Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

focus11

Membres
  • Compteur de contenus

    507
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par focus11

  1. pour ma part, RBR a été découvert par hasard : je rentre dans un magasin de jeux , de mp3, de film... juste pour voir. En survolant les CD de jeux, je Richard Burns Rallye. Je me suis dis :" Richard Burns moa grand @rallye ra tsy diso za. Grand noho Collin McRae ve lery matoa nanaovana jeu koa??? Nefa maninona no tsy malaza noho ny Collin???" Dia novidiana aloha sady hoe ndao mba handramana fa ny Collin efa lany tsianjery loatra. Arrivé à la maison, je montre le jeu à Hathor en lui disant :"Tiens, on va se défier sur ce truc comme ça aucun de nous n'aura d'avantages pck C nouveau pour nous!" il me répond "C koi ce truc??? personne n'en parle, C sûrement pourri ton truc là!" On installe et on essaie. Et là, rien qu'en entendant les instructions pour l'école de pilotage, on y est resté 6h d'affilées. Le lendemain, un pote passe à la maison, on lui montre le jeu et il nous sort :"C le meilleur simulateur de rallye, des gars à Mada organisent même des tournois sur ce jeu, il paraît que C Laza qui détient les records de toutes les pistes en ce moment (c'était en 2005-2006 raha tsy diso za)" et nous on s'est dit "Ah bon???" Par la suite nahita skin mikasika rbr sur net, dia niditra tato @ mrallye, dia mijery ny resaky ny bandy dia talanjona hoe "ôtriny tena manao rallye mitsy ny fomba firesak zalah kle" dia nandefa MP an'i Hents mikasika skin D natorony teo dia avy eo tsy tadidiko intsony ny nahatonga ahy nicontact an'i Big pour avoir les Mise à jour fa nony azo le izy dia tsy tafiala intsony Na dia izany aza anefa, tsy accro lôtra @ RBR aho fa rehefa misy feeling dia manao. La preuve, ça va faire 4 mois ngamba tsy nikitika RBR fa tsy mitady hilalao be le tsy manaiky reny fa mionona. Misy fotoana hoe te hilalao mafy fa rehefa tsy afaka dia tsy atao mankarary lôtra.
  2. focus11

    BILAN SAISON V-MRC 2009

    2009: L'année que j'aime le moins de toutes les années que j'ai vécu première saison pour Focus cette année. On a juste participé, pas sérieux du tout en plus, on arrive même pas à la mi-saison que l'ordi crash. du coup on perd tous les donnés, et quand on réinstalle un mois après, on est déphasé de toute la troupe, du coup on devient spectateur pour terminer 2009. On verra pour 2010, mais on va encore rester en GrN avec un peu plus de sérieux
  3. itako milay aloha lay hoe mi-motivé ny bandy e, ary raha tsy atao vola aza ny enjeux fa coupe e?? (coupe espoir ho hiantsoana azy ohatra:) ) lay kilalao refa manomboka misy vola manko manomboka ôtriny tsy dia kilalao tsony, amiko aloha zany an
  4. tafalatsaka an!!!! sady toudé artistique be lay heritreritra an fa contre jour tsisy ôtrzany kou an na toudé mampiasa SB900 ôtriny Tjay D milamina (mbola tsy nipoitra ny sary t@ FF1 nalain'iTjay sy ny D700 e?? mba teneno kely izy zay mahita azy handefa fa te hijery hono zay hoe )
  5. focus11

    Logiciel retouche vidéo

    Premiere Pro cs4 j'en ai aussi si ça te tente j'utilise Adobe premiere parce que ceux qui m'ont formés l'utilisaient, donc je ne peut dire si les autres sont meilleurs parce que je ne connais que celui-là
  6. ca va venir avec la pratique, tu vas voir...c comme la conduite, tu t'entraines et ce sera naturel apres
  7. Les temps de la 205 fusee kle Grand elah Max a Fa combat be kay ny peloton de tete tany an??? Felicitations GGB sy Iando. Vivement le championnat 2010 kle
  8. rahoviana marina??? ma question fotsiny dia hoe so6 control + so6 photo sa so6 control photo mihitsy??? raha photo fotsiny manko dia mila maka sujet ho alaina. raha ampiarahana @ so6 control dia efa misy sujet ho alaina dia izay tsy mitondra maka sary nefa manjary efa omena lesona conduite dia hieritreritra vitesse, exposition, ouverture + cadrage koa ve??? ce serait bien nefa @zay tonga dia mise en pratique raha raikitra sy mazoto isika dia tsy maintsy avant mi-novembre zany...za tsy ho eto an-toerana pour 2 mois manko avy eo
  9. Ma preferee tips kely : nilatsaka kely kokoa dia lay bandy kely eo ambony vato ireo no natao nette dia flou en second plan lay olona mikopakopaka an Bera dia Bera mbola flou kokoa en arriere plan. Mais ce n'est que mon angle de vue a moi fa tsara le izy, tiko be lay hevitra
  10. focus11

    Roadbook

    leeeeeeuuuuuuuuuuuty e, tokony navelan'lah teo ihany Quand le visionnage et le lecturage zany???? raha week-end dia very a zany, nefa itako avy aty fa ho weekend e???
  11. focus11

    Animation 2nd rallye FSAM

    ah dakor. Mampalahelo marina izany fa aleo any marina fa ny kiana tsy maintsy hisy foana Siora!!!
  12. focus11

    remise RBR V-MRC FMMSAM

    ary raha atao hetsika tsy misy vola? (nefa otriny ho hafahafa e?) za aloha dia tsoriko hoe vao sempotra kely dia tsy namonjy une fois dia ohatrany tsy dans le bain tsony dia tsy naharaka intsony kou ny emploi du temps mihitsy no tsentsina be no mahatonga ahy misalasala haneho hevitra eto izao
  13. focus11

    Roadbook

    Dia inona no ho atao @zany??????
  14. focus11

    Animation 2nd rallye FSAM

    euh...mety ho fantatra ve hoe nisy inona ry zalahy? sa aleo tsy resahana? ho anay lay tsy tany manko
  15. focus11

    Rfactor et ses diferrents mods

    configue minimale?????? hents>>rahovina za no afaka mlalao any @la?refa mahazo tonga any manakotaba hilalao dia teneno za...na 1/2 journee ftsn aza. efa ela letsy tsy nikitika G25 zany leu. Manimanina ny retour de force an'i Soaf mitsy @lay mavesatra tsara mihitsy
  16. "Mpirahalahy mian'ala,izaho tokony izy tokiko" Misaotra an'lisany rehetra zalahy, adinoko marina fa ka notsoahiko ny RAM nodioviko dia zay vao naveriko dia mety io farany io marina no manondrana. Ndraso rapitso matin no ho jereko. Sinon lay mlagy koa mety avy @io ve? grand daholo lisany kleu
  17. focus11

    Animation 2nd rallye FSAM

    za d'accord amin'ny resaka rehetra efa voalaza teo Partant ihany koa amin'ilay hetsika fa tsy handroso hevitra satria tsy ho eo aho hanampy amin'ny fanatanterahina azy, par contre tsy mampaninona ahy ny manao coticota pour pouvoir faire quelque chose Lay fivoriana tsy tafa amiko ny hariva satria tsy misy fiara (niditra garage AX kely leu) sady ny bandy tsy misy aty @cote anay aty mihitsy no mody. Ny tenanay moa dia malahelo mafy mihitsy fa dia isaky ny rallye dia misy adidy sy andraikitra tsy azo ialana foana. Dia PC foana no mba ita
  18. moi j'ai un petit problem concernant justement ce nettoyage de PC. Mon PC fonctionnait normalement et je travaillait beaucoup dessus. La carte graphique travaillait durement car pour traiter les photos, elle etait tres sollicite. Par la suite, l'ordi commencait a se fatiguer, a laguer. je me suis donc dit qu'il me fallait la nettoyer car la poussiere surchauffait certainement le processeur ainsi que la graphique. Je passe donc le pssschiiiit pscchhhiiiiit sans toucher a koike ce soit de fils. L'air est bien sec car je l'ai eu de Air Mad (homologue pour etre sec.... ) je rebranche et j'allume et la...il fonctionne plus. Croyant que j'ai peut etre malencontreusement touche un fil je verifie et pas d'anomalies. je relance et non!!! le courant arrive au circuit car les leds et le gros extracteur s'allument MAIS apres 3s s'eteignent et se reallume automatiquement. Pensant que cela venanit du boitier d'alimentation, je l'ai change et reessaye mais meme cas de figure. J'ai par la suite demander l'avis d'amis et ils me disent que ce pourrait etre la carte mere qui est foutue.... pourtant j'ai juste nettoye, je n'ai touche a aucuns fils ni aucuns composants....la pression de l'air n'etait pas si forte pour endommager quelques circuits que ce soit...vous auriez des idees??? Le big probleme dans tout cela c'est que mon travail est coince dans l'ordi et que je ne suis plus sur RBR et que apres il n'y aura plus de rallye et que la saison 2010 va commencer et que moi bein....je serais toujours a la traine (deja que quand l'ordi marchait, je n'etait pas devant, la ca va etre pire pour 2010 ) HELP les gars, HELP
  19. N58>> hain'la le izy papa a, hain'la le izy raha misy sary hafa dia alefaso eee!!! za tsy tany fa ny matos no nakany dia ho alefako rapitso eto ny sary nalainy rery tany
  20. focus11

    gps etrex

    za vao saika hanontany an'i big @ty resak tsika ty. otrinona au total zany zay no azo?D otrinona no ho ffenoina? pck hiasa @zay lay olona tokoy hampiasa le izy dia ra afaka alefatsika dans la semaine.hanatitra 40.000 Ar any @big a dans la semaine D cela fera combien? dia apiko eo en fonction ny recolte efa azo.mety ve zay?
  21. focus11

    Rallye FSAM 2009 - Dimanche 30 Août

    Marina letsy zany leu, fa za marina kay mbola tsy ni-expérimenté nijery rallye miaraka amin'lisany zany mitsy leu, c'est à voir tsy aleo ve milamina ihany dès fois kleu???
  22. fa elah ve toshop master sa tsia e??? tsy koi reo fa avelao @zao ary e N58>> tsy hita lay ISO atreto aloha (la compressionaidant sûrement) paramètres à ne jamais oublier iny an
  23. azoko antsaina mihitsy kah bridge wa zao no approprié @rallye e na manao bricolage be @ matos D atao étanche tsara tsy akisolo objo mity zany manjary eo ny vovoka no manararôtra mitsofoka Miandry ny sarin'ny olona hafa indray zany ô, tsy maninona na mitovy aza ny point nangalana sary fa ny sary nalaina anie tsy hitovy mitsy e N58>> apio sary apio sary ato ô. tsy tafiaraka indray tsika haka sary leu
  24. azoko antsaina mihitsy hoe MamyR @ TG ra kirikou leu. mlay eh lay DIRECT LINK no adika eto Kirikou a (@imageshack) mbola tsy mety ihany ve? sinon lay sary aleo 800*600 ny habeany. ok? misaotra @lay sary e! mbola apina ô edit:Hents ô, lay dimension azafady ô
×
×
  • Créer...