Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. ka na tsy obligatoir aza ny install efa vita koh, remarque hitako koh, ny note falstone misy retard note iray, d ny feo lasa misy echo b mihitsy, par contre lasa ôtrany misy fluidité b zany le vam
  2. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    Ireto indray ny sary retour Ankadivory
  3. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    nanofy an'io mihitsy ngamba elà e!!
  4. Je confirme fa mode gravel no atao nefa dia tena tout droit hatrany ny fiara, vô départ fotsiny d'efa burn sur place 1,2; zavatra hitako koh tsy misy hafa tsy mode favorable ilay izy rehefa atao sous rsrbr08 fa ilay sous rsnetwork aloh mbola tsy nandramana.
  5. Ôtrany misy bleme ry zalah le rally School aty amiko fa ny an'lisany manaôna? ôtrany tsy mety mivily zany le daba
  6. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    i Prezdà sy KGB no manana an'iny misy vidaka mihitsy aza iny
  7. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    Echos du 2ème journée Mavesatra lôtra ry zalah parc de réparation ho an'i Mpijery Special lava sy gidra indrindra Patou avant touchette Tsy manohana kely aloh fa mbola ho lavitra ny dian'ireto mpaka sary ireto
  8. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    3ème jour io fa tsy 2ème ka!!
  9. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    Ireto indray ny sary 2ème saut préparation ruée des photographes en alerte mijery ny saut le vainqueur du saut Team So6 côté cuisine Calcul des sauts avec Mr President Voiture officielle Rallyegasy Et une photo de famille avant de rejoindre le PC Et enfin la coupe
  10. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    Misy tsy rallye mihitsy no alain'ny sasany sary an!!! fa milay k! mety mivanitika rery ho azy eny @ arabe raha mahita an'io jô io kle Ari ô! any raprez misy sarin'là azo tsara k
  11. TsitsiGalli

    Toutes les photos

    ireto aloh ny sombiny t@ saut teo vontovorona Preparation des sauts Les sauts Rien sans Saucisses avec le team SO6
  12. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    nenà aloh ny sary d pfff fa avôkako eto ihany e
  13. TsitsiGalli

    RALLYE TOTAL 2008

    félicitations à Latvalaza et Solohery
  14. TsitsiGalli

    rallye total 2008

    Milay be ny sary e!!! fa i focas koh tokony miditra membre am zay an
  15. TsitsiGalli

    RALLYE TOTAL 2008

    Nilay mihitsy ilay ES nojerana maly iny ka, ny nampalahelo fotsiny dia i Rila nanao sortie zany, apparament raha ny fitantaran'ireo officiels nifanena taminay dia teo @ nahavoa an'i Patou sy Mika ihany koa no nahavoa an-dry lerony, ny antony mazava aloh dia mbola tsy fantatra fa dia hoe sur ligne droite lery no nanao tonneau maxi. Sinon, nampalahelo ihany koa ny nahazo an'i Mathieu satria nisy olana teo @ boite lery dia voatery nanao depart 3ème ny SS, avy eo dia notaritina, ka raha ny henonay zao maraina zao avy any @ ES Antaramanana dia tsy nandray depart intsony lery zao maraina izao.
  16. Io enao io TAC an!! dia tonga soa eto indray e!!! tena mety hilay mihitsy zany Cox manao rallye zany an!!! zay ao aorina fôna e!
  17. TsitsiGalli

    site

    tonga soa ihany aloh na izany aza
  18. Io ve tsy le avy eny Ambatobe no fiaviny lesy?
  19. Milay ry zalah le izy a! zay any anaty ala manembona mihitsy hoe fety be zay ny an'lisany tao kle! fa firy marina moa au total zany le isan'lisany?
  20. TsitsiGalli

    Fijerena rallye Total 2008

    Amin'ny firy marina moa ilay fivoriana ngah prezy hanamboarana ny pro dien'izao?
  21. TsitsiGalli

    Deces des parents d'Anders

    Omaly teny an-dalana aho no naheno ity vaovao ratsy ity, ka dia mirary fihononana tanteraka ho an'i Anders sy ny fianakaviany manontolo
  22. TsitsiGalli

    randz

    Miainga ao Soma d mandalo Ambatobe d mahazo an'Analakely sy ny manodidina d miakatra kely eny Andohalo eny d manao be midina eo Ampefiloha
  23. TsitsiGalli

    Et Dieu créa Colin Mcrae

    Sauf que les malgaches ont essayés le fameux FAI (fournisseur d'Accès Internet) mais jusqu'ici tout les abonnées son FAI par la lenteur de la connexion
  24. TsitsiGalli

    TVN

    TVN ô !mbo asio cam embarqué amin'ity e!
  25. TsitsiGalli

    Tweet

    Tonga soa zany ra Tweet a S06+Crevette teo @ Rakala koh nilay an
×
×
  • Créer...