Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. je croyais que la voiture de Ari etait une polo diesel!!! Que ce soit une Polo ou une Sub même un kartcross ça fera toujours l'affaire!! On espère aussi que le moniteur va venir non pas avec sa polo mais avec l'autre caisse
  2. Nihaona tamin'ny tompon'ny fiara aho omaly dia hiezaka ny hanolo an'ilay seza ho Bacquet dia hanolo ilay volant!!! (fa mbola hiezaka hoà an!!) sinon ho avy eny zà sabotsy hariva miaraka @ vam sy ny meca dia ny Alahady no tena sûr hoe hitondra satria ilay meca (Poty) koh tsy manaiky fa tsy maintsy mba hilalao hono izy!
  3. Raha izao no mitohy mety hanao style Beels io type 1 an'là io a! ilay very ka hita indray!!! Aza hitako ka hitsangana indray koh ny TEAM SO6 COP kle! après cours de pilotage, entrons dans la cours d'espionnage spécialisé en vol de voiture
  4. Lazao fotsiny d ho avy tsika e!!!! efa miketrika caméra embarqué posé sur un trépied zà aty!!!
  5. En tout cas les rumeurs vont de bon train
  6. Hatreto aloh dia mbola ny dimanche matin zà no afaka! Hitondra meca ihany miaraka mankany f'aza matahotra lisany e!!! +1 koa amin'ilay hoe raha misy te hanao fa hitondra daba hafa!
  7. Alefaso amin'zay ary ny lisitra e!! Maintenu ny iray alina Ariary fandraisana anjara (SOLIKA + FIANDRY FANAMBOARANA) izay manimba tonga dia mahazo penalisation 15 jours
  8. Atao vote par SMS lesy a!! Mr_pr_01 alefanao @ 0343403434 na 0323203232 Aza tara fa loka marobe no zaraina amin'io ka mandraisa anjara.
  9. Tena efa naheno resaka bobaka momban'iny ah ry baina ary zà koh aza efa anisany saika hividy an'iny tamin'izany andro izany! fa bizna b nanaraka ny arabe mihitsy iny! taty aorina le izy hitanay notaritina d neverinay fa nalainy ny tompony (repere logo ASACM eo @ fitaratra aorina). hay kay zany tsy le tompony no nahazo azy. Taty aorina dia ny nisy feo nandeha mihitsy hoe efa vita total le vam ary bandy hafa mihitsy no nahazo azy fa tsy nesoriny hono ny arceau. Gravy ihany le fikan'le prepa alou ra zany kle!!!! tena trop
  10. Ka le daba aza efa hitanay tato @ site mihitsy ny sariny koh!!
  11. Marina tsara dawl izany lazain'lisany izany ary efa nodinihina miaraka tamin'dRaprez sy Moniteur le izy tamin'ny zoma hariva teo! Ny hoe fiara ho velona ny ampitso ve??? marihina fa ny fiara dia nampindramin'olona antsika maimaim-poana noho io fitiavantsika io fotsiny noho izany anjarantsika tsirairay no mitandrina azy, ary raha sanatria misy ny fahasimban'io fiara io dia miara mandray anjara amin'ny fanamboarana azy avokoa ny rehetra. fa ny tsy adinoina dia + tsy simba ny fiara rehefa avy ampiasaina, + misy ny chance hazaontsika azy @ manaraka. Eo @ ilay resaka toerana indray dia tsy mety ve ry Nirina raha eo @ Anosizato no atao? eo @ ilay PC SICAM io???
  12. Mba immortaliser ve zany ra-Em sa??? rien n'est impossible tokoa a!
  13. Paru sur moov, tena marina ve io ry zalah sa resaka fotsiny?
  14. Ben tant qu'on y est, pourquoi les pilotes n'emmèneront pas directement leur voiture de course??? un baptême ne fera jamais de mal à personne
  15. Sô d mba le Type 1 tao Antaninandro tokoa lety zany? tao akaikin'ny Fiangonana Andravohangy Fivavahana tao manko nisy type 1 efa nisy arceau nitsidrahaka fotsiny tao!!
  16. jereo lesy ao @ Rallye Dzama fa misy sarin'là ao a!
  17. Le toerana ry zalah tokony ho fantarina dien'izao hoe iza no tena dispo a!
  18. TsitsiGalli

    De Anders/Veroo

    Milay be le esprit e!!! tohizo fa tsara e!
  19. Zay te ho avy fa zay koh mbola mody lavitra kle!!! raha misy manatitra zay d tonga tsy misalasala, sady efa nahazo feu vert
  20. +10000000 mihitsy amin'io mankany @ Lyfr io bainn a!!! eo sisa no manala vokona rehefa tsy nisy intsony ny course de côte te Ankatso!!!
  21. TsitsiGalli

    ASACM / DZAMA SPORT

    mrci hentsssssssss fa mba hafa koa aloha izany plan fangalana sary zany a! Mijery ny hatsaran'le pneu Hankook lesy izy a!!!
  22. TsitsiGalli

    RALLYE TOTAL 2008

    Vatanen sait conduire à droite mais sur RBR En revanche en tant que co-pilote il faut qu'il nous en parle
  23. Tena mila mifampiantso ry zalah raha ho masahana le dim na tsia fa raha vô kely ny bandy manao any tsy mety a! t@ resaka farany teo manko tsy nisy teo lisany d aôna? Pour que Laza aussi puisse prévenir Poty!!! zà aloh partant foana e!
  24. Ra-Hents manana cam numérique avec trépied e!! aty amiko koa misy trépied raha mbola misy cam any:cheers: fa hita eo fôna zay atao r'efa tena ilaina sy vonona tsika
×
×
  • Créer...