Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    tena 1 ihany ngamba aloha am ty fa tsy tratra ny sasany
  2. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    hafa indray aloha inty misy prsentation ana team sy spons ty a!. ty rallye dzama ty kosa aloha dia rallye ho an ny mpivoaka alina mitsy an! -lakamisy alina -zoma alina -sabotsy alina lol. tsy afaka manao prepa 5mn an ny stade zany am ty lol
  3. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    nga tsy 30-31mai 01 juin lé izy?
  4. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    excusez moi, j'ai fait une petite erreur, pour le samedi c'est Antaramanana -anjeva mais pas ampahimanga anjeva. ilay epreuve de nuits no ampahimanga anjeva.. d'apres mes connaissances, l'epreuve de nuit devrait commencer vers 18h30. mais le hic, c'est que dans le reglement standard des rallyes c'est qu'il ne devrait y avoir qu'une seule epreuve de nuit avec un maximum de 9 km, alors que là, nous avons 2 speciales d'au moins 10 km chacune....
  5. Christophe B+

    ASACM / DZAMA SPORT

    mbola sahirana kely e!
  6. Efa naharenesana siosio ny parcours ny rallye asacm e! atram zao aloha dia ireto no re: - vendredi: vontovorona aller/retour speciale de nuit Ampahimanga-anjeva avy eo passage eo am avenue minana maskita sy beks ;-) -samedi ampahimanga- anjeva carion-antsahamaina ambatomanga-sambaina dia retour PC ao anosibe dzama ny hariva sens inverse ny maraina + speciale de nuit - dimanche mitovya am samedi fa tsy misy speciale de nuit fotsiny. ny azo ambara aloha izany hatreto dia tsy misy tany hakana aina mitsy ity rallye ray ity satria na ny alahady aza dia mbola combat. ketreho tsara ry zalahy ny fiabilité an daba fa endurance io a! hoavy koa i TOTO la Glisse avec saxo T4 ex Louvel, Sandrine avec saxo 4T... ilazao vaovao hafa raha misy mahalala e!
  7. Christophe B+

    renseignements :?:

    hatreto aloha angamba tsy dia misy tena hoe vao² be fa en principe tokony tjr Oo=w=oO dia ilay equipage vehivavy mety handray an lé 205 M10. asa aloha raha ain ry zareo ny hi gerer peugeot fa t@ lé golf manko toa tsy nitotaly gestion de monture zany reo. aleo ny sipa mba hanalazy kely e. sady otrany mba nahafa -po ihany ny nataon ry zareo pour une 1ere participation.
  8. tena nilay tokoa aloha ilay omaly iny e! ny ataoko hoe inedit angamba dia ilay petite séance de Drift avec le grand Laza!!!!!!!!!!!! mahery lery e! dommage fotsiny ilay izy passage tokana fa raha tsy izanty ngamba an....... aoka fotsiny Za maka an la ry Gasy drifter a!
  9. Christophe B+

    renseignements :?:

    mba mandalo dia manao sali e! in no nouveauté pour 2008 ao?
  10. Christophe B+

    mathieu

    parrait il qu'il va conduire la R12 Gordini avec un nouveau moteur! maximum attack est ce vrai? misy mijaly ndray ao am M9 ao raha izany
  11. Felicitation lesy Matio a! grave ela! tena tsara mitsy lé fidirana misy anticipation be eo am lé double epingle iny. tsara tarehy e! mahery ela ka! spectacle et efficacité en meme tps
  12. salut dodoly! qui pourrait me donner des information sur le mode d'homologation des voitures de rallye en Gr N & en Gr A car il ya certaines choses que je ne comprends pas! ex pour etre homologué en Gr N ne faut il pas l'aval de la FIA et etre plombé par elle? et comment on fait Mme Terrinen et hery be pour homologuer leur voitures préparées a mada! comment on ils eu leur passeport technique en Gr N? ou il y a autre choz ke je sé pas? l'homologation des voitures en Gr N/Gr A dépend t'elle de l'age de la voiture? alors pk une voiture de 2006 peut elle etre homologuée en Gr M (ex Polo tdi) et une voiture de 1998 doit etre obligatoirement en Gr N et ne peut pas etre homologué en Gr M (ex saxo :HAjia) merci pour l'info
  13. Christophe B+

    budget rallye

    hmm!!!iza indray zany Adva miala mitsoka zany? sa lasa niakatra grade? aza ajanona ny rallye a!
  14. tongava aingana ny saison 2007 fa toa hatsiro izy izany! mbola rumeur ihany koa ty: nanafatra fiara vao² avy any lareunion hono i hery be?
  15. mba asio résumé kely hoe fa zay tsy nahita
  16. milay be zany " vaovao zany ry" poetic an!aleo angatahana am Laza zany lé Mitsu mba ho anay !
  17. i nashemy sy legah hono hivadika m11 am 2007: nasemy sur 205 s16 x4 dia i legah am lé golf an i guerrier e!
  18. za koa alou efa naharé an lé hoe C4 e! fa izay tena marina tsy hay! dia ahoana zany lé saxo??? tsimaintsy hitondra Saxo T4 ihany zany izahay am herintaona ko! hahahaha ( c'est tjs permis de rever non!!??) andeha angatahiko am êre noel iny saxo iny sao mba poince
  19. ary raikitra ihany ve lé mariage an i poéticturbo am fin décembre e??? sa raoviana moa hahaha
  20. Christophe B+

    Heureux Mariage

    felicitations aux jeunes mariés! ary nga tsy no inviter-na i Didier Auriol nefa izy aty dago am zao? lol
  21. marina izany e! felicitations hoa n izy mitsam! ny sary ngamba mbola angatahana am dadahmaster ny andefasana azy eto. miteraha sebastien loeb kely sy michelle mouton be dia be e! dia aza adino ny rallye a!
  22. fa trôp be kosa aloha lé liaison ambohimanga antsahafilo e! lavitra loatra fiakarana be! ra avy alou ny orana dia be dia be no ho taraiky ao e! lé programme am samedi atoandro koa chargé be fa tokony mba tsy mila miverina pc am atoandro fa asiana parc de regroupoement any isahafa ohatra dia am zay mba tsy tratran ny orana any anatin lé liaison be!
  23. Christophe B+

    coup de gueule kemy

    sur ve hoe am vidiny mirary???
×
×
  • Créer...