Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. KGB MAX

    Creation SS Gasy sur RBR

    aleo atao Mardi à 20h ndray hono leizy fa betsaka ny tsy afaka lé lundi é D ny install 3DSMAX9 efa dispo ao @ Prez zé mila (atao 3DSMAX9 leizy satria zay do disponible taty amiko)
  2. KGB MAX

    Creation SS Gasy sur RBR

    Bon, efa hita dawl zany ny retraretra fa miasa mafy sy miasa tsara sisa Doda>>tsy sarotra ny manao anlé trano fa saingy maromaro iany leiz ka zay no mila tana-maro
  3. KGB MAX

    Creation SS Gasy sur RBR

    - refa tena nandinika za dia tsara ihany ra atao 3DSMAX de A à Z leizy satria mavesatra kokoa lé fichier (.X) avy @ BTB. - za manokana zany mitady plugin KML pour 3DSMAX 9 mba afahana mamadika anlé données avy @google earth (efa mba itakitako kely iany ny fika anaovana lalana sy ny lavaka ary ny trano fa ny hazo sy ny bozaka no mbola sarotra satria resaka transparent object leiz dé mila ketrika bé) - tokony mba andray anjara @ lé modélisation trano sns.... iany zé afaka manao izany mba aha-aingakaingana ny asa zay
  4. Za efa elaela iany no nanomboka an'io Bobs Track Builder io fa mbola eo am'piketreana fôna atram'zao . Partant bé @ lé projet miaraka
  5. KGB MAX

    Bobota

    bObOtement votre tongasoa é, aza adino fa ato c'est "partager la passon" an
  6. KGB MAX

    RSRBR2009

    Lé janten'lé 205 tena reveko bé mits
  7. KGB MAX

    RSRBR2009

    i Hents vé no nanao an'reo é???Maly kosa kou Ary misy sarina Sub koa nga ao ??? tsy mety misokatra
  8. Tena enjana lé combat, efa niezaka nanenjika iany zay fa tena tsy tratra Dadah t@ lé leg2. Ry Latvalaza sy ry Dodanen moa zany tsy eritreretina kory fa tena adala B. Mlay é
  9. KGB MAX

    Vive Kenya

    eny marina lé, mety ilay be marina io an
  10. KGB MAX

    resultats

    Result itako @ site Uganda any: ARC Standings Whyte (ZW) 10 pts Katto (UG) 8 Costa (RWA) 6 Pirelli Star Driver Birdi (TZ) 39 pts Mathieu (MAD) 32 Hajji (TZ) 32
  11. Fa angaha moa tsy ny meilleur des 2 manches no qualifié?? .. nefa lery zany @ty tonga dia niala mintsy!!! ...fa ahona tsr ilay system de selection an'ilay izy e?? tsy azoko tsony !!! ...raha 1e ohatra lery manko kenya (@ PSD io resahako io), dia 2e ohatra ilay kofboay mitondra evo9 iny sa iza??lol.. dia iza no qualifié? sa mbola misy manche faha 3 farany tena hi-departagena azy? Je viens de regarder, mais apparemment il y a donc 2 épreuves qualificatives (tanzanie et kenya) et je crois que ce sont les deux meilleurs PSD à l'issue de ces deux manches qui se qualifieront pour aller au Rwanda pour le dernier rallye qui sera la finale. (je pense pas trop me tromper) mais par contre, je sais pas c'est quoi le système d'attribution des points. ra système championnat leizy dé kelikely iany ny chance loh é, sinon tsy haiko ra azo atao vé ny mandé makany @ lé 2è partie championnat (Zimbabwe/Zambie) ?
  12. Arak'ty sary nalefan'zalah ty oa D N°14 ry zalah:
  13. ty misy article kely ndray momba an'zala é http://www.paperblog.fr/1609395/championnat-d-afrique-des-rallyes-2009-c-est-parti/
  14. les engagés: rally of tanzania 2009 http://www.africanrallychampionship.com/index.php?option=com_content&task=view&id=136&Itemid=151
  15. KGB MAX

    Team So6 en deuil

    Tena tsita tsony ze ho tenenina é.....mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana
  16. ry zavona koa zany tsy laita mitsy an Fa zao é, alefaso mail ny confirmation zala fa iny no rapida a
  17. io koa lety fa midongy trophet meilleur posteur
  18. KGB MAX

    Team Citroen addict

    gaga eo @ zay lisany @ 2009
  19. KGB MAX

    Message du Pdt de la FSAM

    555-KGBMAX driver vô avy nahazo joystick mdrrrrr
  20. 555-KGBMAX: driver vô avy nahazo joystick
  21. OOUUUUUEEEEEEE Faly aho, tena faly aho Misaotra an'ny Sponsor Officiel "société TOMASY" fa leiz loh tena chance no betsaka satria ra nanao teo dawl ny enjana mety tsssssss............. fa lé session miaraka zalah tena mlay a, tsara ketreana Msôtsa é
  22. KGB MAX

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    za koa prezda miala tsiny fa ny Alahady misy adidy tsy maintsy hefaina fa ny sabotsy za préza refa avy mikarakara ny live sur internet ka
  23. Tena interessant mits zay fa ndraso jerena ra possible é
×
×
  • Créer...