Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Ialahy am premier passage ra Hents dia za am 2eme passage a! Nirina58 za tsy hanakatra vitesse fa aza matahotra. teneno mialoha a!
  2. +10000000000000000 aloha am ilay drift miakatra any andohalo e! teneno mialoha fotsiny aho hifoazako maraina. + 1000000000000000 koa ilay session samedi sa dimanche????
  3. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    mrci hentsssssssss fa mba hafa koa aloha izany plan fangalana sary zany a!
  4. teto ihany iny ka! M12 fa mbola presque de série (fa maninona ty no aty am SRK no mipetraka?)
  5. la polo de vatanen n'est pas tres puissante mais j'en connais une qui est une TDI sinon, efa nanotany an ilay 404 aho dia miandry kely fotsiny hono tsika aloha fa tsy azo tairina firy ny tompon ilay vam fa alefa mora²
  6. Christophe B+

    RALLYE TOTAL 2008

    tena Sub conduite a droite marina zany entin ry zalahy zany a! Miomana ialahy ry Nirina58 an! Equipage VatanHents Team SO6 a l'action
  7. ary maninona raha atao hoe "VW SO6" dia miaraka ao daholo e!??? sady ny rainiboto tia sosisy (WURST) a!
  8. arabaina tonga soa eeee! ho soa ny fiarahantsika
  9. mia mitombo ihany ny tia Oo=w=oO ato izany fa eritrereto ny club type1 (type 2 pour Nari9 mety tsara) team so6 e! nenay timon efa nalefa any am dokotera
  10. Christophe B+

    RALLYE TOTAL 2008

    aleo tonga dia ataoko reservation any am Dom zany ilay Sub an-ry zalahy iny fa hovidian ny team SO6 Ho ahy! un grand MERCI au team
  11. [quote="Rajoù"]raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.[quote] MOTS DE PASSE ACCEPTES Arabaina tonga soa eto am tanana e! (io koa misy Oo=w=oO anak ray lety e! mety ahazo spons concessionnaire ihany wa tsika ato )
  12. merci prezda fa vita ilay install. efa am 22h mahery zay maly mbola nanao essai an ilay rbr foana. dia Tsi2 tsy nety Nody nefa mbola haterina ary ambohitrarahaba! androany mbola hiditra am 8h.... tamana be ledala, rahatsy noforcer-na tsy nety nody fa dia Sikakama foana!
  13. mba sio sary ato ry zalahy a! nahita appareille photo betsaka aho tam iny nefa tsy mahita sary ato
  14. arabaina tonga soa ny akama a! (ary compte tour na pizôt izy zany an! refa kelikely hivadika Oo=w=oO koa!) mahareta hatramin ny farany e!
  15. Dia mirary Fiononana feno ho an'ny fianakavian'izy ny tenanay! "HANGINA AHO KA TSY HILAO-BAVA FA IANAO NO NANAO IZAO"
  16. Raikitra ihany ve io rallye io sa tsy raikitra e? otranytoa mbola misy conditions ilay izy???
  17. +1 am ilay 2eme rencontre juillet ndao atao am zoma e
  18. Ny ahy nanao reco niaraka tam laza sy marc nanao reco ampahimanga anjeva tao anaty POLO. rectif ana notes passage rapide no natao ka tena otsany tany anaty speciale mitsy mbola niaraka tam Läaz ihany tam mitsu teo am circuit MSA. Za maka an ilay pilote e! calme mais efficace. Nanao Tônô tam cross car koa nanitsakitsake be teo amina descente gauche 90 dia nanao trop corde tou dé disssssss dasssssssssss. nivoaka dia naverina tam laoniny ny daba dia lasa ndray! ( nanao casque sy ceinture an!)
  19. Christophe B+

    Rallye SRK

    ary iza ndray io maka ny voiture d'epoque ko io? izay mindrana mahay mamerina o!
  20. tonga soa ato am tanana ianao RIVO! raha ohatra ka tsy tia sosisy dia mbola misy salade de pattes ao fa tsy maninona ka!
  21. tonga soa e! hitsa peta am lay pédakle iza aloha e? sao dia ilay eo ampovoany? milay foana e!
  22. Christophe B+

    Session Vendredi 18 juillet

    soa ihany fa misy ny mamelona ny maty! aleo fa handalo any aminao aho Mr Prez haka ilay cd a! dia mba efa vita koa am zay ilay any aminao e? Hoan ireo mila ilay Gr B hafa tany Am Hentsssssss " BEST OF Gr B" sy "AUDI QUATTRO" ny aty amiko!. milay be daholo ilay izy ary rehefa avy nivahiny fotoana vitsy aty amiko dia apetrako any am Prez atao ao anaty base DD ka ao indray no maka izay mila. inty no solon ny fampandrenesana.
×
×
  • Créer...