-
Compteur de contenus
507 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par focus11
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
focus11 a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
-
sary farany alefa en ligne sur le rallye total. @rallye ASA TANA 3 atao misy misy indray. Masaka daholo ny sarin'ny bandy milay refa bobaka ny maka sary ka mifampizara avy eo kle petite poussette ready pour le slalom un petit pépin douh! nirina58 en mode glisse les béhémistes the winners nirina58 a fait péter le truc Solohery aaussi encore bravo
-
-
-
Za letsy Vatanen tsy mbola kôpy ny tarehy na fiara mifandraika @ pseudo rehetra fa rehefa koboko dia aza matahotra elà fa tonga dia asiko page ho an'la manokana mitsy a réaction normal mitsy zany ra irina a. fa ireto ny sarin'ny 3è jour. Bobaka be ny sary zany kle. tsy hitako intsony hoe iza no alefa raha toa ka tsy tian'la hoe aseho ôtrin'izao ny sarin'là dia tsy maninona afaka tsoahina a. tsy nanontany autorisation an'là marina manko za.ok? mataty ihany ity fiara ity kle
-
-
-
-
-
-
Voici donc les photos des sauts Subaru total Subaru Shell Helix Maximumattack Mitsubishi Lancer Sicam GuiGui Bone Polo TDi tsikonokonina ny bandy miasa mafy Mozzila Firefox alors là, il garde bien la corde. Mickaël-Fafah bonne glisse notez bien ce que font le pilote et le copilote L'autre regarde les spectateurs, tandisque l'autre regarde son rétroviseur. Ils sont pourtant encore dans la course ce jour là.ha3. Grand lery io kah.Mahay lery. cinq's
-
Le rallye s'est terminé avec la victoire de nirina58. Masaka be letsy a! Voici donc les photos de ce rallye. Coucou ho an'ny Team so6 rehetra fa tonga dia nafotaka be hono ny fandraisana e masaka be ry zalahy a!!! Dans l'esprit de partager la passion, fôkasy donne l'autorisation à rallygasy.tk d'utiliser les photos avec quand même l'apposition de son pseudo sur les photos (propriétés intellectuelles obliges ) En espérant que vous apprécierez. LEs photos suivantes sont les photos de la première journée. au siège de Total petites fleures A LIRE voiture ouvreuse voiture zéro big up ho an'ny bandy rehetra nourriture nationale
-
-
-
-
ra Henintsoa nga mahakobo anay moa???? (misymisy bandy koboko ihany ve zany ato e???) ie, zay ngamba no tsy nampiteny be an'lery tsy araka lery hono hoe iza avy moa ry zala reto fa tonga miresaka be zany???ha3. fantatro tarehy fotsiny ozy lery ny bandin'ny rallygasy sy ny bandy sasany hoe tany @ Alliance sy ny tariny fa hoe ry lerony tonga dia mahafantatra an'là (Focus io zany) no nahagaga ana dia tsy niteny aho fa notohizako.
-
Merci zalah, dia manantena ny sary rehetra izany. Au fait ra-Mikkah, raha ny tena marina dia tsy izaho iny hitan'lisany tany @ La Toque enchantée iny fa ny kambana amiko (Nerone afaka mi-confirme ny véracité ny lazaiko dia ra nirina58 koa) Fa nanatona niarahaba hono lisany dia tsy sahy niteny lery hoe tsy za Focus kah fa na dia izany aza mitovy ihany ny passion anay mitsam dia lery no andeha haka sary any fa za tsy afaka mitsy fa misy exam be @io andro io.
-
-
Ben voilà, comme je l'ai dit dans ma présentation dans la rubrique nouveaux membres, la photographie et une de mes passions. En naviguant sur le forum, j'ai vu qu'il y avait des photos un peu éparpillées ici et là. je voulais donc créer un topic spécialement dédié aux photos des caisses, des spéciales et même des insolites. je ne sais pas si je fais bien en faisant cela fa raha misy tsy mahamety azy dia afaka amboarin'ny modo na ny admin ve? afaka asiana ireo sary taloha rehetra koa ve ato?sa mandany andro be zany fa tonga dia ny vaovao no atao ato? sa efa misy topic ôtrin'ity any?? fa zay no proposition-ko zany e. Ny sary moa zany dia tsy voatery hoe Reflex B (EOS firy iny lty???) ôrtiny ny an'i nirina58 fa na fakatsary @ phone aza kanefa mazava ny sary dia efa mety. En espérant que nous aurons du plaisir à regarder les photos, cordialement votre Focus
-
-
Vos meilleures sensations au volant
focus11 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
tsy tonga ve lty D mizara karatra ra iny no entina manao so6 control??? afaka koa anie hoe vidian'ny so6 control ny fiara dia azo ampinanina avy eo e. manao cotizaka daholo ny bandy rehetra dia mividy fiara iray dia préparer-na dia iny no fokotranana. sûr aho fa efa nandalo zay hevitra zay fa ndraso aloha hijery any @ireo post hafa hoe ahôna.
-
Vos meilleures sensations au volant
focus11 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
ametraka anecdote kely any Moramanga, Andasibe plus précisemment, makany @ le Vakôna: je me croyais en rallye du Japon na de New-zelland. Ny làlana mafinaritra fa ny paysage no tena mametraka dans l'ambiance. Misy montés sy descentes mlay beu, le tout sur terre et gravier. glissade garanti. Naka fafiny à fond zà t@zay sur la ZX de mon grand-père kle Sinon ya des années de cela, vita bacc tsara t@zay, saika namonjy revy tany Alasora; tsy nisy ilay revy dia hoe andao aza hiverina any Analakely. Fiara 4 no nandeha. Za tao anaty 505 zay, nanao copilo, mfanenjika ôtriny adala. sipa 3 tao anaty vam niaraka t@nay mivanitika sy ny tariny .Mandalo an'i Alliance @ Antsahabe iny (big up ho an'ny BGT) ôtriny le adala be reny, miditra ny tunnel @zay mbola mifapDpasse ihany. Nidina an'Ambohijatovo mbola manitsaka ihany ilay pilote, lay fiara anakiray @io efa manomboka manainga tongotra, ny 2 ambony moa tsy nifanenjika t@nay fa nanaraka fotsiny. Au niveau ny mpivarotra boky lery vao tonga saina hoe mafy lôtra D nanisy frein mafy be tampoka (il a mis le frein à main le tsis saina), niodina in-telo lay fira vao tafajanona. lay sipa rehetra tao anaty fiara tsy nahenoina feo mitsy. efa tafajanona teo @ 20s teo ngamba vao nisy nihomehy ny anankiray. pinaise, itako nanatona tsimoramora ahy mihitsy ry zala ilay canon eo @ tsangambaton'ambohijatovo io a