Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. henjan le mitady le reglage avy orana mila mafimafy ny kotrana sy ketrika
  2. yes yes Tena aleo mihitsy mikotrana amin'ny session foan fa le miafina irery otran'ny tratran'ny surpriz amin'ny tanjak'ilay vam rehefa tena session e; sady manasitrana sy mampazatra le pression mihitsy le ao vao misy Gravel reduice (eny fa na realistic aza ) eo amin'ny 20h 30 - 23h 30 eo aty amintsika de asiko foan ; fa amin'izao aloha le lalana GB reny no tena asiana
  3. Handray anjara 771- dadah : WRC07 C4 : Team MOMO mbola ataoko automatik ny vitesse aloha amin'ity fa efa hitako le manuel fa 5 sec sy 10 sec azo rofina tsara fa mila fahazarana de aleo aloha tsy mirisika Fa raha tsy diso za mifanindry amin'ny zavatra maro isan-karzany io daty manantantara io an Tena otran'ny mihitsy no hikarakara zavatra ; de mety tsy ho mora ihany zany amin'ny forme ; zay tena ilaina tokoa amin'ny concentration; de tsy de havita reco ampy ihany koa ;na mahavita aza ;fa somary ho reraka kely ihany reo mahery fon'i mahatsapa tena daholo zalahy isany Ny tenanany koa moa tsy ento antoerana amin'izany 06/07 zany fa de aloha kelin'izay angamba no hampinana izay azo ho hanina ao
  4. Koa satria hoan'ny gasy de Ato zany ny atao ny inscription sy ny taim-baka rehefa mety ho zaka rehetra (fanararotana ihany) Condition: 1-efa napetran'i Tompony fa Hoan'ny Gasy 2- Eto Madagasikara (tsy zaho no nametraka anio Mc crash an lolllllll) 3-de zay classement avokan'i RSRBR ao no valiny tsy mbola asian calcul be hafa 4-de izay mano inscription ihany koa no tafiditra Loka: Joystick milay be azo hanaovana jeux maro isan-karazany mbola tsy de niasa firy ; ary be ny azo ilaina azy eeee merci thomas_R Rallye: Ny Rallye moa zany de miaraka amin'ny Session Officielle Grande-Bretagne (01/12/2008 - 07/12/2008)
  5. Aleo mba handray anjara fa tss Nahita hevitra mihitsy za hoe aleo asiko sujet iray mihitsy ity Challenge Thomas_radstrom asiana inscription mihitsy amin'izay mba tsy tafiditra ry kambana isan-karazany amin'izay koa ze efa mahatsapa-tena tsy miditra mdrr fa rallye dans rallye e de asio taim-baka e
  6. dadah-mrallye

    Commande Chemisette Team So6

    efa niandry mihitsy za hoe iza iary no ahita zay valiny zay loll Miandry ahy ao foana ny anjarako e Asiako 18 000 Ar foana aty amposiko ka fa rehefa tafajanona eo amin'dra bigbang eo za de mivily ; na de hividy le sosisy eo aloha aloha eo ihany aza; fa le parking koa anie tena mampararyandoha eo e Zany hoe tokony efa hijanona ao amin'i Bigbang ao foana zany le Taille L hoan'i Dadah
  7. dadah-mrallye

    Slalom ACCT-Team SO 6

    fa otran'ny mihoson-drà zany le izy
  8. dadah-mrallye

    Commande Chemisette Team So6

    Ny ahy zalahy alefako eto fa tena henjana be le mahita fotoana
  9. dadah-mrallye

    Rallye Tour de Tana

    IO koa kaika mampahazo 10 sec amin'ny falstone ozy soafahana de atao ahoana fa hitenter ze vita amin'ny momo eo aloha e
  10. dadah-mrallye

    Rallye Tour de Tana

    Félicitation Mc_Crash ; Rallye tsy de misy azo ambara fa; tsy afa-po mihitsy amin'le fiovan'ny Physicn'le fiara isakin'ny session officielle e, tena mahavariana eeeee ; lasa mitenter l'impossible foana, raha ny différence 15 sec amin'ny oul hafa efa mahazatra fa raha amin'ny temps moyen-ko isan'andro isan'andro kosa bof bof be De le france koa moa de tsy natao spécial ho anay mihitsy e; sur fa misy réglage spécial hoan'io firenena iray io mihitsy fa mbola tsy hita aloha hatreto Efa farany vao hitako ho ritered daholo ny sasany; de mbola nakamamy le joux plane teo ihany inn fa de saika ny aina no nanaraka; soa fa descente be sisa ny farany de nikorisa moramora tsy nisy motera teny e Fa Faly ihany; efa nahatsapa fa nisy évoultion vita ihany; indrindra ny fangalana segondra kely isakin'ny mikotrana e Hita indray marina ny 2009 Na ny côut ny internet sy ny fiovan'ny offre na ny fioavana amin'ny réglement RSBR Na ny fiovan'ny physic fiara Na ny fotoana hanana Na ny fahasalaman'ny MOMO
  11. Ze mahasoa Sport no andeha atao e Sur aloha fa vao miditra amin'le fifaninana de Resaka titre no tadiavina e; de fanomezana fahafampo ny mpanohana rehetra (mpitia rallye, mptia anao manokana; ny club; ny mpanohana ara-bola , sns e ) tsy misy mahadiso izay ary tsy misy mahadiso koa raha manao amin'izay fomba rehetra hahazahoana an'izany ; amin'ny fanatsarana sy fanavaozana ny an'ny tena... Nefa otran'ny sport rehetra koa de tsy maintsy misy foana koa ny sakana sy ny kihana sy ny heso sy ny fanaratsiana sy ny fanakiviana , fa an'isany le jeu tokony resena sy hiorana daholo reny otran'ny miala takl amin'ny bolina ihany reny ; otran'ny eskiv amin'ny boxe; otran'ny saut ou pas saut amin'ny rallye; donc an'isany fahazahoana victoire Fa le resaka maneso io kosa aloha ; mba mpijery rallye ihany za fa haiko hoe iza no tokony hahavita le izy e , fa tena teo variana kely za hoe fa de nahoana kosa oul mahazatra ahy mpitia rallye miaraka amiko no nanao le izy "Tena tian'ny NAINA (Fmmsam) copilote niarahantsika niory ve zany fihetsika izany " Netan'ny ny fo tia club loatra angamba hoy aho de najaniko teo ny fitsarako azy Fa tena tonga ny alahady fa za moa mijery rallye hatramin'ny farany foana n'inn n'inn mitranga; de mbola mankamamy ny fiangalian'ny Tax sy Boom ny 29.5 km sy ny fikajiana ny temps madinidinika eo amin'izy sy Gui Gui bonne sy Iando mazava hoa azy fa maka TAX zany za eo ; fa nadeha tsotra hody fa nahita an'ny Subaru GAlana naka sisiny + nahita an'izy mitsam mipetraka eo akaiky eo makaka sisiny mitazona le transmission , bizzzzzarre ve fa tena tohiny tanteraka mihitsy ny fonay ROA , teo za vo gaga hoe ahoana no havitako haneso oul otran'izao Iny ny saison 2008 e nahafinaritra amiko aloha e , ankoatran'ny majunga zay tsy nisy Dommage kely ny résultat no tsy tsara ;ho ahy sy ny club misy ahy Sur fa hiezaka hanao ny tsara kokoa noho iny zahay amin'ny 2009 Tia rallye Forever
  12. dadah-mrallye

    Slalom ACCT-Team SO 6

    Mila maika be jerena dia Manontany ny Fédération sy ny Officiel amin'ny zavatra rehetra ilainy satria manche officielle Fotoana Fitaovana Olona dia ny vola miaraka amin'izay rehetra zay fa raha tafiditra ka vita 1 journée zay rehetra tiana hatao ; ka eken'ny fédé sy ny officiel de; aleo atao 1 andro
  13. Félicitation Hoan'izay Champion rehetra Mankasitraka hoan'ireo zay tia rallye namaly ny antso
  14. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    Tena Asa tana 3 i Dadah ary efa elaelakely no tao, ary nefa na dia Membre Club aza za , Na dia tia Mpifaninana iray manokana; Dia nataoko ambony lavitra foana ny fitiavako ny RALLYE amin'ny maha spectacle azy sy ny suspens sy ny sisa e; fa iza tokoa moa zany Club Asatana zany ry zareo , teo amin'ny membre 40 eo zahay , teo amin'ny 15 eo no tena actif mandritra ny saison , tafiditra ao antin'izay ny Pilote copilote eo amin'ny 10 eo ; fa tsy mbola nivoaka menatra kosa anefa zahay raha resaka fikarakarana manche rallye zany satria tena fitiavana no mampifandray ; ka eo indrindra no maha gaga kely ihany hoe oviana no nanao Combine zany izahay hatramin'ny nisian'ny Asatana3;
  15. dadah-mrallye

    LIVE RALLYGASY

    Tsara be le live manantena mba isakin'ny mody de mba tonde mijery de mahita ny valiny e six six
  16. dadah-mrallye

    MRC 08

    Ka zay ny réalité misy Dadah a , ny club manao ny rallye arakarak'zay hitany fa mampetipety ny equipage phare misy ao aminy, ary logique sy humain anie zany fa tsy ifanomezan-tsiny é, ny club sasany mieritreritra oe any @ fiabilité ny avoazany d manao rallye lava, sy rythmé b sy cassant izy (3es vô PR) (dernier jour aza mbola asiany cassant b), d misy ny miteny oe d ny club sasany contraire an'zay d mba misy manana réaction hafa kou , fa tsy olana ngé zany fa ao anatin'ny kilalao daolo é . Fa que le meilleur gagne fotsiny é . D mba samy manana ny stratégie kely eo daolo ny club rehetra fa samy te ho champion é . Ok zay vao mba hitako hoe elà io miteny io; efa gaga kely ihany za manko teo ; fa hiombonako hevitra daholo reo farany voateny reo
  17. dadah-mrallye

    MRC 08

    Fa misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra, fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay moyen eo am-pelatanany. Iny kosa tena tsy noheveriko mihitsy hoe pilote no hiteny an'izany kozy e Tena misy mitomany hanao Ankadimanga -sambaina ve ny firy % ny pilote De misy mitomany hoe ataovy special vaovao daholo fa za averina (amin'ny reco sns ...) raha ny mpijery zay te ahita spectacle angaha Sode mba ny manao rallye lava be, sy kassante be, mila endurance be, mila budget be, no tena mampieritreritra Fa ekeko le hoe samy tokony ahay hisadapte otran'ny competition rehetra (tsy tokony hisy excuse ) fa tena chapeau waa @ le fitiavana club otran'izany koa le tenin'ny Hery be raha misy mampety ho champion an'i Michael no nandraisany anjara surement aloha de ahita rallye isika tena tia amin'ity hitako any anty reco any fa de tena hisy attack amin'izay farak'izay vita eo na ny kely na ny lehibe , Any amin'ny Vol any no misy ahy hijery temps
  18. Za mihitsy zany no tena Fôpla tamin'ireny e fa nade zany aza mety kart 7 angamba no azon'lisany tao
  19. dadah-mrallye

    MRC 08

    Liste des engagées Sitraka-Mathieu : SUBARU TOTAL QUARTZ eto no tena ho surpriz Gui-Gui bonne - Teddy - Davonjy - Iando : subaru / 205 climatel / otis / galana Ny tsy misy surpriz aloha de ny Champion copilote de i Fafah
  20. dadah-mrallye

    RUN 2008

    efa saika tsy hanisy sira tato ihany za fa Le hôtesse zany mba mampitovy tenue Fa kaika koa ry Bokon'ozatra Team Michiggan mampitovy tenue lee
  21. dadah-mrallye

    MRC 08

    . Efa saika tsy nisy ihany an ny L an S I C A M O R A N G E soa fa nanankevitra ny organisateur nanisy G A L A N A marina tsy hanao ny alphabet rehetra ny lady 3LLLame
  22. Namizaka sy nahavalaka mihitsy aza ny nanaovana ny casting anie Fa mahery homana budget be koa kaika izy reny an
×
×
  • Créer...