Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Mandimby

Miarahaba e!

Messages recommandés

sali sali daholo nareo e!
Ny tenanay zany dia tovolahy tia mikitikitika vam no mba mpakafihy rallye atramin'ny mbola kely e! sady mba manana faniriana ny mba anao izany na virtuel indrindra ny reel. Ka asa raha hotanteraka ilay nofinofy kely e! Izay ny mikasika ity bandy b heritreritra ity e! : oops: EmbarassedEmbarassedEmbarassed Misaotra nareo @ fandraisana mafinaritra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tongasoa ahy aaaaa!!! cheerscheers eo dôldôl tsika zao mandra piandry ny réel dia any am'virtuel aloha éé lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa fa d asa mits iza no mba ho dimbiasany ialahy aminay rehetra ireo izao? lol!afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra nareo rehetra @ fandraisana mafinaritra e! fa le so6 eny ambanitsena aloha tena milay e! Ka tsy haiko izay mety ho dimbiasako @zany? Tsy haiko aloha e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...