-
Compteur de contenus
395 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par KGB MAX
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Mmbouuulahhhhhhhhhhh apiko elah wa! Zay ko ef nisy fotoana t@ talou nanana Banderole JODA FOREVER (ts aiko na mety ef kobon'lisany), t@ zany ri tompokon'lah Sam Romain no tadidiko nafana fo b ko t@ zany, d ay i Peno ko nakobo anay. Bref... ifanampy tsika fa miandry valina conge lesy ti sisa tairo fa mlay zany ra Mikkah, ngôza leiz sa kely??? -
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Non leiz nge tsy mankarary fo zany é, fa leizy lasa mankaleo isaky ny rallye zao vé misy calcul fôna lé, sady manimba ny pilotes koa leizy é. Fa za maka Hirvo sy Latva fôna é. Loeb enjana é. Ra mitohy ny progression an'izy mitsam mety ho tratra iany Loeb @ 2009 ka Ouadray lé ajjaaaa..... ...ka tokony anao fananiana resy kosa ary ve Loeb e??lol..za tsy hoe miaro azy fa ny logique an-javatra anie no jerevana e...sa tokony hidina @ niveau an'ry Latvala sy ry mikko lery mba hampisy spectacle?? ..sa ny mety dia omena 3min de penalité d'office izy alohan'ny hanombohan'ny rallye@zay miady ny baolina?? .. Ny hevitra hitako hoe mety ampifaly ny rehetra dia mitondra fiara afa Loeb.......Ohatra hoe LIFAN WRC araka ny tenin'i Soaff..... Leiz né ra Dodanen tsisy idiran'i Loeb mitsy é fa resaka entre pilotes ford sy team manageran'ny ford. Loeb efa tena enjana, tsisy resaka ny amin'iny. Azavaiko kely @ la lé tantara: 4è position i Hirvo avant dernier spécial, Duval 2è et Latva 3è, dé forcena ahazo pénalité avy i Duval sy Latva mba ahafahan'i Hirvo ho lasa 2è. Zay lé mandreraka @ leiz fa tsisy idiran'i Loeb mitsy é
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
-
ilay en gras zany dia natao mba ho hohitan'ilay akama iray zay fa tsy nisy fivoahan-dalana zany ilay leader no mba hahitany koa fa tena henjana izany 3'24 za ny difference entre le 1er sy 2ème fa na nanao fanahinina aza ny Ford 2 de 1' 25 no difference ny CITROEN sy ny 1er ford t@ es 15 .....hihihi tena grand Loeb é, fa za oa fan des Ford et ses pilotes fa lé Team Manager tena tsy mlay ny reviny é
-
-
-
-
-
Vos meilleures sensations au volant
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
-
Nena nisy blem lé SS1, lasa school 1 fa tsy 2 D tsy noraisin-dry zalah ny temps, tonga D 3mn de + be zao par rapport @ MAXINEN mba nanao scratch Ny SS10 moa zany tsy concentré tsony niditra tao anatin'lé ala iny dia nanao sortie. Falstone 2 koa trôp lôtra lé attack D nidona D bloqué 3è ny boite.Efa mba niezaka iany aveo nanenjika an'dry Saofahana sy ry Mc ary ry Dadah sy ry Njafan (fa iza ndray io é ) fa tsy tratra é.
-
-
-
-
-
-
-
-
-
T.SHIRT RALLYGASY - TEAM SO6 >> passez vos commandes en ligne, jusqu'au 05 octobre 2008 à 12h00mn00sec. Occasion à ne pas rater, pour la modique somme de Ariary 12000 SEULEMENT : " la qualité à petit prix" Vous n'avez qu'à préciser : la taille [ S - M - L - XL - XXL - XXXLL... 100LL ] suivie de votre petit nom
-
Fa ity rzalah mbô misy tantara mampihetsi-po kely ana a: Tao aorianan'lé rallye Total iny moa zany dia nandé namangy fahoriana i Laza na dia efa vizana be iny aza (cousin-ako lé maty). Ny tena nampihetsi-po dia i Laza tonga avy any miaraka @ Mitsu sy encore en combi, zany hoe mbola tsy nody akory mba nanao fety t@ victoire fa nandé namonjy ilay namana tsy fohy . Tena mba courage mitsy ny fianankaviana é. Ny ampitson'io moa dia mbola anisan'ireo nibata ny vata iany koa izy niala ny trano, teny am-piangonana ary teny @ fasana tena nampihetsi-po é ....... Fa ny zavatra nahasosotra kely ana ndray dia lasa tia rallye daholo ny cousines-ko rehetra vô avy nahita an'i Lery, mdrrrr...... misy manontany hoe ahoana hono ny fidirana ASA TANA 3....... JCI (Jeune Chambre Internationale) ....... adresse mail sy num an'Laza....sns.....