Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

arizona

Membres
  • Compteur de contenus

    114
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par arizona

  1. arizona

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Six be Nari9 !!! Mety be le rapport de mission ! +1 milay le video!
  2. ka tsy maintsy nanenjikan'ry popov ko !!! Non tena moteur réel noho tadiaviana eee !! Efa nahita motera ve?mba asio sary sy vidéo mba jerena
  3. Raha eo @ niveau RUN zany dia JSO ny team tena matanjaka sady natafavoaka ketrika maro,106 S16 kit nos,205 moteur SUPRA,dia ny 205 t16 no efa nibata ny RUN FFSA. dia ny FPT indray forum lehibe indrindra mi-regrouper mpankafy fiara rehetra zany oe malaza europe mitsy io.Ao no ahitana zavatra maro karazany.
  4. arizona

    riry

    Efa nandeha t@ sangy sary lery fa mahana beu bandy akama dia tonga dia kopy izy.Ny vadiny sy sipa hafa no ni piéger any lery io!!lol Bandy akama teny @ run scoot illégal lery,dia zay no nanokatra ny 1er run scoot officiel teo SRK!!indrisy ny fahiny....!! Adversairako mitsy io tsy nahazo ana mitsy t@ zany!lol
  5. choix entre les caisses!ra za manokana aloha dia 205,rien que le rapport poids puissance dia efa hitany tsara.Sady any Mada zany efa misy mi renforcer tsara,reste à trouver train roulant dia motorisation choix avy eo.Soso-kevitra fotsiny io fa ny tena koa mba te hianatra anao zavatra tsara
  6. le atelier mitsy kouh no tena enjana,tonga dia miaraka @ banc mitsy kle!!
  7. arizona

    Run FFSA 18/04/2010

    merci "sangy sary a!"xd
  8. arizona

    riry

    Ary zay voa itako oe kay ra RIRY "SANGY SARY "io!tsy miova mitsy nareo zany lety e
  9. arizona

    Tsara Feeling

    in ko les no tena reveko k'leu hahahahaha tonga dia bien ékipé mitsy leu!
  10. arizona

    Run FFSA 18/04/2010

    le 205 T8 manga sy maitso zany tena samy nanana pblm boite de vitesse,fa ho alefako eto ihany ny temps refa tonga ny fiche...!
  11. arizona

    Run FFSA 18/04/2010

    aoka marina,mbola resy lava atreto aloha
  12. arizona

    Run FFSA 18/04/2010

    teto zany ny 1/2 finale,resy ny tenanay fa tsy tafiditra tsony ny 3ème dia norevena 5 ème hatrany ny fiara(efa nanana pblm d'embrayage) Ireto ny mpanamory sy ny mpanohana akaiky zany!
  13. Mba asiko sary zany fa le vidéo otrany malaza mavesatra beuh
  14. Ny ahy ilay eo ampovoan'izy mitsam no tiako +1 atraty io
  15. arizona

    vidéo 205 T8

    Vidéo nin dramina zany ty https://www.youtube.com/user/76perfswapauto#p/u/5/McDWKw-9fCg
  16. tena zay otrany mpankafy PIGEOT,fa ny Golf typeI koa tena reveko beuh,surtt le fotsy io tena ita fa tena madio be!! T16 oettinger zany ny base sa dohc 16?
  17. arizona

    vidéo 205 T8

    ok merci sefo a!!alefako eto ny vidéo k
  18. arizona

    vidéo 205 T8

    ty zany le izy fa somary miala tsiny noho ny fahatarana
  19. Tena miala tsiny noho ny fahataran'ny vidéo zay somary natao asa maika satria tsy dia tena havanana ny tenanay
  20. arizona

    Ho an'ny mpankafy PiGeot!!!

    Hafa mitsy ty revy ty,fitiavana peugeot daolo zany
  21. tena hafa mitsy ny revy fahiny e!za otrany mpankafy any ireny fiara taloha ireny mitsy
  22. tongasoa tompoko o!tena milay lay golf ka!!type 1 tena hafa manana bika hafa mitsy
  23. zay fa velona ny fiara saingy mbola misy fuite d'eau kely,d ny ligne d'échappement mbola dorizaka. soloina capot bombé zany lery mba somary misy bika kely na dia valaka aza le caross!! résultat: 1,2 bar overboost 1 bar pression normale tena fahafinaretana ny mitondra azy,na dia mbola misy pblm kely aza niveau train roulant.Dommage ny tableau tsy mandeha dis tsy tena fantatra ny tena fiaingany,fa ho asiko vidéo refa tena o point ny fiara Dia isaorana ny mpankafy nanaraka hatrany an'ty tantara ty!
×
×
  • Créer...