Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. Sode mba efa nisy nahita aloha ireo lalana ireo e Manao ahona ny etat any amin'izao ora hitenenako izao Tena henjana ihany manko le hanao reco any an anaty akata tokoa
  2. Otran'ny tsy ho marina mihitsy kosa zany sady to 1000 m monja ny piste lehibe
  3. MMMerci HIS Fa lavitra zany lalana izany marina manala 100 km eo vao tonga any amin'ny faranay SS lavitra indrindra (ANTSIRAMBY)
  4. sode mba tokony atao 2 andro (2 jours) fotsiny zany SS miisa 8 zany zany ve no atao 3 jours tsy fandaniam-bola ho anay mpijery
  5. ahoana ihany izy ty e na izaho aza fanina lol
  6. dadah-mrallye

    Mitady Piesy

    Tsy mahita olana mihitsy za ka Fa raha hanaovana rubrik mitokana le izy de mety tsy hisy hijery akory fa aleo tonga de eo ihany eotran'izao de mba lazao kosa hoe ahoana ny ataon'ireo zay manana na mahita azo varotana; na phone, na mail na mp
  7. Aleo Atao ato amin'izay ny resaka e
  8. angaha zany ahiana intsony e lol efa poinsa zany
  9. Mamalaka zany andro zany an De mamerina ny Fiarahabana an'i Laza - Rivohery Koa moa zany ny tenanay De hoan'ireo zay tonga rehetra ihany koa Ireo voalohany isan-tsokanjiny Ny andriambavilanitrin'ny rallye tsy adino Ny saika ho tonga rehetra Ny saika hanao koa De misaoatra ny mpikarakara Ny iindrokelin'ny mpandrafitra moa harenina amin'ny manaraka foana e Ny Dzama sport zay tena nanao ny nety tokoa Nilay mihitsy aloha iny e hoan'ny mpijery io an; na spectacle na suspens, na ny rehetra e ... Mihatsara be mihitsy ny taranjan-tsika ity ka Aza hitako ka vao maika hilay be ny amin'ny manaraka miaraka amin'ny SRK Fa ny sur aloha zany de eny Imeritsiatsika ny PC Ny ES mety hisy hiova betsaka koa hono Fa le rallye 3 andro koa aloha gaigy ihany an, mba tokony visite sy shakedown fotsiny ny Zoma Henjana hoan'ny mpijery ihany aloha zany e; indrindra le mody hariva mijery temps avy eny fa de mety ho fenoin'ny fandraisan'anjaran'ireo zay mbola tsy afaka rehetra angamba ny lanonana miaraka amin'ny fiara hafa tsy mbola hita
  10. Efa ao mihitsy ny résultat samedi ka http://site.voila.fr/mrallye/index.html na www.mrallye.tk
  11. Tsy tsaroko tsara le resaka Fa milay zany ka Fa raha isika no hiantoka azy :: marina raha ho zaka izany fa io to izy no hianto-tena fa raha ny tena tokony hisy vahiny hafa aloha de i Emontspool no tokony hiverina e to lasa sahirana be manko lery any afrika any mba tsy hitentenenana foana
  12. Tsy maintsy misy satria le tamin'ny 2006 iny anie no hiadiavana e! Raha tsy efa narianay azo in-3 (misesy sa tsy misesy tsy haiko tsara) an club iray izy iny vao miova vaovao indray Misy izany
  13. Toa tsy diso fandray kaika ka ; fa to tena Hery Be sy Teillet mihitsy de to Subaru indray no izy de i Teillet zany hiverina ho copilote; fa ny sponsor no lasa Dzama; (Zalahy koa samy TMFR anie; fa i Jimmy to ho raikitra amin'ny fikarakarana Rallye satria Pdt ASACM) Ahoana indray angaha ny fandraisana anjaran'ny Pdt rehetra amin'ity Teo manako saika nanao daholo TMFR Terrinen ASACM Jimmy FMMSAM Eric TASAMM Tina MSA Serge (Efa saika) ACCT (Iza moa ny Pdt anLisany mdrr) SRK tsy nanao (haiko le olona fa tsy haiko ny anrany gluuk) ASA TANA3 Ntsoa (Ny zanany)
  14. De iza sy iza indray hono no hanao ankoatran'ny Kamikaz sy Louvel zay tena efa hita fa tena vonona tokoa Hatreto aloha ny fandraisan'anjara an'ny Laza de mbola ambadikin'ny omby; hiandry zao pièce lafovidy nafarana izao manko, de ho tonga koa ve le pièce de ho tafapetraka ihany sode hilahatra aminay hijery fiara mandalo indray henjana ihany ity taranja ity an kely foana de mampiova zavatra be da be
  15. Manaitra kely fotsiny ilay hoe Hery be sy Teillet sur clio Hoe nidina kilasy ve i Hery be? Fiheverako izany niso diso fandray indray tao I Hervé sy Teillet no equipage hatrizay ka ny Hervé tsy de faheno loatra de nataon'ny sasany hery-be (zay faheno foana )
  16. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Lery koa anie milaza hanao foana nefa tsy hita mintsy ee !!! .... Zahay aloha de efa tsy mino intsony raha tsy mahita an'lery any anaty ES e
  17. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    Angaha tsy downloadable
  18. dadah-mrallye

    vidin'ny fiara

    vaovao ahoana moa izay 1 vao nivoka tany amin'ny magazay ve ? 2 sa zay vao nanaovana rallye ? satria raha le fanontanina 1 de tsia fa raha le 2 de eny (raha le caisse io, fa raha le moteur natsofoka ao to hoe le Saxo Gerard taloha (taloha oviana no tsy haiko ) ihany , fa izy aloha to otran'ny romotra ihany Ny pilotage no mbola mila fahazarana misimisy nefa ny Copilote an'isany favy eto amin'ny tanana
  19. dadah-mrallye

    Laza, Kmikaz ou Matio

    Lay Suspension iny hain'lery no mis'adapte rapide tamin'iny; fa lay boite mihitsy vao mipasse 3ème de lasa daba tsotra vao mahazo pente kely fotsiny
  20. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Miarahaba an'i Mickael-Fafah De ny sisa rehetra koa tsy hadino na iza na iza pilote copilote mecano loll organisateur TMFR, JOVENNA (+ ilay Animation Mr ANDO) fédération club (PSG, REAL de MADRID, BARCELONE,...) ny Mpijery rehetra ny equipe rallygasy (milay le ezaka) MR RADESA De miandry ny manaraka fa sur fa tena ho tsara tanteraka De mirary ary manantena ny fahavitan'ny fiaran'izay simba rehetra
×
×
  • Créer...