Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. KGB MAX

    Fijerena Rallye ASACM (Team SO6)

    Sady lé tsara ny fijeriko anlé sôsisy zany an !!
  2. KGB MAX

    Fijerena Rallye ASACM (Team SO6)

    Rapida koa ra Soaf zany an, vetivety eo ary D vetivety eo eto saady Bon rallye daôly é, aza asina NOS B lôtra an Aza adino ny miaino 102 fm
  3. KGB MAX

    LIVE RALLYGASY

    Poinsa lé rariva ka, ny ora loh ts tadidiko tsara fa mety @ 18h any (tsy fampiseo masoandro )
  4. KGB MAX

    Fijerena Rallye ASACM (Team SO6)

    Dé mba asio sary zany mba jerevanay an Sinon mba andefaso sary rallye aty @nay zé mba maka sary any é.uploadena isaky ny ariva
  5. kay moa mbola tsis rbr ny machine nay fa vô avy nformatena lé aleo @ manaraka zay tonga masika é, D iza no tena nanao B tao?
  6. KGB MAX

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    Fa ny itako tena tsara ndrindra loh dé ny combat ao @ M11 é, Misy 16 be zao ry zalah no miady an'io, sady ny ankabeazany efa enjana bé daôly.Tena hafana ity ririnin'ty rallye'ty
  7. Mlay zany, fa aleo mba 21h aty amtsika ra mba mety fa nenay ny jiro ra ts @ 20h 30 any tsy mahazaka machine Jirama tssssssssss
  8. KGB MAX

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    1-Laza 2-Ice man 3-Toavina 4-Mathieu 5-Dany
  9. KGB MAX

    ASACM / DZAMA SPORT

    togasoa ela ra PIRATY DE CARAI... , non, aleo ts miteniteny fôna sôdé ouen eo. lé zoma ra vô maizina fotsiny ny andro dia efa misy animaka eo é.aza adino fa hisy projection vidéo du jour eo @ io an
  10. KGB MAX

    Jeux

    OOUUUUUEEEEEEEE, ita iany i bill ndao @ zay ary é, miaraka @ sosisy beuuuh
  11. Ataotsika mamay reo é sa aoana Beels
  12. Récap kely: -Soafahana N° 676 -MAX N° 1516 -Latvalaza N° 858 -His N° 518 -Bangbang N° 988 -Ramatoa n°284 -dadah N° 771 -Mc_crash N°546 reste plu ke 2, nefa D aoana ny bandy sasany refa feno 10 leiz
  13. Je suis un très très bon kofa Gasy donc MAX N° 1516
  14. Za nefa oa tsy daccor satria i zandrinay zao té anao koa dé aoana, nefa machine 1 iany no ato atrano
  15. Mapalaelo mits les ela lé Aza kivy zany é, ny tsaradia aleo manao réco tsindraindray mba ahafahana maita zé blem anlé machine mialoha. Aza kivy fa tsy maintsy mbola ho champion fôna la é
  16. Aleo 14/05 zao fa manjary sodé taraiky be. Sad za mino fa ts dé maharitra ela io, i Beels ary efa mba mikarakara be mits, Msôtsa lesy Beels a
  17. Niady be mits Beel sy Maximumattack an ! bravô zalah an zay loh mbola mandé moramora sady mizatra anlé oe SESSION. Rapitso ndray eeeeeeeeeeeeeeeeee
  18. Sur fa hoavy zay, MaximumAttack koa mba tongava ao é (eny éeee, efa fantatra fa tsy maintsy ho resy zay fa ts kwa é )
  19. aleo ikotrana tsara fa mivoraka @ lé oe session leiz kou .asio rariva fa zay vonona é
  20. Za les in bain a.zay vo mba nanao session zany é fa kay vé tapitra teo @ ss7 leiz é, za eo vo mba tena tafiditra tsara mlay leiz é.Fa mplante lé machine t@ voalohany tssss , sady fanina koa fa nisy tarmac leiz leaza MINESHAFT .Asivo ndray radem é na zao ary moa
  21. KGB MAX

    championnat RBR gasy

    Escort lty entina! ennnnnnjana bé an: ary ela avy any @ asacm avy any tena manao temps bé an
×
×
  • Créer...