Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    INSCRIPTION SRK

    dadah 158 Mitsubishi evo IX A8
  2. dadah-mrallye

    www.mrallye.com

    www.mrallye.com www.mrallye.com
  3. dadah-mrallye

    Insciption Rallye DZAMA

    dadah 158 A8 Mitsu evo 9
  4. Efa ela no re; raha tsy diso za de i nirina58 no nilaza hoe io no simulation milay indrindra amin'ny jeu rallye ary io no filalaovany De efa nasoriko tato moa le forum tamin'izany 2005/2006 (tsy tsaroko intsony) fa nisy izany Poeticturbo / Maximumattack / His / Bibil no nifanasa vangy sy namporisika ny rehetra hilalao anio sy nilaza ny site mety ahitana on line ny evolutiony sy ny temps vitan'lerony Fa nade izany tantara lava rehetra izany aza de 1 taona teo zay no nilalaovana azy ary saika izaho irery aza no mpanao session publik isan-kalina taloha lolll Mbola mijanona mifaninana amin'ny tena ihany aloha hatreto Sady feno akanga tsara soratra bobaka be mihitsy farany teo (fafahcop/noriza/kopeki/irdonen/.....) tena akanga mampijaly akoho taman-trano rehetra (His/dodanen/ramatoa/soafahana/penotoky/bigbang/titof/emsics/irina/rajou/.... De misy ny hors norme sa calibre (beelaba/latvalaza/fablide/maximumattack/steakam) de misy koa le tsy hita mihitsy zay asiana azy lol manalasala to kraingon'tôtô (Mc_crash) hahaha zay fa lava ny tantaran'ny RBR e
  5. Efa manomboka tsy de misy mahalala intsony ny fisiko zany Momo aloha no nifanarahana tamin'ny Mme dadah De hita koa fa mbola tsy amorti lery sady mbola tsy hita ny limiteny Tsy tia mampiasa Manette mihitsy; aleo aza clavier Tsy mbola nampiasa volant hafa ankoatran'ny Momo koa
  6. Tsy namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly Tsy misy azo tantarana firy Io no azo lazaina hoe fahaizana hatreto Tsy maty ny matos Tsy tapaka ny jiro Tsy niala ny volant Tsy nisy retour au bureau Nisy kosa ny tonneau tafa-tsangana Nisy ny fatahorana be Ary nisy ny fahadisoana goavana tamin'ny ES farany zay fohy kely sy efa natao zay nahazatra azy Natahotra borne sur Droite 4 de large loatra de noraofina ny fefin'oul 6 sec fotsiny no very teo nefa , fa tonga tery amin'ny G3 eo amin'ny poteau misy pneu be mpijery mbola large indray de notatazan'ny trano , mbola nampian'ny vitana nefa fa de nomeny vitesse 1 ère hatramin'ny farany de 3:07 raha eo amin'ny 2 :37 eo no mety vitako zay angamba 33ème iza no tao alohako tao mazava hoazy fablide (3) beelaba (4) steakam (6) maximumattack (8 ) the_doctor hahahahaha (16) fafahcop (18 )
  7. tena efa nahavoa ahy letia io an TSy mihodina tsara le ventillo eo amin'ny Processeur de nosoloina mihitsy Ny fomba ahitana azy de le vo velomina iny ny matos de misy ny temperature eo eo amin'ny 37-40° eo izy raha mbola tsy niasa mihitsy ; raha tsara ventillo sns ary tsy de misy zavatra be loatra miasa mila mampiasa processeur de tokony maximum 60° angamba (manao session maromaro eo elà de vonoina tampoka de jerena indray , fa tsy misy logiciel hitako mampiseho ny temperature ny machine mihitsy) , parametré koa fa eo amin'ny 85 ° eo ny matos de mamono tena , afaka manao le setup aorinan'ny velomina iny koa le manindry Suppr le vao miainga iny e, de jerena ao amin'ny health ... de ao no misy ny temperature sy ny vitessen'ny ventillo sy ny temperature d'auto-reboot Tsy voatery ventillo koa hono io fa possible misy mampiditra progarmme mampiasa cpu de miasa be de miakatra ny temperature tester-o ao daholo zay rehetra izay e de mazotoa fa session publik zay nataoko tato ato zay de eee miverina bureau foana na mamono matos mihitsy jereko ny temperature anefa normal ihany Misy chance koa aloha ny jeu rehetra e lolll
  8. fa maniry otran'ny anana zany vaovao ato zany le Mbola tsy hijery ip aloha za mdrrrr fa mety ahitana ny fipokan'ny organisation :t06: koa io FA tokony asiana date limite ihany le inscription an
  9. Aleo zany mandeha mora le de tt facon ry beelaba fablide latva stekam maximumattack efa tsy azo intsony rah reny reco nataony ireny mety mila miantso ny masina elà ra dude fa misy voaota ao le
  10. MRC MALAGASY CHAMPIONSHIP Rally: Jovenna / Coef RLSM: 7 From 11-05 to 17-05 -2009 Gravel Mod ES : 1 Anosizato / Pribram SS3 / Gravel Mod / Good ES : 2 Vontovorona-Morarano / Harwood forest / Gravel Mod / Good ES : 3 Morarano-Vontovorona / Harwood Forest II / Gravel Mod / Bad Assistance ES : 4 Andriambilany-Ambatolampy / Pirka Menoko / Gravel Mod / Bad ES : 5 Ihazolava-Andofarihy / East-west / Gravel Mod / Light fog ES : 6 Ankadivory-Antanifotsy / Joux verte / Gravel Mod / Good Assistance ES : 7 Antanifotsy-Manarintsoa / Noiker / Gravel Mod / Good ES : 8 Manarintsoa-Antanifotsy / Noiker II / Gravel Mod / Good ES : 9 Antanifotsy-Ankadivory / Joux verte II / Gravel Mod / Good Assistance ES : 10 Andofarihy-Ihazolava / East-west II / Gravel Mod / Medium fog ES : 11 Ambatolampy-Andriambilany / Pirka Menoko II / Gravel Mod / Good ES : 12 Anosizato / Pribram SS3 / Gravel Mod / Good
  11. dadah-mrallye

    WRC/// ARGENTINA 2009

    Miala satroka mihitsy : Champion Fablide Efa koboko ihany hoe io ve raha manao regalge eo tsy tonga de tsy misy fanafana mihitsy inona tokoa Misoatra nampiakatra avo ny sainam-pirenenana Malagasy e Bravo koa hoan'ireo zay namokovoko rehetra tao lolll
  12. Tonga soa ny sipakely e De miarahaba ny ray sy ny reniny , de maroroha taiza e
  13. dadah-mrallye

    WRC/// Portugal 2009

    misaotra betsaka e mipoka indray ny boite-mailko mbola be mpitia ihany kaika le moderateur lolol
  14. dadah-mrallye

    WRC/// Portugal 2009

    aleo hidiko ity forum ity fa aiza ve ka ny moderateur indray no tsy mahazo replay omeko 24 h nareo zay manana replay mba handefa izany amin'ny dadahgasy@yahoo.fr fa mazava ny tohiny eee
  15. dadah-mrallye

    WRC/// Portugal 2009

    loll Mc crash aaaa tsy mpifaninana amin-tsika intsony letsss reny an chance anie letia no handresen'ny ceinture jaune ny ceinture noire 4è damn sisa ee sa elà mbola manantena
  16. Ny alina 'za eto foana ka mijerijery lisany koa anie hendry loatra de tsy de misy ilaina ahy loatra e tohizo ny fahendrenareo rankizy hoavy tsy ela i dada-masteur (loll eto foana 'za ka)
  17. angah tsy A8 = N4 = M12 = classe 4 A7 = N3 = M11 = classe 3 A6 = N2 = M10 = classe 2 A5 = N1 = M09 = classe 1 zay fotsiny de ny Groupe A/N homolgué groupe A/N de rehefa tsy homologué amin'ireo de lasa groupe M (loll), fa plus homologation gasy amin'ny resaka bride turbo izay ihany angamba no tena zava-dehibe
  18. dadah-mrallye

    Rallye de Chypre 2006

    Solberg forever eeeeee
  19. efa tenenina foana hoe tsy ny namanao nohifaninananao fa ny tsara vitanao omaly
  20. tsy azoko mihitsy anie no nialany i Dodanen Manager e fa na de izany aza aza de manao reraka loatra alohan'ny session officielle e sao be loatra indray ny kotrana de le tsy namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly no hiakm-pitolomana e
  21. ary His kaika tany an de i Yachine koa
×
×
  • Créer...