Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dzaomalaza

Ner'1

Messages recommandés

Salu daolo
Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo.
Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Salu daolo
Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo.
Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa


Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! LaughingLaughing ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
arabaina tonga soa ny akama a! (ary compte tour na pizôt izy zany an! refa kelikely hivadika Oo=w=oO koa!)
mahareta hatramin ny farany e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
[Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! LaughingLaughing ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! RazzRazz

Tsy ankanavaka io ka, Runmada aloha zao fa Asacm ny fototra niaingana, arak le teniko teo hoe rehefa misy kodiarana 4 dia mtabataba be dia efa poince
Compte tour na Pizot io (205 plus précisément), tokony hietsika nedala fa tsy haiko ze blem any eo am 4 000tours

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut Nerone,
Za iany lesy le nivarotra t@ ela any 1479 a, le tany avarabohitra.
Nainga niantso an'ela iany za fa otrany tsy mandé tsony le phone an'ela efa talou b iny.
Fa nainga anontaniako an'ela oe efa nanao mutation ve ela t@ le acte de vente nataotsika t@ zany fotoana iny?
Effectivement in-2 zay za no nahita an'iny numéro iny ni-circule fa tany @ iny coté Ilafy iny foana, faha-2 vo il y a 15 jours, va ny tena enjana d Golf 1 4 portes zay no mitondra le numéro fa tsy lay caisse talou tsony.
Ny atahorako fotsiny manko ra oé sendra mbola tsy natao lé mutation, oé bandy fôpla ohatran'izany so d mba manao zavatra tsy milamina any ambadika any izy na manao accident d manjary tsika tsy maninona aty ambadika aty no voakitikitika. Efa nisy bandy akama tratra problème otran'zany manko fa sahirana ihany vo afaka an!
Na ra mbola tsy vita mutation d afaka alaiko any ny vam d omeko an'ela ndray, lol! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tô efa kely sisa dia hiverina any am'tompony am'zay ngamba ty taratara ty an cheerscheerscheerscheers .
tongasoa anao ra TVN dia aza adino manao présentation atsy ambadika atsy éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salu!
le mutation aloha mbola tsy nataoko fa efa nasiako an le soratra nolazainla iny taorian'ny carte grise dia tsy haiko hoe ampy ve zay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...