Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. raha tsy manondrana ny matos any ambanivohitra dia mijery rallye tsika e elà moa zany mbola mila mitady remplaçant ao am-piasana kle Hents>>Tsy mahazo manao comment satria tsy afaka... Aza manao 5 dernières minutes an'i Commissaire Cabrol elà amin'io fa tonga d 5 derniers jours de la semaine mihitsy ketrehina le banderole ve zalah tsy tokony efa mba ho ketrehina? Sô d'efa misy mahafantatra ihany koa ny isan'ny Team So6 mandray anjara fa ôtrany te hanamboatra sticker somary lehibe zany zà atao @ vam, style ôtran'ilay @ toyota an'i Raprez @ RBR (style hoà fa tsy ngôda b ôtran'io an )
  2. Messsi Catz!! fa tsy aleon'là ao @ imageshack no ampidirina le sary?
  3. Tsy haiko ry zalah na ny VIVA no diso na aôna fa raha ny henoko maly tam vaovao dia tô hoe ao @ enceinte TOTAL ny PC an!!! zany hoe ao ra-boum zany no hiainga etsy Ankorondrano. d tô hoe hisy SS de nuit koh hazavain'ny puissants projecteurs. sô d misy manana fanazavana fanampiny tena mazava??
  4. TsitsiGalli

    location

    ny ah aloh na cinq's na cox dia hanaovako reservation fôna e!! zà aloh d aleo tsorina fa d tsy maintsy mandray anjara fa tsy amin'ny caisse-ko e! ny motera no afaka manome zà fa io aza mbola hanontany an'ilay ketrika anti-degeaugage any @ C.I pour avoir une assurance, avy eo ho hita hoe iza ny ekipa hiaraka aminay
  5. Nenay aloh ny gvints mety ho azo ihany fa ny tena assuré d tsy hanaiky izy mitsam fa tsy maintsy hikitikitika an'iny e!!! ny rindrim-be ngamba mety volana maromaro vô hirodana!!!
  6. Ary tena fanaony mihitsy kay io manao tsidi-pahitra io a!!
  7. Zà hanao bapteme de roue avec GG @ run no sady hanao Cam embarqué aleoko aloh manao reservation dien'izao
  8. nenà lesy zao 8 tôna no nanako azy nefa ny totaliny nitaingenako azy tsy ampy herintaona kle ny fiara amin'io misy amboarina fôna, fa amin'ity kosa ngamba aloh ny farany fa tena mangitakitaka fôna ny tenanay mitaingina ny any akama kle!! sady zay vô mba tena vita ny resto (fa mbola tsy hitovy amin'io vert io aloh e)
  9. nenà moa d efa tsy lazaina tsony e!!!! sady raha simba ny bokotra hafa, mbola misy tsy lany lanina ambiny eo!!!
  10. Tsika anie tô mieritreritra ny hanao manifestation amin'io e!!! fa enga anie ka tsy manifestation NOS eur
  11. Ary ity Logitech Formula ity ry zalah aôna no fahitan'lisany azy? io zao no hitako hoe abordable fa ity ao anatiny no tena mampatahotra kle
  12. Azon'là tsara mihitsy le izy e, ary izay tafiditra ao tsy afaka intsony fa tonga dia tafalatsaka total mihitsy.
  13. Henjana ihany ry zalah zany 3M5 ho an'ah volant zany a!!!! surtout raha misy boaykely tia kitikitika !
  14. Tena vita teto io ka, mety ho avôkan'ilay tompony eto le sary resto ngamba
  15. Izao lery zany raha plus en details e!! vue avant vue de côté vue arrière vue intérieur io no nangalany inspiraka Les soucis du détails
  16. Tsy eto io fa misy ôtran'io miandry pi-restaurer fotsiny eto amintsika
  17. Peno>> jereo lety eo Antaninandro St marie eo fa misy ôtran'io mitsidrahaka fotsiny fa sô d azo resahina pour pieces a!! sinon eo Besarety koh misy ôtran'io mitsidrahaka fotsiny.
  18. Mbô hazavao kely hoe raprez fa tsy azoko tsara!!! kit auto ve no hovarotana sa kit gvintss sy seza???
  19. TsitsiGalli

    location

    Henitsoa ô zà anie ka tsy mbola mahavoa e! mbola mianatra sinon, ASA TANA tô efa nanao gymkhana teo @ SMART fa tena hitako nilay mihitsy le formule (tracé, sy participation). le formule location indray, hitako raha tsika le efa nianatra ireny ihany mety ho ça va satria mba efa mifankafantatra conduite fa raha atao tout public le izy sady lasa ingérable no tsy misy assurance na ho an'ilay daba na ho an'ilay tompon'ilay daba. fa zany hoe i C.I mila mametraka consigne mazava tsara fotsiny.
  20. TsitsiGalli

    location

    Très bonne question! Moi aussi je me suis posé la même question car ça se pourrai qu'il y aura plusieurs personne qui vont s'additionner pour faire ce trophée (pas plus de quatre personnes par voiture quand même) et en plus de ça, ça va être un daily mais pas une voiture préparée (arceaux et tout le tralala); d'autre part, ce sera bien si on n'autorise pas les pneus terre pour le plus grand bien de nos trains avant
  21. Aleo aloh ho vita ny resto an'ilay fast sy notch fa efa misy miketrika koh any
  22. Ny atao hoe lavarangana dia ilay ôtran'ny vy miakatra eo @ pare-choc AV/AR io @ pré-67 ny maha samihafa ny post 1200 sy ny 1300 dia ny pare-choc, ny 1200 ôtran'ilay pre-67 fa tsy misy an'ilay lavarangana ary ny 1300 efa pare-choc carré ity 1200 ary ity ny 1300 misy ihany anefa ireo manao adaptation ka manisy ny pare-choc carré @ 1200 ôtran'izao ny 1302 indray dia mbola plat ihany ny pare-brise avant fa ny capot no lava, fa ny 1303 dia bombé ny pare-brise
  23. F'anga ela ao ao anaty maizina no ........no tsy mahalala fa misy tarehiny ilay cox Fa sinon za aloha za koa aloha ilay pré 67 no tena (ilay be maso ) Fa ity misy délire kely fa milay be Baja io Soaf a!!! fa zao izy raha version tuning by madagascar
  24. Inn moa lety le hiran'i Ndondolah sy Tahina vôvao iny??? Asio konfiasy moa???
×
×
  • Créer...