Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. GAG EO LA.........fa hisy ts1 miaraka @ G25 oavy eo
  2. KGB MAX

    Rallye SRK

    za zalah ts afaka nanao mits fa ts nandé mits ny connexion omaly(nisy blem mits tao @ MOOV tao hono) D zao vô tafiditra, nefa efa mba nikotrana B mits. @ Manaraka ndray manarina é
  3. KGB MAX

    Ner'1

    Mlay zany ka Tongasoa ela é
  4. KGB MAX

    RDV Beels

    +1 Za mipropoz aza oé tokony hifanao fotoana iany isika dé mandé makany @ zalah tsirairay avy, na ny 2 iany loh dé radem ndray ny ambiny, sa aoana ??
  5. Kay lé Tena mangidy lesy zany lé Mirary fihononana ho an'ny fianankaviana tsirairay reetra é
  6. SSSSSSUUUUUUUURRRRRRRRR D @ zoma zao zany ko, fa tondé ataovy masaka ny so6 fa ra soaf somary sairana
  7. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    Ndaso fa jerena ny momba an'zay é Sinon, oan'zay afaka manamboatra fond d'écran dia raisina an'tanan'droa mba zaraina @ mpakafy (aza adino ny logo team so6 an...) Ra misy té andefa articles (chroniques) aza moa vao maika tena mlay Andefaso MP za oan'zé té andray anjara SSSSSUUUUUURRRRRRR
  8. KGB MAX

    echos et photos Rallye SRK

    kay ve ra TNT koa tao é
  9. KGB MAX

    Classement MRC 2008

    msôtsa é efa voaitsy
  10. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    za koa ary efa oé ts andé fa otran mitsiry ndray ny hevitra tao aorian'iny rallye iny, Dé vô mitady hevitra ingitriana mits zao, ankoatran'manala nify ry PENO a, sôdé.....
  11. KGB MAX

    concurrent

    Nanao izy ka, copi an'i Zano le runeur
  12. Asina Fety Be Rehefa tonga 100 ny membres eto @ forum sa aoana ouz laisany
  13. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    Misaotra antsika rehetra izay nanampy t@ fanatontosana ny Live é.Mbola ts tena mety à 100% leiz fa amboarina tsikelikely é.fa na izany aza ra ts nisy ny fanampian'ny tsirairay avy ao @ team so6 tsy tanteraka iny.Misaotra betsaka zalah an, Isaorana Manokana i Mr PREZ SOAFAHANA nampindrana LAPTOP, misaotsa é , torak'izay koa ireo namana reetra nanomé sary sy vidéo (Didi zo ary Rindra) sy zay bandy akamako atsoina oe RAMATOA zay ny team RALLYTANY ts adino, ary koa ny RTA TEAM zay tarihin'i Joda kely sy ny Mercedes'ny Ny officiels reetra ao @ FEDE (Radesa, Dada, Mialy, Soafara, Pirina.....sns.... )Ialana tsiny oan'ze adino fa isaorana hatrany. Ary farany no sady lehibe indrindra dia i EMSICS izay nanana fandavan'tena tokoa , Mahafinaritra lesy é Zay D manomé fotoana antsika rehetra any @ rallye du Boeny ndray é
  14. KGB MAX

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    ay ve io zany copilote'ny Laza zany é
  15. KGB MAX

    3eme manche SRK / ...!

    ze mafantatra an´le ray mahazo so6 avy @ Emsics
  16. KGB MAX

    3eme manche SRK / ...!

    ts koi fa reventsika milay e
  17. KGB MAX

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Misaotra antsika isika é Mafinaritra ny fiaraha-mientana...... Euuuh ......fa inona lé entana raDodanen?
  18. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    C ok pour liste des engagés, sinon zé maita bug dé mba andefaso MP za fa otran mbola ts D stabl leiz, surtout pour ceux qui utilisent IE
  19. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    OOOUUUUUFFFFFFFF zay vô vita leizy é, raalina @ Minuit no avoaka @ fomba ofisialy tsita moa zalah fa ny manao mora tsy zavatra é
  20. Tongasoa ela ra Thomas a dia ny andriamanitry ny rallye anié itahy anla dia mahareta atram'farany
  21. Salut ela é, sady tongasoa dé aoana ny atongavanla aty nefa ela any Sweden ??
  22. KGB MAX

    Equipage FMMSAM 08

    mlay lesy zany lé, ataovy tonga any aloha2 any @ zay é
×
×
  • Créer...