-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
-
Tena otran'ny degany be zalahy le hianatra conduite vam anakiroa samihafa Tady ho kivy sahady ny tenanay Le focus amin'ny wrc manahirana ny setup sy ny maitrise Ny mrc mbola karohana zay vam mba milay sy mandeha mafy, mirepondre amin'ny accélération/frein; sy tsy maizina ny fitaratra na tsy misy contre-soleil mainty be antsasakin'ny parabrise ; mbola jerena setup koa Mampiasa coco be le habitacle koa miova , miova daholo ny repère Aza hitako ka hanao choix ihany hoe MRC sa WRC
-
Skin championnat RBR gasy
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Skin championnat RBR gasy
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Skin championnat RBR gasy
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
-
-
Colin 2 Tena tantatra lava be mihitsy Colin 2 sy za kozy e FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e tsy azoko mihitsy mbola lasa saina mihitsy za hoe sao mba zany koa ary ity RBR ity Nefa tena le simultaion no mba efa tiana hiainana de tsy mandinika clavier izany intsony
-
-
Loll ka io zalahy ny resaka participation @ rallye eto amin-tsika hatramin'izay Ny tsy hanao no milaza fa hanao Ny tena manao tsy milaza mihitsy hoe hanao Io aza mbola aleo miandry ; SS amin'ny zoma maraina mihitsy vao hita hoe iza no tena mirotsaka ao anaty Spécial iza daholo moa le hoe hanao Subaru 10 ( citroen saxo t4 xsara 206 sa sa vw type4 Vazaha betsaka (tsy misy vazaha mihitsy amin'ity...) tmfr folo be zao tamin'ny herintaona amin'ity jovenna ity to 3 sisa angamba Hiandry foana e
-
-
-
Session Jordanie 08
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Session Jordanie 08
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Tsy misy teny mahalaza azy intsony e Tena Tsara be sao mahalatsa-dranomaso Eh fahiny tokoa raha mba nitady information momban'ny rallye zany e; mipenipenina mihitsy e!!!!!!!!!!!!!!!!! Asina cartographie kely amin'ireny tanana tsy mbola nandehanana ireny zao no mba partager-ako ; otsan'ny hitako misy ihany ao amin'ny PDT ao masay koa fa tsy mety mandeha le smilies keliko ireto Milay e, mino ah fa ny temps efa milaminaa daholo raha izao fandehan'ny liste des engagés zao His>jereo kely le soratra engagés fa lasa emgagés
-