Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
randz

randz

Messages recommandés

Salama daolo e!
Mankafy ralye, run sy zé resaka mandé mandé reetr. Ny fiara@zao type1 Karmann ancien, mbola dorizaka fa alefa miadana eo (mbola bandy kely mbosy mants d ts d manana budget important)
ny sary alefako miadana eo iany.
ny bandy fantatro ato zao d i kirikou sy andovw, d tsi2 ko ngamb ra i lery io!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tongasoa eeeeee

d niampy indray ny typ1 eeee makafoka
ary aza modeste eo sportifsportif fa nareo koa nge manana typ1 mainty b e, sady nametraka tantara ihany tam RUN.

d tonga zany nareo (2 x Typ1) d tonga am laad fa za tsy hanatitra invitaka intsony an dancedancedance

délégasiona matanjaka zany zalahy no hiainga avy any Soama any a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut randz a.

Raha ny fahazoko azy zany dia any saom no miainga ny tête de convoi? lol!

Saod tsy homby indr1 lé ex bamboo ampefiloha é.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa e!
enao zany le golf mainty be 2l16 raha azoko tsara! cheerscheers
Asio sary rapida sefo a! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa ny fandrinan'là nga ry nari9 misy tsilo ???

am 1 ora maraina ve lesy no mipost ????? SleepSleep
sur zao fa RBR ndray lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Salut randz a.

Raha ny fahazoko azy zany dia any saom no miainga ny tête de convoi? lol!

Saod tsy homby indr1 lé ex bamboo ampefiloha é.


Miainga ao Soma d mandalo Ambatobe d mahazo an'Analakely sy ny manodidina d miakatra kely eny Andohalo eny d manao be midina eo Ampefiloha lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...