Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. KGB MAX

    RALLYE DU BOINA #4#

    za mahita fika ireglena anazy fa tsy atoroko....
  2. tongasoa é fa mba asivo présentation kely iany mbô ifankafatarana é
  3. efa lasa mail koa nena Tomasy a
  4. KGB MAX

    Problèmes shifter g25

    OAY ary za marina mbola manana an'zay joystick zay an Azoko tany @ sposor TOMASY t@ efa ela bé
  5. mety vé ra mba asina session farany @ 22h fa nenay ny jiro tsy mazaka PC ra tsy 21h30 any
  6. KGB MAX

    DRIVER STAGE

    Tsara lé initiative é, tena niezaka bé ry zalah nanao zavatra tsara. TSARA FA TOHIZO E
  7. KGB MAX

    gps etrex

    za koa loh mbola sairana kely zao é, fa tsy maintsy androtsaka iany ka
  8. KGB MAX

    MRC RALLYE SRK #3#

    tapaka ny jiro teo @ ss7 dé zay dé vita nefa efa mba naika ampiakatra rythme kely @ zay tao @ leg 2 tondé ptsufffffff maizina. dé lasa natory sady soso..... iany Félicitation an'zé podium rehetra é Any Janga ndray manarina
  9. KGB MAX

    SORTIE TEAM SO6

    za tena miala tsiny fa tena tsy maintsy makany ambanivoatra amin'io andro io.
  10. KGB MAX

    2 roues motrice power

    Zay mits Focus a, ataovy mitsy reo fa bé vava lôtra
  11. KGB MAX

    INSCRIPTION SRK

    KGBMAX N°555 SUBARU RALLYGASY GR N
  12. KGB MAX

    Remise MRC Virtuel 2009: Rallye Dzama Sport

    tena tsy tafa fa miala tsiny mialoha é, mbola tena sempotra tanteraka fa zoma ngamba mety ho tafa é.
  13. KGB MAX

    Creation SS Gasy sur RBR

    efa tena lasa lavitra mits izy zany an dé aoana ny tohiny?? za loh zany tena somary mbola sahirana iany @ ty semaine ty fa après 26 juin za libre tsara @ zay ka aleo ngamba zé natombok'i Préz no tohizana satria efa tena mety tsara.
  14. KGB MAX

    MRC RALLYE DZAMA

    Rallye Dzama terminé: j'ai failli ne pas prendre le départ pour cause connexion internet (efa andé iainga dimanche à 22h vô nijery kay efa 0 Ar sisa ny crédit tao, tsssssss).Heureusement que mon pôte His est toujours là quand j'ai besoin d'aide, merci bain a . En résumé, que des fautes à chq ES, alors que la stratégie etait de "mandeha milamina" satria efa fantatra iany fa i IRINA dé tsy ho azo mihintsy na aoana na aoana en plus je me suis trompé dans le choix des pneus LEG2. Nisy blem na concentration kely iany koa noho lé connex tsy nandé t@ voalohany. Fa tena nlay bé lé combat entre moi, nomenabryan, andrianoa, Mboolabah, md et surtout Alexwelson RAKOTONDRABESA , avant la dernière ES Nomenabrian etait à 2s de moi et andrianoa et md ne sont pas très loin non plus alors que provisoirement je suis en 2è position GR N MRC.ES farany, FALSTONE 2 zay vô tena concentré bé mitsy satria tena gravy bé lé pression dé mba nahazo avance 3s devant nomenabryan iany. fa i ALEXWELSON mscrath SS9 fa azafady an.... ny tena tiako tenenina dé oé voany zany i IRINA é fa sinon mlay é, mbola tsisy course otran'iny, vivement la prochaine
  15. KGB MAX

    Insciption Rallye DZAMA

    KGBMAX N°555 SUBARU N11
  16. KGB MAX

    Creation SS Gasy sur RBR

    Miala tsiny loh ra ts D hita matetika fa tena sahirana bé mits @ zao no sady tsisy connexion.efa OK lé @ Zoma é, tokony hoavy daholo lé efa manana andraikitra rehetra ao anatin'io.dia samy mitondra UC. Sôtra tompoko
  17. za zalah tena miala tsiny fa misy fivoriana tsy maintsy atreana koa @ io lera io (19h) ka tsy afaka za, fa hoavy ao @ prez ao iany za 18h à 18h45 eo anao ny tatitra samihafa. OKAY
  18. za zao vô manamboatra skin @ zao. dé vô amorona replay koa fa ts nsovegardeko nena t@ rallye Jovenna ataoko pestacle bé nena ra izany, drift.......et tout koa alefa @ télé io kou
  19. Indray andro hono....... za ndray loh zany refa jeux rallye PC dé novidiko daholo taloha é, fa t@ 2005 nividy RBR dé aveo n'installena tao atrano kay loza...kay mila carte graphique kay leiz .dé nentina tany @ ra HIS loh satria lery no nanana CG tamzany.fa za tonga dé tia anleiz fa nahagaga, fa i HIS tsy resy lahatra t@ voalohany fa mbola nanohy WRC 5.Lasa nividy CG za fa tsy naharitra, dé nilalao t@ clavier refa tsisy atao iny, lé XSARA no tena vam nety tamiko t@ zay.dé aveo moa sendra mba nakany @ i Fond_de_6 dé nilalao t@ lé volant GT fa tonga dé nlay bé mitsy, sady nahita an'i Maximumattack nilalao koa tonga de lasa nilalao isan'andro nanomboka teo mba oé anenjika an'lery fa tsss.....atramzao mbola tsy azo é ary mety tsy ho azo tsony mits, i His moa aveo nividy volant MADCATZ....(dé aleo lery no itantara ny tohin'io volant io fa nampé be ) dé aveo moa natoron'i BIGBANG ny fanaovana session en ligne zay sy i HIS ary PENO dé tafalatsaka tanteraka.Ny tena nilay indrindra dia ny nilalao t@ lé G25 an'i DODANEN voalohany (rencontre voalohany TEAM S6 t@ zay, désolé t@ lé za nanapaka seza iny ra DODA an ).@ zao moa zany mbola milalao @ manette vue cockpit fa efa hoavy tsy ho ela ny G25. VITA TOMPOKO
  20. Bon, il est 1h45 du mat: zao vô vita nena.rehefa avy nanolo alim sy carte mère ary nanao install Windows sy rsrbr. aleo aloh andé atory fa raveo mitantara
  21. Départ incertain pour KGBMAX cause panne machine (boitier alim et carte mère HS)
  22. KGB MAX

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    KGBMAX N°555 mbola eo ampanandramana sub 95 fa sinon Mitsu EV8 Hoavy masika i DADA
×
×
  • Créer...