-
Compteur de contenus
507 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par focus11
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
marina ny an'i Thomas, prenez soins de vous tous, soyez prudents et......mifankatiava hatrany. rehefa mivoaka ny trano dia aza adino ny mifampitsiky fa tsy hay ny ho andro. C'est comme cela qu'on s'est dit aurevoir Hathor et moi, dans le sourire. Le matin andehanan lery hiasa ny asabotsy iny dia mbola nifanala dia avy eo nifampilaza hoe "mazotoa dia mitandrema" "il m'a repondu "tsika mitandrina tsika ka, sady misy garde du corps mlay be ao ambony ao" (reference a Dieu) ensuite en souriant et en refermant la porte il a dit : "okay e, rariva" J'aurai jamais imagine que j'allais le revoir et rester avec lui toute la nuit mais......a la morgue. Quand les coups de fusils ont commence, j'ai pense a l'appeler pour lui dire de se tirer de la et qu'il ne prenne pas trop de risques. Mais je me suis dit qu'il devait encore etre occupe a se tirer.....5 mn apres, j'ai recu le coup de fil me disant qu'il a recu une balle.... pour vous dire aussi que, si un etre a qui vous tenez vous manque ou que vous vous faites du souci pour lui, ne remettez pas a plus tard pour l'appeler.... Misaotra an'ny nanotrona atr@ farany Focus
-
aiza dia kan? ngamb kosa apres la periode de pluie kosa parce que G eu ma dose de fotaka durant l'enterrement hein!!!!.... Mankasitraka ny ASA TANA 3 sy ny Gp PACOM tonga namangy, tsy nanadino na dia efa ela no tsy nifampitafa aza, mankasitraka tompoko. Ho lasa amin'izay anie ny ratsy rehetra dia ny soa sy ny tsara @zay no hiarahana atrany..
-
Saika anontany ny hoe misy mahafantatra an'i Jeannot Ramambazafy de madagate.com ve lisany????????? Nahita ny sary tao aho dia mangataka "gentiment" ny analana ny sarin'ny rahalahiko tao @ site. Cela est mon droit de le demader, et la je l'exige. Par etique professionnel en tant que journaliste, il lui est moralement interdit de publier des photos de collegues blesses, qui plus est en train d'agoniser et de mourir. Par ailleurs, il n'a pas le consentement de la famille pour la publication des photos en large diffusions (en prenant en gros plan mon frere, il a commis son erreur) Faites lui savoir que des poursuites judiciaires pourraient s'en suivre s'il y a reticence de sa part. Je n'accepetrai d'aucune personne d'utiliser la mort de mon frere pour faire monter sa cote de publicite (qu'il soit 'journaliste-webmaster", ou qu'il soit ex-maire ou qu'il soit president)
-
Misaotra betsaka ny bandy rehetra eto @ Mraaly @ fampaherezana. Misaotra ny rehetra ihany koa. @Alarobia @ 11h30 no miala aty Anjanahary ny razana hamonjy any Mahitsy. Ny fiara hiombonana dia misy fa mila misoratra anarana: 15.000 fmg aller/retour ny saran-dalana. Ny lalana dia 3km de route secondaire fa sinon le reste Route Nationale. Lay lalana secondaire tsy ratsy be,fa tsy voasafidy ho atao ss ihany koa anefa........ Nifampiresaka t@raiamandreninay aho dia hoy izy hoe tsy olana mihitsy ny bandy manao ny chemise Ho voninahitra ho ahy sy ho an'i Hathor raha afaka milanja an'lery lisany avy ao am-piangonana makany @fasana. Tsy tena alavitra akory ny fasana....100m maxi... lisany indray no mifandamina zany hoe isaky ny firy pas no mifandimby lisany... Misaotra mialoha ireo izay ho avy, ireo izay tsy ho afaka dia tsy ho omentsiny mihitsy, samy mahalala fa @ fotoana fiasana io fotoana io ka tsy ifanomezan-tsiny zalah Mankasitraka an'lisany ry zalah fa manana rahalahy tokoa manana an'lisany. p.s: raha misy mieritreritra ny andeha ilay fiara iombonana dia Nerone antsoina hametraka ny anarana. ok,zalahy a
-
-
-
Photos Cockpit Voitures de Rallye à Mada
focus11 a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
-
Photos Cockpit Voitures de Rallye à Mada
focus11 a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
aaaaaaaahhhh....le petit gars colle son nez à la vitreuuuuuuuhhhhhhh....aaaahhhhhh, za tsy mataty an'ireny mitsy fa tonga dia mitrerona foana vao misy manao an'izao leu........... lay cocpit un peu spécial an'i nirina58 kosa sava an, fa........(tsy maintsy misy "fa" foana ve refa miteny lety hozy zao lery io) ampivoany be ilay sujet.bien mis en évidence izy, oui, fa la apovoany be. Renseihnes-toi sur les différents style de cadrage indray nge e...C assez simple ary tonga dia misy différence avy eo....alefaso eto ny sary refa itan'la ilay cadrage manavanana an' toi -