Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

focus11

Membres
  • Compteur de contenus

    507
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par focus11

  1. j'adore les explications rehetra leu le launch control s'active à combien de seconde du départ? launch control aloha dia mamono loulou ny tena marina e tonga dia ôtrn "waaaaaaaaaa...." be zany Nerone>somary glady beu lay sary papa a, azo retailléna ve azafady ??
  2. autodidacte nirina58, mlay mitsy zany ny filalaovana ny profondeur de champ aloha dia tsara mitsy. Milay koa rehefa mahazo ilay principe an'izy io tsy tena mila ampianarina be intsony nge zany elà e, efa azo ny principal. mikotrana isan'andro @zay zany zao sisa. Manoro fika madinidinika eny fotiny sisa zany sisa za (raha tsy hoe tena 24h/24h elà no mikotrana, @zay ndray dia elà @zay indray no mampianatra ana avy eo )
  3. merci pour le topic, coooooll... un petit astuce @zay aza, conseils kely fotsiny ireto fa mety samy manana ny style-ny ny tsirairay, je partage juste Un plan général du cockpit de l'intérieur (je sais pas si vos appareil ont des objos grand angle) C'est à dire montrer le tableu de bord de la caisse avec les deux portières visibles (si possible ) Ensuite passer aux détails divers. Comme tous les commutateurs et boutons... .....avec les fonctions please Sur les photos de Nirina58, j'aime bien la dernière. Elle montre un détails avec un fond flou, mlay Initiative bonne 'ty zalahy a, entanina daholo ireo manana fira mba andefa ny azy koa e
  4. glady mitsy fa tsy hoe ngedangeda fotsiny kah
  5. Milay ry zalahy mamaky ny post an'lisany a!!! mba kôzy e. On s'y croirait vraiment
  6. focus11

    Asa Tana Control

    fa t@firy ty revy ty ry zalahy no nifarana a????? za tsy tafa maraina, jcroyais que ça se déroulerait tout la journée moi je me ramène l'après midi, yavait plus rien du coup c'est Mme Focus qui s'est mise au volant sur le terrain. adinoko koa ny nanontany an'i Chief Instructor hoe @ firy no mifarana, @ firy no manomboka ihany no nanontaniako, zafad letsy ra nirina58 a @drift control kosa ngamba tsy ho taraiky tsony aho kah
  7. focus11

    Article sur taratra ce 23/01/09

    iny aloha dia be mity e D aôna hozy lery t@ nantsoinla letsy izy ry Big??? inona no navaliny??? trop kosaaloha lay fandikana any @tsy izy mihitsy a.
  8. tsy andriko zany ny ahitana ny résultats voalohany @zany vava rehetra isankarazany miainga ato zany leu
  9. focus11

    Toutes les photos

    ka ho atao any am'la ary V ny rencontre antsika manaraka??? ataovy hoe kan dia asio ny plan ny toerana dia ndao zany. samy mitondra ny fakatsariny sy ny manette-ny sy ny volant-ny D lasa zao zany
  10. focus11

    Toutes les photos

    ndao ary e workshop zany koa tsara. samy mitondra ny fakatsariny daholo dia lasa izao. aloha ilay mitsingolongoloka sy mandeha ampovoan-dàlana e
  11. ra'mô mode Gad ve???? nefa rafotsy juste ao aoriana leu
  12. focus11

    Team So6 Zen : Inscription

    Focus reste simple spectateur et simple mpanisy sira! bah oui, tsis tsirony intsony ny rallye raha tsisy vavan'ny specta kou fa tsy mbola @ championnat za @ty taona ity parce que le PC il m'a dit qu'il voulait pas encore mourir, alors j'ai dit " d'accord aloreuhh" sérieusement, tsy ao anatiny letsy a Dodanen a
  13. focus11

    DVD RALLYGASY ET TEAM SO6

    je peux aider pour les montages vidéo, mon seul souci, je peux pas accaparer l'espace de l'ordi (ny sary no prioritaires manko aty ) Sinon, za tsy dia anaty SS firy mitsy refa rallye parce que eny @ toerana anakiray donc tsy hitako zay ho tantaraina. any @ PC matetika no misy ahy (3 lames oblige et foto aussi ) dia any aho no miheno ny résultats et tout, donc tsy manakambara
  14. focus11

    Team So6 Zen : Inscription

    elà ra Dodanen an, ny post an'la ary ary mbola loza noho ny ahy kou za rangah iditra team beta a, ra tsy ampidirin'la za D anao team Gamma za D Gamma'iko daholo ny team hafa
  15. merci nirina58 pour les tofs zay ve rangahy tsy afaka leu
  16. focus11

    Team So6 Zen : Inscription

    "boury" adinon'i Dadah inoako kosa angamba fa tsy hapa banni ana io jeu de mots mahatsiravina kely io an
  17. tonga soa i Astérix caractéristique letsy zany fiara an'là zany kle, zay te hijery démos, démos
  18. focus11

    CI master

    efa testé sy approuvé ary efficace ve alou????
  19. focus11

    CI master

    la belle excuse de Bary pour le NOS, c'est parti tout seul, tsy hoe koa akory ka mpisotro be taloha. fa @ le mande fety reny dia na misy NOS na tsy misy NOS lasa tsy mapanin ana tsony. bebex de temps en temps aloha tsy mapanin lay sigara indray, inona no mety atao substitut kay? à part la volonté bien ûr, satria ra ny volonté no andrasana dia eeeeeehhhhhh....mahita irika kely hifoana foana
  20. focus11

    Souhaits 2009

    bonne année ny rehetra. Hitohy atrany anie ny fiarahana
  21. focus11

    Noel Noel

    zaezaniversera Jesus, dia zaé noèl daholo ny SO6 reetsa
  22. focus11

    RSRBR2009

    atoroy anay ary ry prez fa bobaka lotra n post ka tsy araka tsony a. in av n demarche?kan n visite medical???
  23. focus11

    Championnat d'afrique!!!!!

    +100000 fa iza ary no hande ooooooo THE PRESS MASTER mazava hoazy dia mazava ho azy fa mila photographe ny press master amn'io. Allez, je me devoue ry zalahy a
  24. focus11

    DVD RSRBR TeamSo6

    eeehhhhh, dia voa mafy zany kou. Andramo ihany aloha any @ FNAC e.
×
×
  • Créer...