Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. Mbô antsoy zay r'efa hanao rencontre lisany e!! inn moa ny kilalao ataon'lisany aloh? run sa gymkhana sa slalom?
  2. Enga anie lesy mba any @ raHents ilay lisany mitsam manisa plôts iny le!! fa mimé fôna lety zà mieritreritra an'ilay hoe lazao amin'zay aza ny note d ozizy elà hoe pas plot pas plot a!!
  3. le problème c'est que j'ai trop tendance à jetter l'arrière de la voiture et je sens que j'accélère trop à la sortie mais comme tu disais il faut apprendre Par contre c'est pas du tout évident de l'appliquer sur RBR du moins au clavier
  4. Au fait, j'ai tendance à confondre le transfert de masse et le fameux mm pedale
  5. TsitsiGalli

    So6Control 2

    j'arrive pas à lire Lis le avec WMP car c'est en format MPG
  6. Fa hono hoà ra C.I!!! mba nanandrana namerin-desona ah maly fa misy zavatra tsy mety azoko mihitsy eo @ ilay mm pedale sy ilay deceleration!! satria hitako nitovy ny deceleration sy ilay mm pedale sa ve en fonction ny vitesse le izy??
  7. Danz ihany tokoa ny hamerina an'ilay sary bobaka maty teo a!!! aty lety misy an'ilay video an'là nanao so6 control a!
  8. TsitsiGalli

    So6Control 2

    Sombin-desona kely en video e! chief instructor 1 chief instructor 2
  9. Misaotra bdb an'i Mister instructor fa dia tena afa-po tsara mihitsy e, misaotra an'i Thomas tamin'iny fanolorana an'i 309 Andros torak'izay koa i Michigan tamin'ilay cox kely. Ho antsika rehetra tonga nanatrika ny fampianarana ihany koa e! ny ambiance aloh d tena au rendez-vous tamin'iny e! ôtran'izao ny sary taty amiko d ezahiko hanaovana reportage kely e! Vory lanina avokoa ny ekipa ho eny amin'ny fampianarana Efa saika tara i Nari9 fa ny oul efa tery @ tablô dawl Afaka manomboka amin'izay ny lesona miaraka @ Chief Instructor Manomboka ny partie theorique. Mihaino tsara dawl ny mpianatra rehetra Raha misy tsy mazava dia mahazo mametraka fanontaniana, ka dia tsy nihaotra mihitsy Vatanen nametraka. Vita ny partie theorique, lasa amin'izay izao any partie pratique miaraka @ Chief Instructor aloh manao reco kely miampy fanazavana Zavatra ôtran'izao le nianarana Ary ny tsy hanitsaka plot ôtran'izao no tena tanjona Dia lasa dawl amin'izay ny tsirairay nampiatra ny lesona azo e! Mitandrina maxi zay nitondra teto (merci Soaf pour la photo) Vatanen Rajou (saika vita teo ny mpaka sary ) Dadah Master Passage propre de Radstrom Michigan Boum Nari9 Ra-prez prend place Alain Peno His Emsics Rado Maintenant place au propuls, le chief instructor Vatanen sy Rahents mahita hoe tapitra vôhitsako ny plots Somary tojo olana ara-teknika ny fiara teto Vatanen s'y colle pour demonter la pompe Mitohy ihany ny pratique miaraka @ hitsapeta Radstrom conduite propre His Emsics Nerone Irina Vita ny fampianarana dia nanome toro-marika farany Chief Instructor Photo de groupe dia samy nody nanonofy tany an-tranony dawl ny tsirairay, vivement la suite e!!!
  10. Salii ra Ando an!!! k'in fa tsy hifanena ato dawl ihany tsika raha izany e!!! zà lesy mahita an'ireo type 1 an'lisany reo d mahita ilay ahy fahiny d tena malahelo mafy mihitsy kle! Anecdote kely:: zay sy ra Ando narian'ny pompe essence t@ type 1 tany ambohibao (lery amin'io Costard) d vôtery niosina e! d ny solution farany ny lave-glace no natao solon'a reservoir sy pompe essence. nanomboka teo rafotsy tsy te hierika type 1 tsony
  11. Hadinon'là 305 polisy!! iny tena tsy hita popoka tsony mihitsy zao
  12. Niarahanay sy Kirikou indray ity!! 304 break (fiara figidranay après 305) tam run vôlohany tany Arivonimamo d mba nianatra nikitikitika zahay, à fond 4 midina an'Ankatso iny nisy pikla nanapaka tampoka tonga d teo @ le ilot kely (en face kougline taloha) io no nifatratra, mba tsy nivadika aloh fa dia niforitra hatramin'ny berceau e! le jante boribory lasa ôtran'ny tsaramaso. tamin'ilay 305 indray reco course de côte ankatso ireny moa izany efa nalaza malemy vitesse izay ihany. miala avy eo @ DEGS eo hiditra an'ilay 90 ao ambany tetezana io nisintona gonda mafy tonga d niongotra le levier de vitesse
  13. Ndraso aloh jereko rariva aza hoe (raha tsy efa vôsoratsoratra fa efa eo an-dohapandrinan'i boaykely le izy) sinon i Kirikou koa manana an'iny no sûr ah fa manana an'ireny sary reny nalaina lery!!!! fa mbola argentique aloh fa tsy numerique e!
  14. Au lieu d'etre ARI VATANEN FORZA zany elà lasa ARI VATANEN FOZA ORANA
  15. 2313 koh lety mbola mandeh any ihany a!! le tuning rehetra taloh mbola tsy nisy niova (hatramin'ilay seza)
  16. Am le bokin'i Alcazar ngeh lety misy ny sarin'ilay cox Dida e, elà kosa ve d tsy manana an'iny boky iny?
  17. N.O.S amis sont les bienvenus eeee!!!! mena cadeau ise!! eclat naturel le sary an
  18. Scanner-o dawl tokoa lesy le sary taloh reny a!!! d le sasantsasany nalaina niaraka ireny koh aleo mbô hivôka, en passant le sarin'i cox niantona iny ngeh hatrizao mbola tsy aty e!
  19. Ao amin-DraPrez r'ise no efa base de donnée antsika a!!! ao ise manontany sinon tongava aty am-pesana
  20. Ka lisany any Finda ary ra-Mc tokony hanao team So7 ah!!!
  21. TsitsiGalli

    So6Control 2

    3 sisa d ho feno ny lisitra an!! ary ela² ra Nari9 no tsy tazana
  22. Ary le nitsoraka tany anaty tsilo??? efa misy version CD sy AVI ilay GET an!!!
  23. hi hi hi, pour une eventuelle ketrika hafa koh ve?
  24. Ary ela ty ra boum ty ny Saut rehetra mihitsy an!!
  25. Hay tokoa moa nahazo akama ra Boum e!!!
×
×
  • Créer...