Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. manetsiketsika ny devoly-ko lisany zany zoma maraina an !!! vonjeko eo lisany raha misy possibilité !!
  2. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    Tiko lôtra io daba io dommage fotsiny izy @ rbr somary fragile ...
  3. zà sabotsy sy Alahady no afaka fa ho antsoiko ihany elà ra-prez
  4. thomas_radstrom

    IRC - le futur...

    Tu en as de la chance ! un jour on te rejoindra sur une épreuve !
  5. tokony omena fotsiny io cinqs io kle
  6. thomas_radstrom

    106 t16

    fiara tsy azo omena hoentin-drafotsy izy zany !!!
  7. Bonjour Jim, Merci bcp !!!!
  8. Ho avy rehefa malalaka iny ! zany hoe izao aloha mbola na ny rallyesim fotsiny aza efa somary serré ihany an !
  9. thomas_radstrom

    V-MRC Rallye Boeny

    Mahafinaritra marina fa podium 100% gasy !!! Ny anay moa zany dé kkk 1ère spéciale t@ ny anay mou zany tsy dé blem rscenter na connex loatra fa c'est le pilote qui a vraiment merdé Vao niainga pirka menoko dé efa attaque à 150% angamba, kay nalama be lé lalana tsy ohatran'ny t@ reco ...
  10. thomas_radstrom

    V-MRC Rallye Boeny

    F'inona indray ty nahazo an'i Beels ???? retour bureau ???
  11. dé old school marina izy zany ... e30, cox, starlet , ... ça avait l'air fun en tout cas, peut-être un petit challenge "trax" pour la prochaine fois ?
  12. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    ary i GGB vé hanao ? (tsy izany mantsy fa on l'aime bien notre lapin du forum )
  13. thomas_radstrom

    Deuil FMMSAM

    Toutes mes condoléances.
  14. Lé kozin'i CB+ io koa no nolazain'ny mécanicien-ko anà : hoe aleo mividy daba efa préparé. Toa 30M fmg eo hono mahazo Clio préparé hozy lery. Fa zà aloha nanontany fotsiny comme ça t@ zany fa tsy mbola nihevitry ny hanao zany.
  15. Ka zà angé efa nangataka hiofana dé noroahin'ilay pasitera avy eo fa saika hanao projection film t@ izay dia film an-dry Katsumi reny no no-proposer-ko hojerena !!!! (koa rizalahy tsy nety t@ lé Fast Furious kou !!! )
  16. thomas_radstrom

    ok

    Soraty eto marina f'aza alefa mp zany fa izahay koa milalao foana rehefa resaka daba e sady zà à peu près manana temps libre bé (chômeur RBR no amelomana vady aman-janaka ), RFactor efa nilalao ihany taloha.
  17. thomas_radstrom

    Vodafone Rallye du Portugal 2010 -

    Ny ahy aloha dia nitombo 1 indray ny idole-ko é
  18. Ohatran'ny bandy client ko io Serge Renaud io andraso anontaniako lery hoe inona no dikan'lé AIE AIE AIE AIE !!!
  19. Hanao rallye vé ra Tsi² zany ? ny ahy moa tsisy fantatro zany resaka mecanika zany fa asio asio ihany ny ahy rehefa any anaty spegany !
  20. Miala tsiny fa tsy ho afaka mihitsy @ sabotsy é Team Fiderana :
  21. thomas_radstrom

    peugeot 504

    OK merci lesy ho andramana io
  22. thomas_radstrom

    peugeot 504

    ShawnCarter> Ahoana @ izay lty ny mi-positionner lé pneus ? Ho hajanoko zany ilay type 2 rehefa hanao type 2 ihany nareo fa 256 an'i Maika angamba no atao
  23. hain'la tsara ann hihihihiihhihiihi Andeha ho enregistrer-ko mihitsy ny son @ io video io dia ovaiko an'io ny @ rbr dé mba atao kou rehefa milalao
×
×
  • Créer...