba an Mahazo mihorohoro @ izay tsika rehetra @ 2010 fa radizina se mets enfin à scratcher !!!!
-
-
Hay tena efa valaka ialahy - izaho gaga ihany hoe c'est pas son genre de laisser passer des secondes comme ça ... ie gaigy aloha le 12 spéciales d'affilé e - manao session public lava be miaraka @ zalahy ihany @ iny dia mba miha-zatra kely. @ herinandro indray zany e !!! zà tsy manaiky fa tsy maintsy miady 1er gasy foana !!!! (rehefa misy chances moa zany mba omen'ireto fusées reto : Stekam, Maximumattack,fablide, Beels, etc )
-
Tsss ... naika tsara nefa, départ dia TAQ sur Pribram R, dia ni-déconcentre dia nandrava fefy dia farany nidona t@ vato be Dia soa ihany fa tsy KKK aloha. Fa ny tena nilay dia je me suis retrouvé en bagarre avec Maximumattack lui-même !! le grand maître en personne !!! Bon nanao erreur zany lery fa à la régulière aloha impossible mihitsy ny hananako chance hi-dépasser-na azy fa bon ... Nanomboka tao Joux Plane 2, tsy haiko zay nahazo an'i lery fa il était à 7s derrière moi à l'arrivée. Io aho eo fa efa courage be ! Dia nieritreritra indray hoe 7s zany connaissant Max il va me les prendre sur un seul split ... tsy quoi zany fa je vais me défendre bec et ongles !!!! Mineshaft 2 : mbola nanao erreur koa angamba lery, zà koa @ io efa à la limite extrême du KKK sur chaque virage , à l'arrivée je suis encore devant !!!! Vao maika koa courage asio asio ... saingy East West ny manaraka, spéciale lava be ty je ne pourrai pas le contenir derrière en plus de cela East West est super piégeux - donc stratégie vaut mieux assurer, s'il passe devant on se rattrapera plus tard .... Dia inona tokoa fa Max me mets 14s sur East West !!! du coup c'est lui qui se retrouve à 7s DEVANT moi !!! Dia mbola tsy manaiky resy aloha fa tairo ... mbola misy 4 spéciales vao vita ny rallye !!!! Greenhills indray ... tsy tafa ty hoa, je glisse trop sady spéciale fohy kely je ne lui reprendrai rien hoa ... Prospect 2, efa manomboka zatra an'ty fa asssioooo ---> résultat TAQ fa soa ihany fa tonga dia nitodika tany @ lalana ny lohan'ilay fiara dia ny tena loza dia nidofotra t@ ilay sarona dalle juste après arrivée ilay daba --> surchauffe Nefa nanao erreur koa Max tao dia il se retrouve de nouveau à 2s derrière moi !!! De courage be indray hoe 2 spéciales qui restent, 2s d'écart avec le maître , lasa tonga dia à fond sur Joux Plane 2 Dia ny tena nasosop*** surchauffe be le daba dia namono tena t@ le descente be sur Joux Plane 2 ... kivy tanteraka Nefa nilay be le bagarre niaraka t@ Max A la prochaine lesy bainina a !!!!
-
-
-
Piste SRK immertsiatosika (slalom ACCT - team so6)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans Setup
-
Comment avez vous decouvert RSRBR?
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
HORIZON 2010 //////////IMPORTANT ////////////////
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de m1 dans V-MRC Old
-
-
Saison nahafinaritra Nanomboka t@ Evo6 GrA ex-Soaf t@ Jovenna sy Dzama fa kely dia kely ny chances ni-marquer-na points t@ ireo ovnis bdb sy @ ireo Evo9 izay matanjaka lavitra kokoa noho ilay evo6. Ny tena koa tsy te hitondra Evo9 fa efa be loatra le evo9 t@ le plateau Dia hoe bon aleo milatsaka 2RM kely ary satria toa tsy motivé raha handray départ nefa tsy mba afaka miady points akory. Rallye SRK ary avec la 306 dia on se classe bien 4ème en ratant le podium de 3s Fa nalahelo 4RM indray (oui, je sais, je suis compliqué ) - hafa ihany ilay mba afaka mi-drifte tsara e dia hoe aleo ary miditra GrN indray na dia mbola nisy advers henjana be koa aza tao Fa tsy dia naninona ihany ka : 2 4ème place en GrN, cela aurait pu être pire hoy ny vazaha ... Bon fa t@ ity izany no 1ère saison complète ho an'ny tenanay dia mbola tsapatsapa sy manandrakandrana aloha, fa @ herintaona tantara hafa indray
-
saison 2010 quelle sera votre prochaine monture?
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans V-MRC Old
WRC Sub S14 efa à 98% sûr fa miandry ny confirmation avy any @ Prodrive sy rallyesim fotsiny sisa ... saika niala sub ihany t@ ilay Impreza 06 tsy namely mihitsy fa nampanantena ry zareo fa tena tsara ilay fiara vaovao Fa saingy pas sur toutes les manches du WRC satria handray anjara @ JWRC ny tenanay @ herintaona ny fiara no mbola en discussions sady betsaka ny choix : Swift, C2, ... rehefa akaiky mihitsy angamba ny 1ère manche vao ho fixé @ io. Ary mbola mety tsy hitondra matetika ilay S14 aza satria hitsiritsirika kely ao @ PWRC ao koa , raha io aloha dia 207 S2000 ihany na Punto S2000 Dia momba ny MRC dia ny sûr aloha dia on sera en 2RM pour toute la saison raha miakatra GrN Henintsolberg dia zà zany midina 2RM (on échange juste nos places). Bon le 2RM zany sady mahafinaritra no misy wawawa no betsaka ihany koa fa mba atao sérieux tsara @ izay izy @ io saison 2010 io. Ny fiara no tena mbola , ny sûr dia A6 na A6K fa tsy maintsy mbola hanao essais be de be vao hanapa-kevitra. -
-
-
-
-