Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

focus11

Membres
  • Compteur de contenus

    507
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par focus11

  1. tonga shoa ia! tany @rallye t@farany teo?tany @ PC? taiza ho aiza??? (jerena anaty sary manko sao dia hita ny tarehiny dia tonga dia tadidina )
  2. le t@sabotsy tsy nahazo sary fa tsy afaka, fa ny alahady no misy. sur fa ho avy tsy ho ela fa any @ Tsi2. ary @ sary sy vidéo ngamba no ho ataony maro ireo sary. angamba hoy aho an!
  3. tsy afaka t@ilay décompression NOs zany kleu, tsssss zay présent @ 02 Novembre eh!
  4. mlay ry zalahy a!! note kely fotsiny: aleo atao uniforme ny taille ny sary manjary miovaova be ny page, sa aôna? aleo atao 800 pixels maxi de largeur dia mitovy sady tonga dia miditra tsara @ site merci an
  5. Arabaina ny nandresy ity rallye ty e!! Ny challenger koa nilay beu Ra Nerone moa zany toa mandaitra tsara ny firarian-tsoa fa efa mi-post ato sahady lery Sinon, nilay nijery ny prestation ny Cross car, ho hita anaty ES tsy ho ela daholo zany ireny.
  6. Nerone>aleo tondrahana mitsy ilay vam @manaraka. tsika ary tsy naninona tsy naninona ireo sipa reo akory t@io fa nojere-potsiny. Ireto mbola ny 1er jour ihany
  7. velona lery leuh, sady mbola mahita zay mipost eto fa tsy matory! mirary rétablissement koa letsy ny voraces a, ts tafandalo tany zay today fa mbola tratran'ny embotaka any @làlana tsy tokony andehanana. @manaraka a mety mandalo any hieno ny tantara (@zay za maheno alohan'ny rehetra )
  8. C le dernier jour mais on dirait qu'il va faire beau objectifs du jour: beaucoup de photos et beaucoup de pompom girls (photo fa tsy hoe entina mody akory a! ) A ce soir les gars!!!
  9. SUBARU io an! proto moa ra tsy diso a sa inona???tsy tadidiko. fa za koa t@ voalohany gaga hoe inona ty kle??? Ity ny patin'ny sary ho avy manaraka eo
  10. checkpoint>VIVA NIKON maka sary elah radem???za @9 n eny @ Sicam. Mora hita kely a, 70-300 silver ny objoako. Tonga dia voyant beu ireto pejy voalohany ireto moa izany dia tahaka ny présentation ny équipage rehetra. tokony ho 40 photos ou plus zany no hita ato, après ces 40 photos vao ho asehoko ny zavatra nahafaly ahy
  11. ah dakor,faly mahafantatra letsy Ny orana dia nanampy ahy betsaka mihitsy.tsy misy vovoka mitsy. Refa tady hisy vovoka dia tonga dia atao ambany akanjo refa avy maka.
  12. Dia ra bonzai moa iza sur TG? focus i Focus everywhere D40x lay matos letsy.
  13. focus11

    VCD rallygasy 1 et 2

    how much marina lty ny VCD an'ny rallygasy????sans le mag et avec le mag.
  14. tsy misy fisaorana letsy stay connected fa les meilleures sont à venir ry zalahy an
  15. ny andro voalohany ihany ireto sary manaraka ireto. tsy nahazo sary androany fa nandalo nitsidika teny fotsiny hijery ny fandehan'ilay cox rapitso. Rapitso vao haka sary dia ho atao bobaka be. Dia mba teneno ihany ry zalahy refa mahita ana lisany fa kôzy ra misy koboko ny so6 à part bigbang, henintsoa, soafahana. OK? manjary ôtriny hoe miavona za kleu. Ny sariko moa zany nanandrana fomba fangalana sary hafa indray t@ty indray mitoraka ity (asina sensation de vitesse ny sary) dia misy ny mety, dia misy ny tsy mety fa aza omena tsiny be lôtra. randstom> mbola tsy pro letsy fa miezaka hatrany ho izay an. fa merci mankasitraka e
  16. ra Nerone efa tafody any atrano. Tataka ny loha fa efa voazaitra, ny tongotra gauche marary, ny tratra somary voa kely fa sava. Ny copilote, ra Bôzô, tapâka ton,gatra ila, nasina vy, mbola any @ hôpitaly. Rapitso zay mitsidika an'ra Nerone dia manDfa news eo ihany
  17. inona ary zany resakelisany zany leuh??? Bon, ireto ny sarin'ny andro voalohany. Iret ihany aloha no alefako fa efa @ 2 maraina izao dia mbola hifoha @6 koa rahampitso ka dia rapitso alina indray aho mandefa ny ambony. Miandry ny sary avy any @ bandy hafa rehetra koa satria nahita bandy maromaro naka sary ihany aho teny an-dalana teny koa mino fa ho feno indray ny sary momba ity rallye ity Miandry an'i Michigan koa handefa sarin'ny fleurs Ny mpanokatra ny làlana Mandrapiandry ny fiara voalohany 'Ndao am'zay ary
  18. RAIKITRA ITY E!!Andeha handro dia akany @ PC pour shooter ny visite technique GOOD LUCK daholo ry zalahy an
  19. ATTENTION mineurs reo. tsy mampino fa marina fa mineur reo. 'zafady an
  20. Sali ra Kirikoo an, somary taraiky fa sali na dia izany aza dia firy % indray ny mpandeha tongotra kle 0,5 % ngamba kle, sady za rery en plus
  21. focus11

    Stickers TEAM SO6 2nd édition

    sambatra lisany afaka tsy maita atory @le izy leuh fa entre pas, ny Tsôrta so6 nga afaka vidina koa sa efa voatokana ireny? dia ra mbola misy dia ôtrinona??
  22. focus11

    MRC 08

    ra azoko tsara ve ry zalahy dia hoe, misoratra anarana no hoe i Max no copile fa anaty ES lery no pilote?? tsy azoko zany hoe maninona no tsy tonga dia i Max no soratana hoe pilote? sa au niveau point zany dia ho an'i Sissi ny point raha maharesy ry lerony?? za nieritreritra atrizay hoe raha misy mahavoa ny pilote any anaty spéciale zay vao mahazo mandray ny copile. hay stratégie hafa azo atao koa izany??? C bon à savoir hein! on en apprend des trucs ici.
  23. ie, iresaka mitsy tsika kah ny toerana pour le rallye sy ny tariny rehetra lay meeting resahina malalaka tsara any @ rallye. pour le rallye dia rariva za mseconnect eto dia afaka mtchat fa mety koa sur MSN. rariva vers 19h za connecté. sinon hakany @remise des num a miarala @ Nerone @ alarobia dia efa afaka mifankahita @bandy rehetra (ma première rencontre avec la Team so6 )
  24. ny ahy efa t@ week-end teo no tsisy afatsy ny rallye @ week-end zao no tao an-tsaiko efa nieritreritra sahady hoe firy ny ouverture sy vitesse raha te ahazo sary ôtrin'ity sy iry. nsurf njery ny sary rallye any andafy rehetra.
  25. focus11

    Peau neuve

    arabaina nahazo RC e
×
×
  • Créer...