-
Compteur de contenus
1 439 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Christophe B+
-
CROSS CAR
Christophe B+ a posté un sujet dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Araky ny fangatahan i Henintsoa dia hitantara kely momba ny cross car Made in madagascar isika. Izany hoe tsy Tadidiko tsianjery ny reglement momba ny cross car fa izay tsaroako no teneniko eto. Ny cross car izany dia - monté sur chassis tubulaire (50mm) en tube noir ou galvanisé (tsy mety nysérrurier) - ny chassis dia 40mm ny minimum -moteur dia mizara catégorie ( telo ngamba moa izy izay); moins de 600 cm3 de provenance voiture, de 601 à 950cm3 de provenance voiture,de 951 à 1600 cm3 de provenance voiture et 650à900 cm3 de provenance moto dia miaraka catégorie. -la transmission doit etre exclusivement sur les roues arrières, frein sur les 4 roues, mbola afaka atao izany ny moteur 2cv fa saingy lafo nohon ny moteur 4 cyl ilay izy dia aleo miova. ny budget zany zao dia efa tsy azoko antsaina intsony ny manangana cross car iray fa tam 2004/2005 tany dia teo amin 9 à 12 millions eo. ny pieces majinika, biellettes, flexibles, disc de frein sns dia vidiana eny am pieces d'occaz. manatena aho fa naha afa po anao izay kely voalaza. -
CHERCHE VIDEOS SUR LE CHAMPIONAT DU MONDE 1983/1987" Gr B" efa ananako ilay 2cd tsy misy coment iny fa ny ankoatrany mba mila aho izay manana e! ILAY tam RALLYE PASSION taloha ireny zao mba tadiaviko mafy..... izay manana mba omeo za e! mety daholo na VHS na VCD na DVD na DIVX Misaotra tompoko ( mitady viedeo ty dia iandrasana lol lol
-
-
-
-
nilay iny tam zoma iny zalahy na dia tam 12h aza aho dia nody e! NON PARTANT be i VATANEN TAM ZOMA INY. Mbola Vôtanen lery dia tsy niakatra sur terrain fa Hoavy masiaka izy ao aoriana kely fa Miomana ilahy ry maximum Fisaorana lehibe dia lehibe tokoa ho antsika rehetra tonga tao indindra indrindra fa i SOAF nampiantrano! mila manao Drift Control kely klou. misy sarin vatanen ihany kosa tao an! MERCI EEEEEEEEE
-
-
-
-
-
-
-
mbola any amin dry zalahy any ny sub conduite a droite fa ny iray toa efa voavadika conduite a gauche. ny blem aty amintsyka anie ilay pieces détachées e! ny sub zao no manomboka be pieces. sao manko hanao otran ilay vam iray zay, Bombe be ilay izy nefa simba ilay izy roa taona mbola tsy nahazoana pièces ihany
-
-
-
-
-
rallye course mécanicien nenay e! manomboka vendredi apres 2km de special dia nanomboka ny galère. depart es 1 tena en forme tsara ny daba sy ny equipage. apres virage daddy ilay misy pont kely io! nanao saut kely teo dia nanomboka nirate ny vam. es2 tsy nety afaka ny ratage dia nanao be midina no tena fika. ny ampitso antaramanana en forme tsara niala tato am PR. dia namely kely mba hi récuperer ilay retard . nitsoaka tao ambatomanga ny rotule de pivot, dia no déboiter ny transm sy amort. izay mitsam ihany no nanao meca nanao reparation de fortune tao. dia ni frotte tam aile ny pneu dia vay ny RS anak 2. zay ilay nanala pneu iny...Dimanche, apres CHA maty tsy nety velona ny daba :-( :-( nanao reparation tao am zone neutralisé izay mitsam dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol. dia tonga ihany fa valaka tanteraka..... mbola tsisy Rallye otran iny atram zay.
-
-
-
-
-