-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
-
Mbola za ihany pronostic ze sahy par groupe aloha ze miady de atao hoe mandeha tsara daholo ny Vam rehetra N4 logik Mathieu M10 Logik G. Louvel M11 euhh Tina P306 Manraka azy no tena combat ary mety ho lasa lohany tampoka aza -Dani;Eddy; Nashemy; Freddy.... M12 Logik Laza (lol raha mandeha tsara ny vam , fa efa 2 fois à la suite zay) manaraka koa no combat be Hery be sub vaovao be Mickael Toyota boostée Cri sy ny fitandremana tsy hay zay apokan'ireto Nissan mirahavavy ireto Madama moa Madama foana Ny 2ème amin'ny général koa no tena henjana loll tena mila mijery SS2 vao afaka miteny Mathieu A; Hery be; Louvel, Mickael; Tina; Cri
-
efa ao amin'ny www.rallygasy.tk ny liste De mba alefaso ny pronostic e Ny tsy mbola hita ao de ny fiverenan'ny Roi Lion De Tina /306 ex barday miaraka amin'ny groupe M11 Louvel Kely hitondra Saxo 106 kit car an'i Mathieu--Kopela to lasan'i Geraldo Madama hitondra Sub Ex-Joda M12 Ramose Terrinen Hitondra Sub ex madama Ramose Hitondra SUB ex Elefanta Hery be moa efa hita ihany ny fahavononany @ Sub de i Mathieu Andrianjafy hitondra Sub miaraka amin'ny Davonjy Laza koa efa vonona ela amin'ny Mitsu
-
-
-
henjana be zany loll mba teny diso tsy mba kabary kosa angamba fa le "miaraka" tsy miaraka amin'le "samihafa" mdrrr fa teddy aloha sur fa miaraka amin'ny louvel kely fa zareo no nanao reco hitako; soa fa nisy azy fa raha tsy zany de nijabaka tany amin'ny le lalana antovotany -taramanana ratsy be tany zahay; fa ny alohan'izay ratsy be izay kosa aloha de tena tsara be e mdrr; plat ; miakatra be; midina be; virage tsy virage; hatsana tsy hatsana; de misy hazo sapin le tsy hifankahitana ireny koa amin'ny ilany anakiroa (tonga de finlande mihitsy mdrrr)
-
-
-
-
-
-
-
Sotra betsaka Hismaster feno tanteraka ny zavatra ilaina; milay be e mandeha mijery sisa fa tena gidra be ihany izy zany hoan'ny mpijery an raha izao no mitohy de efa aleo io site io no ampiasan-tsika fa ny tenanay tsy de tena manan fotoana be intsony , no efa ampy io sady hitovy ihany ny lazaina ao fa de atao archive sy fanomezana sary angamba sisa ny site iray satria mino koa za fa otran'izao ihany koa ny fivokan'ny résultat
-
-
-
-
Mba tsy hitoviko hevitra aminareo kosa ity Za kosa mahita fa io no mety satria mba fotoanan'ny fanaovana spectacle ihany anie le izy e sy hoan'izay mbola te hiditra amin'ny le taranja; nefa rehefa mahavita spectacle enao nefa jerena ny temps ataonao par rapport amin'ny 4rm lavitra be de mety ho kivy avy hatrany Ary amin'io koa anie ry zalahy mpitondra 4rm mba hirina hitondra fiara 2rm (mahay daholo reo ary tena mahavita milay daholo sady efa teo daholo no niala ) mba tena mampiseho ny style-ny fa mba hajanona kely aloha ny tanjakin'ny vam Le trophée hoan'i 4rm kosa efa misy e le saika hoe averina (zany hoe tsy exclu ny 4rm, tsy negligé akory aza satria mbola ny temps scratch ihany no andaharana ny vam rehetra eo amin'ny course, fa tsy hoe atokana otran'ny open ny 4rm )
-
-
-
Amin'izay mbola hantsana kely no miandry anao amin'ilay epingle voalohany amin'ilay double epingle , ra gui-gui-bone koa efa manandrana fa le mbola mora taitra de vao lasa le lohan'le vam de mikropaka fa ny tena combat de ilay 504 davonjy sy ny sub an'i Madame tamin'ny Asabotsy aloha za no nijery e :: 1 sy 1 ny bolina (fa le sub an'i Madame tena nanidina ) Fa le lalana nankany koa no tena ozatrin'ny fiainana , niasa mihitsy ny amortisseur-ko mba hafa mihitsy ny fahasimban-dalana mankany
-
Les engagés : -Dom (Golf) -Louvel (Saxo) -Freddy (Polo) -Mickael (Toyota celica) -Mme Terinnen (Subaru) -Mme Patty (Subaru Proto) -Laza (P.504) -Faly (P.504) -Nanou (Toyota) -Haja (Subaru Proto) -Nashemy (P.205) -Anders (Ax) -Gus (Golf) -Zab (P.205) -Mathieu (P.205) -Louvel Mickael (P.106) -Ynovirah (P.504) -Davonjy (P.504) -Bainina (Ax) -Guibone (P.205) -Harivony (Saxo Vts) TRIBUNE
-