Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. tonga soa golf kely a! aza adino ilay presentation atsy ambadika a! dia asio sary
  2. ka ilay izy aza tsy poince ndray kou... aleo refa vita ilay anay dia anaovatsika crosso6car session e!
  3. za manana delortto 40 4 corps( ilay mitsangana an) mbola milay be ao fa saika ataoko am cross car fa raha misy weber 40 mbola milay any am la dia afaka atakalo ra apetak ela am cox
  4. Christophe B+

    So6ment votre

    za nge mba malaelo an lisany e!
  5. Christophe B+

    So6ment votre

    ary ilay ato am tanana ato zany tsy dia nisy resaka rallye réel sy rallye virtuel tsony fa toa lasa resaka parade-na restaurateur no betsaka a! Zany eo ihany fa raoviana ndray no asiana session antsika klou e? sa inona ny pro am total? sa raoviana ny getaway? aleo mba asiana hetsika kely Team so6 fa ilay wawawa ary ambadika toa be loatra dia lasa miafy² tsika
  6. ilay fotoana ngamba dia hoe: Dimanche 21 Septembre 2008 à 14h30 au parking Ampefiloha (ex-meubles bambou)
  7. Ok! fa ilay papier bristol zao toa tsy manana ny fanjakana
  8. [quote="irina"] ary raha asiana hoe meeting golf type 1 am 21 sept ve tsy mety?
  9. mba sangy² ny ahy fa aza tezitra ry ise a! ka ny nahatonga ny ankizy nametaka ilay surnom hoe cochon a, isaky ny mivoaka zay dia maty quelque part any foana lery....
  10. fa angaha misy anak 2. iza avy ny anarany? budspencer sy terence hill ve? ny fahalalako ilay an i andovw aloha dia i Doris ny anarany e!
  11. merci de ia be Boum. fa hono hoa aho, iza no tena nalain la sary, za sa ilay vue de dos menamena io arinako? apina zé mbola manana o!
  12. ka elà kosa tsy nanazava hoe Catz koh mpiondana môtô Tena gaga mantsy ny tenanay !! bon mazava iny!! ny tenanay miondana moto fa ny moto mbola ao @ garazy fa nangatsika loatra ny andro fa efa hoa vy izao ny andro tsara dia fa in ny moto an Prezda? ndao zany anaovatsika trophé fa propulse koa anie ireny e sa ny andro efa
  13. mila manatitra S any @ raprez elà za koa mila Stickers atao am timon o! (ilay new model a!) Payer avant de consommer leisy a!!! TOI CONTENT, MOI CONTENT, POURQUOI MOI PAYER???
  14. ny congé azoko lesy vendredi fotsiny dia manjary manao kitoatoa raha tsy ampy reco dia aleo manotrona. miaraka mijery am so6 e!( sady ny enty manana kely mbô nisy lany nanamboarana an timon)
  15. mila manatitra S any @ raprez elà za koa mila Stickers atao am timon o! (ilay new model a!)
  16. efa noteneniko i Poty am ilay meeting fa ataony mandeha tsotra fotsiny aloha ny dabany ( Ra-jean Bolide no nataoko anaran ilay Type 1 an lery) zany hoe mandeha tsotra zany am lery efa 2.0l 16S injection electronik fa mety ho tratrany ngamba ilay meeting. fa ilay VR6 no toa tsy tratra
  17. hihihi! i Boum ndray hono no mbô manao convocation nefa lery aza refa eny vontovorona ny olona mijery dia lasa lery mandalo fotsiny na ery ampita no mipetraka tsssssssss
  18. Christophe B+

    www.rallygasy.tk

    +1 koa alou am lay article team so6 e!
  19. Mbola za ihany e!!!! pour les 1302 et 1303 c'est OK j'ai remarqué la différence mais le problème c'est quand une 1200 change son choc en carré, comment reconnais tu que c'est une 1200 avec parechoc carré ou une 1300 tout court??? Fanontaniana mipetraka ireo, mangataka valiny mitsangana avy am cox master ( aza omena tsiny ry zalahy fa mba efa ela aho no nanotany an ireo fa tsy mbola nahazo valiny mahafapo atram zao a! jereo anie i Hentss raha tsy mivanitika rery ao ambadiky ny ecran -ny e! )
  20. tena aza omena ny daka aho Mr Cox Master fa tena tsy hitako ny différence entre 1200 post 67 sy 1300; dia ny 1302 sy ny 1303...
×
×
  • Créer...