Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. misaotra am ilay sary bobaka e! izay mbola manana sary hafa dia raisina an tanan droa e! sarin yves/rado/ ilay equipage feminin anay tam asa tana 2007 reny koa sao misy manana o! manangona sary mitsy zay io
  2. taiza klou ela tam so6 control 2 e ? aza adinon laisany ny miketrika an ilay live sur wap am total a!
  3. nya ana izany efa 2eme restauration io timon i fa hoia an izay tsy nahita ny post tany aloha dia i Chochon no 1ere restauration! 6M no nividianana azy ta zany fa mbola asa goavana ny nanarina azy. interieur, caross, train, moteur. natao moteur gti 16 doseur ledala dia maty foana ny pompe 6 bar, 3 x nanao transmission en une semaine fa tapaka foana. dia Namidy ledala cochon avant io cochon apres io i timon indray tam vao azo dia caross sy jantes ary moteur no natao. ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika... sary kely vitsy² en pleine restauration kely sisa dia vita kely kely kely kely sisa dia vita (au fait izany ny restauration sy amélioration tsy mety ho vita tanteraka mitsy fa mahita atao foana e!)
  4. faly aho! tena faly aho! niomehezan ny ankizy mitsy aho fa tsisy resaka afats iny taty ambavako tt le week end. ny tena gravy de inty , tsy nisy nahavita naka sary an vata9 ry zalahy fa variana loatra tam figorisan ilay 505. tsssssss
  5. efa tandra vadikoditra am tsika mitsy angamba ity lasa foza orana ty fa efa tany am so6 control dia mbola niosom-bovoka ihany. tsy koi zany e! ao anatin ny ambiance daholo reny.
  6. Avant tout, je tiens a remercier Mr Chief Instructor et Mr Radstrôm. nilay be ilay ambiance sady nilay be ilay lecons..... je peux dire que j'ai vraiment apris QQC, théorie et pratique. en résumé zany ilay izy dia ireto ilay zavatra atao: tsara ilay traction mais personnelmnt je prefere la propulse, ca glisse bcp et ca va avec mon temperament, za tsy dia any am ilay propre sy temps ny tena tiko fa any am ilay O GORISA GORISA? fa tsy mandona GARAZY GARAZY GARAZY N AKOHO..... THANKS TO THE INSTRUCTOR AND THE CARS OWNERS
  7. ty ny fond d'ecran-ko ato ka aleo zaraina sao mba tian lisany e!
  8. masaka b ra kirikou a . Mety ho asiana rubrik type 1 angambany ato i recenséna ireo zay mbola tsy tratra antso d mba manao sortie kely miaraka. Sa ahoana? Za voa naika i kozy hoe ar aiz ra Ando kay lery ko io ao ambadika io . Milay zany ka. entr (), iz lé rallyman manana type 1 ko lé. Mba invitéo ko iz mba hitafatafa ato é. +1 fa nenay i Timon mbola tsy vita o! i 23 koa mbola tokony ho ao fa mbola tsy vita!
  9. Tonga soa ianao Do...=w=oO. dia mazotoa mandray anjara e! mitombo ihany ny Old VW a! jolie la caisse hein!
  10. mba ho ento lesy ry ari i timon am samedi d mba misy type 1 efatra no mba alaina sary an Sa mbola tsy vita ny 4 corps? Mbo maka sary daholo d samia mieritreritra ny anarana atao am ry type 1 avy ary é. Timon zany efa misy. Pumba ny ataoko anarany ny ahy zany. :vvk:efa mivavaka mafy mihitsy aho fa any am Pouty ny fanalahidiny!
  11. Christophe B+

    video à partager

    Za manana ani io en version francaise. aty amiko koa misy an ilay hoe " la voiture de leur vie: Ari Vatanen et la 205 T16" izay manana Gr B moa na meeting type 1 vao maika
  12. jero ao am lay rencotre team so6 io fa ao misy sary au grand petit complet
  13. efa iny lasan i honda be iny ilay izy kou!
  14. Christophe B+

    So6Control 2

    vacances kely lesy aa Efa ho avy za zao hitaky an'le stickers vao² any am la le gratos ee dia refa hanao inscription ao am Prez ialahy dia mba ento ao ilay video nojerentsika tam laptop n la iny fa mila manao gravage an iny za
  15. aza tenenina ilay anaran ilay rallye fa faly be eo ndray i Boum
  16. misaotra betsaka e!!!!! ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a! nahitako aventure maro io daba io!. zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy. otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy
  17. alors bienvenu, désolé je ne comprends pas tres bien ce que tu veut dire mais bon! je suis pas gasy mais finlandais tonga soa letsy a! dia mbola O\ ! /O ihany koa e! je repete pour la N ème fois mila SPONS SPONS ty site ty e!
  18. Boum SAUTE tous ce qui bouge ra za ny otran la ry mikah dia afenina reo avatar reo fa i Boum koa anie mahay misaute NOS e! za no nanovako an ilay avatar-ko mstyl be iny fa i boum il tire plus vite que son ombre (tire moa zany sa saute???)
  19. donc tsy moindre cout fa aleo orange indray no andramana
  20. sali sali tonga soa e! bandy mirevy western zany toundé miaraka am santiag sy steatson? a partir d'aujourd'hui mon pote, je te baptise l'homme qui fait des saisie plus vite que son ombre .. tonga soa ny akama !
  21. arabaina tonga soa e! passion iaraha manana ilay Oo=w=oO e! mba asio sarin sy presentation ny mk1 anao ato e!
  22. nena am telma mobile ka mbola hanandrana ny fanaovana azy aho dia tantaraiko eo ny vokany! ( mbola hianatra an ilay en ligne koa manko fa tsy mbola hay ny fanaovana azy sao bug eo ny serveur dia lasa mahazo scatch an spe rehetra eo aho lol) merci pour le tuyau Dodanen
  23. Christophe B+

    So6Control 2

    o ry zalahy a! ahoana ireo bandy vao² reo fa manotanimomba ilay so6 control II dia tsisy sahy mamaly?
  24. arabina tonga soa e! mitombo indray izany ny mpankafy old VW ato am tsika ato! mazotoa mandray anjara sy mi wawawa e! O\ ! /O
×
×
  • Créer...