Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

KGB MAX

Membres
  • Compteur de contenus

    395
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par KGB MAX

  1. KGB MAX

    Fred

    miampy iray ndray zany ny adala eto @ ty forum ty lé Golden Run efa tena Malaza be mitsy
  2. KGB MAX

    Rallye du boeny

    Le grand retour de DODANEN ela mitsy ela zay tsy nandray anjara an, faly mitsy zay @ zao fiverenan'la zao
  3. KGB MAX

    Rallye du boeny

    Nlay loh lé rallye iny é, bravo dawl surtout Latva et Maximum.fa misy zavatra tsy azoko mitsy, za efa nahavita tsara enlé ES2 dé jerena avy eo ny result fa mbola in progress fôna lé. D nisy fotoana koa tapaka en plein spécial ny connexion fa tondé in skiped avy atrany koa fa ts kwa é @ manaraka ndray manarina. RDV en NZ ndray D on compte sur nos 2 leaders
  4. KGB MAX

    Nirina58

    ça c'est une bonne nouvelle et pourquoi pas en 2009
  5. KGB MAX

    De Anders/Veroo

    Ra toulouse=tuléar dé mety possible Sinon mba manaova présentation atsy ambadika atsy Bolida kely an
  6. KGB MAX

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    tondé carton rouge mitsy
  7. Mlay mitsy lé tantara ohatran'zao ra Nirina fa tohizo a, aza miala @ cox ozy ry tsi2 zay ary ambadika ary
  8. O\ ! /O mahita atao tssss Enga anié mba ho ain'i Peno ndray ny dika'io
  9. KGB MAX

    Prochaine rencontre...

    ndao atao @ zoma na samdi zao é sa aoana ?????
  10. KGB MAX

    De Anders/Veroo

    Asio sary zany Ra Andry a sarin'i Joda,Kmickaz,Herinjaka......Ra misy sarin'i Vero manao maillot de bain moa.....
  11. Koa ra ts vendrana ko anomé ana G vintsss . Nilalao niaraka t@ Beels Master lesy zay t@ zoma a
  12. Finalement j'aime bien le rallye sur tarmac, ça demande beaucoup de concentration et surtout de calme, avec un bon réglage bien sur, (grand Merci à Beelaba super Moniteur... ) Fa @ Gvintssss loh leiz toundé tena mlay B mits. RDV en Espagne et en France (Tour de Corse) pour les rallyes asphalte. Zay moa zany nidona t@ vodihazo in-betsaka lôtra tany Allemagne tany D tsisy raisina mitsy fa aleo mikotrana tsara @ manaraka.
  13. KGB MAX

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    fa sinon j'aime bien le rallye d'Hirvo, tena miezaka B mitsy lery é. D le team subaru koa mahafinaritra B satria efa fantatra fa ts mbola ao tsara ny vam fa Solberg sy Atko tena manenjika koa an....sady mitovitovy fôna ny temps an'izy mtsam.ita eo iany ny tohiny
  14. KGB MAX

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    duval ngé hanao ny rallye tarmac reetra jusqu'à la fin de la saison é, zany oé Rallye d'Espagne sy Corse (contrat @ spons any io)......nefa tsy hay loh é
  15. KGB MAX

    Peau neuve

    lé AX sport ny ra Hents lty M12 ra-KGB a!! ary i boum vô aingana mitsy no nahazo an'io M9 io an 75 msg
  16. KGB MAX

    Peau neuve

    Ary kay za vô M9 Lé tsssssssss
  17. KGB MAX

    TVN

    Misy raha donc ao
  18. KGB MAX

    TVN

    sady nareo zany ngamba mijery andro mits nisafidy hoé andro manan'tantara (10 août) no anomboka iditra eto an vazivazy an
  19. KGB MAX

    TVN

    surrrr les ra bé wawa a ela iany zao no namorona ny surnom anla an
  20. KGB MAX

    So6Control 2

    Hivavaka mafy aho , enga anie mba tsy ho @ WE oavy zao io fa toa efa nanipy teny mantsy Mr le moniteur. Za tsy afaka mantsy
  21. Ndao anao réco tarmac kely rariva é efa nataoko ao "So6 Gasy bavarois " @ 21h eto @ tsika SSSSSSSSSUUUUUUUUUUUUUuRRRRRRRRRRRRRR
  22. Araka ny tapaka farany moa zany dia aleo atao fiara 2 no ianarana fa ela lôtra lé miandry sady en + mety ho lasa betsaka iany isika @ io cours manaraka io, D aleo ngamba omanina dieny izao é. sa aoana ??????
  23. KGB MAX

    TVN

    Tongasoa lesy a Reveko mits refa mazoto manoratra lava B otranzao, maka fy mits za mamaky azy Mazotoa fôna é, dé aza adino fa misy rallye tsy dia mila budget B zay, sady Revin'ny Bandy Rehetra
  24. Nlay Bé é Misaotra an'ilay pampianatra sy ilay nanomé fiara é Ho ela velona
×
×
  • Créer...