Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    Rallye du boeny

    Valable ilay maka an'iny ao @ net access fa mbola kônze misé prezdà zao fa @ herinandro ambony vô ao!!!
  2. TsitsiGalli

    So6ment votre

    elà ngah lety nanao session solo fa tô maraim-be mihitsy zany post elà zany!
  3. Catz ve izany sady tolier no soudeur no peintre no capitonneur ary mécano ??? sambatra nareo kle
  4. Aiza lety elà no mahita Momo arrow eo ra Ari??? tsy ATS CUP ve ireo mipetaka ireo? Ari a! zà ngeh hoà mitady an'ireo Speedline elà reo e
  5. Dia miarahaba an'i golf kely indray zany e! mbô asio photo misy² an'ilay golfkely hoe?
  6. Nenay ndray zany fiat 850 sport zay no fiara italianina mba nahitanay aventures tamin'ny zany fotoana e! tamin'zany mbola tena tao anatin'ny tuning total mihitsy ny tena dia no appliquer-na taminy daholo izao appendices rehetra zao. fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be. ny anakiray indray nanao SS mankany @ lalana Antsahadita iny en pleine pluie no sady vaky reservoir. sinon, r'efa mba en forme lery mba miresaka ihany @ le double corps an! fa ny tena tsy laitrako taminy d le demaka manondrana lava.
  7. Pour te donnée une idée tam zany andro zany!
  8. TsitsiGalli

    So6ment votre

    +1000000 mihitsy amin'ilay rencontre kle, zay efa te hilalao mafy miaraka am lisany
  9. ôtrany tsy tian'i Dadan'ise hono reny Jantes-ko taloh reny an!!!! avelao hiverina aty amiko raha ohatra ka tsy tiany fa zà manana an'le dôrizaka be e!!!
  10. Ka satria lesy hono ny photoshop manala mony no manala panda a!
  11. Arabaina zany elà tonga ato indray e!! respect aloh am le resto fa d tena misy patience elà e, soa fianatra hono d mbô lazao ihany ny akama r'efa mahazo anle piesy milay reny hanôvanay resto e!
  12. Misy evolution kely ihany io pare-choc io ka! raha tsy diso ah 69 efa tsy eo intsony ny lavarangana fa efa le sabot io sisa ny 1200 post 67
  13. io enao io ra Marsplit an!!! d manantena an'la handray anjara mavitrika e!!!
  14. elà sy matio no tsara miresaka raha resaka maoto fa zay mpitazana fotsiny ihany kle!!! zenfant sont trop petits
  15. Zà aloh le moto mifona fa tsy hiditra amin'ireny tsony e!!! motoGP sur PC sisa fa raha ny hitaingina aloh efa limite ny skotera
  16. voaray e! tsy maintsy tonga fa aza atao alahady maraina moa e! kirikou>> Aza adinon'là zà r'efa ho avy ilay andro malaza an!!! Concept T20>> any Liva Cox misy ny cam embarqué an'là tam le run farany teo
  17. tsy maintsy mbô hanao ôtran'izao ihany ngamba courant 2009 fa zao aloh mbola miady mafy am madama am fampirimana blao kely bobaka eran'ny lalan-tsara no sady mbola maka traik'efa tsara am lisany klou
  18. io indray no atao hoe 411 rzalah mbola Aircooled dawl zao ny resaka a! ary vw type 3 sy 4 no fiantsona azy
  19. raha mikasika ilay ôtran'ilay natao farany teo aloh dia mbola tazomiko ihany le hoe ireo efa manana an'ilay sticker taloh dia mahazo gratos 1 avy avy aty amiko amin'ilay sticker vaovao fa sengy mandeh miadana iny fa tsy vita tamba-be fa ilay sticker eritreretiko apetaka @ concurrent Team So6 zavatra tena atao visible tsara fa mbola tsy vô determiner-ko ny refiny exact (io koa cadeau) +100000 mihitsy amin'ilay minibus sady mihena ny depense solika no tafaraka dawl ny akama rehetra donc ambiance assuré, fa ny fieran'ny tsirairay any an-tranony sisa no amboarina sô d misy mila mody tampoka [font =verdana] tsara fa dia hiparitaka b tsika am zay d tsy hisy firy ny ambiansy [/font] - Asio saut N°2: mila manao reco pour voir un autre endroit (suggestion des concurrents=bienvenue) suggestion-ko tsy saut indray no atao fa gorisagorisa milay indrindra - Hevitra style caravane publicitaire et animation spectateur : dia asa raha tanteraka @ ity rallye ity fa mety any @ Tour de Tana angamba efa betsaka ireo raha vita fa mila ny avis any rehetra ...
  20. Oka lesy marina adinon'là no niteny fa tô elà ihany koa no mikitika ny motera e!!! sa ve diso ah
  21. sady ao am lery koh misy RBR an!!! fa mety tsy omby ny MK1 anlisany ao koh
×
×
  • Créer...